vive tgv!!
1. bazylou
(
17/05/2009 00:47)
50 taona izao ny fahaleovan-tena , FUTURE DRAGON DE L'OCEAN INDIEN no nisy antsika T@ 1960,50 taona aty aoriana , LE PLUS PAUVRE DU MONDE, Dia mbola ireo tsy mataho-tody ireo ihany ve no hofidina hanamafy bebe kokoa ny fahapotehina ? 20 tapitrisa ny Malagasy fa tsy ry zareo ireo ihany, ka aleo olom-baovao mihitsy e, rehefa samy ho retsy ihany ,aleo mba ho an'ny hafa indray ny Tirelire , mino anefe aho fa tsyn maintsy mba misy olona tsara sy feno fahendrena ary tia tanindrazana any ho any , fa tsy @ ireo mpanao politika efa fantatra fa galifantsy ireo daholo, Ary tokony mba ho avy any Fianarantsoa na Tulear indray ,satrie ireo no mbola tsy nisy teo, aleo mbe hifandimbiasana ny toerana e! soloina jeune milay , sy haingam pande fa tsy le soara mpiandry ronono sy mpangataka fotsiny!!!
:-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 17/05/2009 20:45
2. xxx
(
17/05/2009 01:02)
hoy bazylou;
50 taona izao ny fahaleovan-tena , FUTURE DRAGON DE L'OCEAN INDIEN no nisy antsika T@ 1960,50 taona aty aoriana , LE PLUS PAUVRE DU MONDE, ARY VAO MAIKA LE PLUS PAUVRE DES PAUVRE ZAO Dia mbola ireo tsy mataho-tody ireo ihany ve no hofidina hanamafy bebe kokoa ny fahapotehina ? 20 tapitrisa ny Malagasy fa tsy ry zareo ireo ihany, ka aleo olom-baovao mihitsy e, rehefa samy ho retsy ihany ,aleo mba ho an'ny hafa indray ny Tirelire , mino anefe aho fa tsyn maintsy mba misy olona tsara sy feno fahendrena ary tia tanindrazana any ho any , fa tsy @ ireo mpanao politika efa fantatra fa galifantsy ireo daholo, Ary tokony mba tsy ho avy any Fianarantsoa na Tulear indray ntsony ,satrie ireo no vao maika nampidièkizo, aleo mbe hifandimbiasana ny toerana e! soloina olona compétent ,fa sy haingam pande any an-kady toa an'i Andry
VIVE GTT Gasy Tia Tanindrzana
ok dakoro @ io hevutr'elah io mintsy zah ka

5. xxx
(
17/05/2009 20:45)
andrywui sy bazily =pesta sy kolerà :idea:
bazily kosa mbola misaina na izany aza ,ty anakireay farany dia olona foana no resany ,karazana gasy manao toetra-bavy be fialonana reny,tsisy fotokevitra ,zao ndray de resaka andro , :-@ :-@ :-@ :-@