ny Malagasy ve dia tsy mahita
1. bazylou
(
15/05/2009 18:34)
izao zavtra nafafin'i le8 izao fa mitady hiverina amin'ny nalohany ohatra ny nalohany tamin'ny ratsiraka iny ?? ny malagasy ve dia tsy mahita fa fandrebirebena fotsinyihany ireo zavatra kely natao tetsy sy teroa tamin'ny andron'i le8 hanafenana izao trafika sy halatra rehetra izao.
NY GTT izao dia miacharne amin'ny fananan'i Augustin andriamananoro aty france fa hoe vola halatra honoireo nividianany trano ireo.
Dia ho avy koa izahay tgv fa hanao plainte sy enquete internatinal kao momba ireo fananan'ny le8 eran'izao tontolo izao satria volam bahoaka koa ireny , nividianany ireny.
Dai raha ohatran'izany foana ve noatao dia hisy hiangana eto ?
ary izany le8 izany kao tsimaintsy ho vitan'ny tgv ihany raha izao no fandehany!! :-P :-P :-D

novalian'i xxx ny 16/05/2009 12:36
2. scott
(
15/05/2009 19:13)
Zan kosa ve ny democratie apetraka nodradranina teny @ 13 mey ireny?Ötrany le zavatra hita fa tsy mety taloha ireny de hitan zareo fa mety indray zao. Tsy olona mitana ny teny navoakan'ny vavany ireny olona mpitondra amin'izao ireny sady manitsakisaka ny zon'ny lom-belona. :twisted:
4. bazylou
(
16/05/2009 09:10)
Menatra aho raha olona aohatran' Ra8 no lalaina sy andrandraina.Olona tsy mahalala zay lazainy sy izay ilainy;hafa ny lazainy androany de hafa ny lazainy rahampitso!!!!
Zany v re ol de mba olona azo atokisina? mivadibadika ohatry ny lela may!!!
Fa inn no tena tsy ahafoizany io seza io e? efa nahazo 7 taoan maninn rah mba mipetraka amin'izay fa tsy manalabaram batan ohatry ny io!!!!
Sa tsy ampy yaourt ka tsy tadidy ze avy nolazaina omaly ka ny mifanohitra no lazain androany!!
Mba mieritrereta re olona an!!!