Ahoana ireto ?
7. locl
(
17/05/2009 15:33)
eny e! na ny nalefan'i noue na ny nalefan'i ndenn dia mitovy daholo, fa miharihary izao fa ny habibiana ataon'ny TGV.
Mampalahelo mijery ireto havany, ny hany azo atao dia ny manampy azy sy mankahery fa efa kely sisa dia hilamina izao korontana izao

8. ndaty
(
17/05/2009 15:49)
mampalahelo tokoa i leiry, tokony havela halalaka ny fanehoany hevitra saingy:
izy vazaha, ny zanany vazaha, dia isika no ampanompainy frantsay eo ambohijatovo isan'andro, nefa ny assurance vie-ny aty sy ny retraite-ny andafy milay be daholo
dia izy manao politika fa tsy hoe humanitaire izany
donc laissons le libre et san étre menacé,
mais qu'il arréte son hipocrisie, et sa malhônetété envers la france et envers les malgaches à madagascar qui ne sont pas de nationalité française, on crache et on vomit sur la france , et on lui demande de l'aide

9. locl
(
17/05/2009 15:52)
ô ry Ndaty a! Tsy nandeha naka raketa ange izy fa nanampy ny zaza Malagasy.
Izay opinion politique azy tsy tokony hanenjehana azy, sa zahay koa rehefa tonga any dia hosamborina???
Sa izy ange milaza ny marina e

10. ndaty
(
17/05/2009 16:44)
ô ry Ndaty a! Tsy nandeha naka raketa ange izy fa nanampy ny zaza Malagasy.
Izay opinion politique azy tsy tokony hanenjehana azy, sa zahay koa rehefa tonga any dia hosamborina???
ecoute bien ce qu'on dit de lui et ce qu'il dit: il disait qu'il ne fait pas de politique; et t'a vu l'image, avec le photo de ravalomanana en fond (comme message subliminale)
et d'ailleurs c'est bien lui qui a parlé du retour de Ravalomanana un certain Samedi, non????
Sa izy ange milaza ny marina e
et il n'a pas le droit d'insulter le commandat charles, on insulte pas une personne en public sur FR3 comme ça, charles ou pas charles, indrindra fa filana vonjy no resahiny.
je suis d'accord pour sa liberté , mais qu'il arréte de mentir, d'insulter, et d'étre hypocrite. la situation est assez compliquée comme ça. qu'il n'en rajoute pas la sienne