miala

1. xxx ( 16/05/2009 07:12)
tokony hiala tgv fa efa niala ravalo; samy tsy ekenaireo mba ho voninahitra ho any malagasy rehetra fa samy tsy tin'ny olona ireo,basta (l)
novalian'i xxx ny 17/05/2009 20:33
2. sadeky ( 16/05/2009 07:33)
marina izany fa mba ho porofoina fa tsy tian'olona izy roa lahy dia aleo samby hilatsaka avy dia ho hita eo izany zavatra tsotra anie
3. harybe ( 16/05/2009 07:33)
aiza misy porofo fa tsy tiam-bahoaka ry zareo eh?
sa ve refa misy milahatra kely ka mahazaka olona mihisy any amin'ny 5 arivo dia midika izay fa alambahoaka?
ampahafirin'ny mponina eto madagasikara moa reo mpilahatra ireo?
misy tena tia tanindrazana ka manolo-tena milahatra (legaliste),misy koa ireo tambazana voala amankarena ka tonga hilahatra sy hanakirotana (tgviste)
4. Noue ( 16/05/2009 07:43)
harybe:
misy tena tia tanindrazana ka manolo-tena milahatra (legaliste),misy koa ireo tambazana voala amankarena ka tonga hilahatra sy hanakirotana (tgviste)
tena marina ireo voalazanao ireo eee ! saingy ny mampalahelo fotsiny dia ireto voavidim-bola


5. bozyboleta ( 16/05/2009 08:04)
Ny fifidianana no ahafantarana fa tian'ny olona ny mpitondra.
Efa nofidian'ny Malagasy tsivakivolo ary lany t@ latsa-bato 99.5% t@ fifidianana natao ny 17 martsa 2009 teo i andry nirina rajoelina dia izy aloha izao no mitondra.
Tokony hajaina ny safidim-bahoaka. Filou mamim-bahoaka izy ka aleo hanapitra ny mandat-ny satria izay no demon-krasia.

:-D :-D :-D :-D
6. Noue ( 16/05/2009 08:07)
bozyboleta:
Filou mamim-bahoaka izy ka aleo hanapitra ny mandat-ny satria izay no demon-krasia.
FILOU marina :-D :-D :-D :-D


7. xxx ( 16/05/2009 10:22)
harybe:

aiza misy porofo fa tsy tiam-bahoaka ry zareo eh?
sa ve refa misy milahatra kely ka mahazaka olona mihisy any amin'ny 5 arivo dia midika izay fa alambahoaka?
ampahafirin'ny mponina eto madagasikara moa reo mpilahatra ireo?
misy tena tia tanindrazana ka manolo-tena milahatra (legaliste),misy koa ireo tambazana voala amankarena ka tonga hilahatra sy hanakirotana (tgviste)


avy amin-dry zareo ny fijaliana ankehitriny donc samy mibarakay d vita,basta
:-*
8. Mirananirina ( 16/05/2009 11:07)
tokony hiala tgv fa efa niala ravalo; samy tsy ekenaireo mba ho voninahitra ho any malagasy rehetra fa samy tsy tin'ny olona ireo,basta

Raha tsy adala izy ko hiala indray,toerana nangalarana sy namonoana olona firy io :(
9. xxx ( 16/05/2009 12:29)
efa adala iny mirana fa efa tsy sahy ny hirotsaka hono é,mody be taim-bava fotsiny sisa,fiadin'ny fozaorana zany
10. xxx ( 17/05/2009 20:33)
Ny olana ange dia samy mafy loha be isy mitsamy e. Tokony ampiadiana eo alohan'ny tsangam-baton-dralaimongo izy mi2, dia izay resy gadraina any tsiafahy ary izay mandresy lefa seisitany fa tsy mahay manaja olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1809