TSY MAINTSY HAMARININA NY HERISETRA ARY MILA NY AFRIKA TSIKA

1. TEGEVE ( 16/05/2009 01:01)
anaka isany

betsaka ianareo mpomba ahy no manao vava hoe aleo Rvalomanana hitady fika any Afrika any
Zay no mahatonga ny sasany hanao antsika ho vendrana ,tsy maintsy ho any ihany mantsy aho ,hanatona ny prezidà Kadhafi,tsy satriko izany fa mafy tamiko ilay fepetra tao Addis Abebas teo

(l) (l)
2. xxx ( 16/05/2009 02:07)
ndàna ndray mila ranondrano any koa ,refa tsy haninon-tsianinona :twisted: :twisted:
3. Noue ( 16/05/2009 05:02)
sady efa nanao veloma teto koa anie i TEGEVE fa toa oe tsy mahazaka politika eee
4. benkintana ( 16/05/2009 12:14)
Mipetraha tsara refa tsy mahazaka politika,sao fafazako eo io
5. mimiko ( 16/05/2009 14:57)
efa tsy tafa tsony e !tsy reven' ny kil manaonao foana!sady reha amarinina le herisetra avereno aloha ny fatin'ny namanay tsy hita t@ le teo anosy iny e!et autres chose je te déteste! :x
6. mimiko ( 16/05/2009 15:26)
mpianatra za d tena niaina ny zavatra nitranga tery anosy!hamarinina ny herisetra ho ianao?avoay ny fatin'ny namanay tery anosy!afatra manokana "je te déteste!mpandaingasy manipulateur :x
7. Noue ( 16/05/2009 15:37)
dia izany hono no atao oe democratie ee !! :evil: :evil: :evil:
8. benkintana ( 17/05/2009 00:13)
Ity tgv ty ndray ry zalahy bandy mpnao ironie io é,tgv mpanitsoka tgv io , alefaso ao lesy tegeve le contradictoire ny ao @ nareo aoa a,
Kobo be mintsy ny hidémonteny ny arguments ny tgvendrana hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0069