mivaotra ny firenena vao tonga tgv

1. harybe ( 15/05/2009 11:24)
raha fijeriko izao sary ato @ tranokala izao dia lasa firenena matanjaka be i madagasikara satria tsy mbola nahita izaho ary manomeza ohatra na mapisehoa sary izay efa nahita mpanadio lalana miaraka amin'ny mpiambina miromgobo basy (garde de coprs ozy ny vôzaha)
sady tsy vitan'ny ambeanana miaramila fa misy koa mpiambina miaraka @ costard cravatte!!
jejo be nareo any ampita any mampiseho an'io sary io fa tsika gasy rery no manana mpamafa lalana hoatrizao eh!!
http://www.sobika.com/madagascar-photos/2009/hat/14mai_001_ordures.php

:wink: :wink:
novalian'i Noue ny 16/05/2009 07:47
2. xxx ( 15/05/2009 11:41)
Aleo izy hamafa fa ry zareo ihany nge no nahatonga ny fako tsy ho voahangona sy lalana tsy voadio e!!!
Maninona moa raha mamafa lalana izy, izay nge no tena mety aminy e!!!
3. bozyboleta ( 15/05/2009 12:44)
Mendri-piderana kosa ny ezaky ny fat.
Tsy mitarai-tana-miepaka fa tena asehony fa MPANOMPO ny vahoaka izy ireo ka dia miandahy miambavy manao ny asa fanasoavana.
Ny vady koa moa mahatsapa ny soa lehibe tavaniny t@ saosy be azon'ny vadiny ka dia mazoto manome ny tambiny ho an'ny vahoaka.
Izany no tena fitiavan-tanindrazana.
Fa omaly sy androany toa tsy hita indray ireo mpitaingina kifafa ireo sa nanadio tany an-toeran-kafa indray??? :-D :-D
4. bogoskel2009 ( 15/05/2009 14:25)
Le miaramila reny ane ry se anehoana fa mamim-bahoaka izireo.Refa manao ratsy de otran reny no hiafarany e .Mandry andriran'antsy.iza no hamono azy eo.Ho fatin'tahotra eo reo refa kelikely.Tadidio ry mpamafa lalana fa ho avy RAVALOMANANA Marc filohan'ny MALAGASY hanohy lalana ho fafanareo.
Fa ty misy fanontaniana tiak hapetraka an'i TGV mits sy ireo mpomba azy.Le condition @ le filatsahana ho fidiana na tsia mapme e.efa hita zao fa ts afak milatsaka ra TGV de mbola be vava.Hanova lalam-panorenana @mapetipety azy indray zany.Avelao Ravalomanana hilatsaka ho hita eo zay tena feon'ny vahoaka oe tena nankaiza .Fa ts hoe JADONA E.HANALA JADONA EEE.ny ataon'lisany Jiolahy reo moa ts Jadona.
5. bozyboleta ( 15/05/2009 14:38)
Fitiavan-tanindrazana no tsy irotsahan'i tgv ho fidiana kah.
Fantany ny fitiavan'ny vahoaka Malagasy tsivakivolo azy ary raha hilatsaka eo izy dia ho lany avy hatrany amin'ny ampaham-bato 99.5% dia tsy maintsy hisy hilaza indray fa nangala-bato izy. Dia ireo 0.5% tsy nifidy azy koa avy eo no hanakorontana.
Olona tsy tia korontana i tgv dia aleony manaja tena tsy milatsaka ho fidiana.
Mivoatra haingana ny firenena raha olona toa azy no mitondra.
Indrisy anefa fa tetezamita faran'izay fohy fotsiny izy no eo. :( :(
6. Mirananirina ( 15/05/2009 15:44)
raha fijeriko izao sary ato @ tranokala izao dia lasa firenena matanjaka be i madagasikara satria tsy mbola nahita izaho ary manomeza ohatra na mapisehoa sary izay efa nahita mpanadio lalana miaraka amin'ny mpiambina miromgobo basy (garde de coprs ozy ny vôzaha)
sady tsy vitan'ny ambeanana miaramila fa misy koa mpiambina miaraka @ costard cravatte!!
jejo be nareo any ampita any mampiseho an'io sary io fa tsika gasy rery no manana mpamafa lalana hoatrizao eh!!
Jereo eto


aza miteny izany ianao,fa adinonao ngaha fa i Céline ratsiraka aza mitana angady miasa tany,be dia be ireo asa vitany,nefa nenjehana ihany
7. harybe ( 16/05/2009 07:29)
Mirananirina> nipetraka tamin'iny faritry Ivandry iny zahay taloha , ary tadidiko tsara ny fanamboarana lalana nataon'i ramatoa Celine sy ny vevavy arema tamin'ireny fotoana ireny! teny amin'ny lalan'i hydrocarbure no namboarina tamireny,eo @ misy ny savonnerie tropical eo!
Ny tiko tenenina dia izao!i Celine tsy mba nisy garde du corps zany niasa teny, tsy nahita izaho na miaramila ray aza ka niambona anazy teny nefa dia izy sy ny rahavaviny no tena anisan'ny teny!
ny andry HAT anefa dia manadio lalana dia tsy maintsy asina maramila bedebe miambona andry zareo, mety ny mpiambona indray no betsaka nohon'ny mpamafa lalana!
8. Noue ( 16/05/2009 07:47)
efa betsaka ny namidy nefa ireny aza vao projet fotsiny ny daewoo efa be wawa ery !! nefa zao inona no mitranga??? vao nisy tany indray anie nomena an'ireo itliana eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0709