bagage?
1. vivi
(
15/05/2009 11:08)
slt daholo e! tsy fantako reto fa lasa 20kg ndray hono ny droit-ny bagage air france na air mad mankany dago? d ny bagage en main 5kg?
novalian'i farihy ny 10/09/2010 21:08
2. ni81
(
15/05/2009 11:38)
slt daholo e! tsy fantako reto fa lasa 20kg ndray hono ny droit-ny bagage air france na air mad mankany dago? d ny bagage en main 5kg?hamarino eny @ agences dia ho hita izay tena marina e!
4. fahamarinana
(
15/05/2009 13:11)
:arrow: arakarak'ilay compagnie tokoa angamba ! tsara hamarinina aloha ndrao voa be eo ! (l)
7. totty
(
17/05/2009 13:31)
faly miarahaba antsika rehetra.
Mandainga izay nilaza izany taminao,izaho vao nividy billet ho any dago ,ny marina dia 2fois 23 kg ny bagage south ary 10 kg ny bagage à main

8. ni81
(
17/05/2009 16:34)
faly miarahaba antsika rehetra.sao dia tsy air mad sy air france kosa io fa corsair e!
Mandainga izay nilaza izany taminao,izaho vao nividy billet ho any dago ,ny marina dia 2fois 23 kg ny bagage south ary 10 kg ny bagage à main
9. ikaretsaka
(
17/05/2009 16:56)
totty:
faly miarahaba antsika rehetra.
Mandainga izay nilaza izany taminao,izaho vao nividy billet ho any dago ,ny marina dia 2fois 23 kg ny bagage south ary 10 kg ny bagage à main
raha avy any USA de io
fa raha firenena hafa de tsy mety io sao oainina eo
10. Mirananirina
(
21/05/2009 10:55)
faly miarahaba antsika rehetra.
Mandainga izay nilaza izany taminao,izaho vao nividy billet ho any dago ,ny marina dia 2fois 23 kg ny bagage south ary 10 kg ny bagage à main
fa tsy io foana,fa miovaova,mino ve ianao fa noproposény air Mad aho ,bagages 80 kg/personne;à main 15kg.Dia tena marinatsy misy olona handeha ry zareo dia manome an'io.Presque 100kg,tsy mampino ,nefa tena marina
11. Tazana
(
21/05/2009 23:20)
Inona tsara ilay hanontanian'i Mirana fa tsy azoko...marina io lazain'i Karetsakaio ka! Air France koa hatraty Canada deux valises de 23Kg + 15 kilo ny bagage a main. Ary tsy mety hoe une valise de 35 Kg fa tsy maintsy zaraina ilay 35kg io...Ary tsy 80kg zany io fa 23x2 = 46 + 1 bagage a main de 10kg =56kg...Na intérieur aty aza io ihany fa tsy hafa (Air Canada), tsy misy mahazo mihoatra 23kg ny mandeha soute...Sa inona ilay tsy azonao?
hay ianao manao hoe tsy mampino nefa tena marina..toa very hevitra indray za
fa tsy azoko tsony ilay commentaire...

12. Ralay
(
12/06/2009 19:37)
Manamafy ny voalazan'i Tazana fa 2x23kg ny air france ary tsy mety hoe 26x20 fa dia 2 bagages de 23kg ihany.
Ny bagage à main indray dia 1x12kg maxi. Strikta be ry zareo @lanja fa rehefa tsy feno ny avion dia mandefitra kely izy raha mihoatra 1 na 2kg fa raha feno ny avion dia asainy mandoa vola ianao na dia 1kg aza no mihoatra.

13. Ratoa
(
26/06/2009 00:11)
Ka raha vitsy ny passager anefa tsy maintsy miainga ny raopilanina dia manome bagage betsaka ny compagnie satria mandany fuel raha maivana laotra. Raha mavesatra laotra ny raopilanina dia mandany fuel! Misy poids minimal enjehana .
15. xxx
(
30/06/2009 11:24)
Poids pour le vol Paris -Tanà :
Air France 2 x 23Kg + 5kg
Air Mad 40 Kg + 12Kg
Corsair : 40 Kg + 5Kg
soava dia aby
Air France 2 x 23Kg + 5kg
Air Mad 40 Kg + 12Kg
Corsair : 40 Kg + 5Kg
soava dia aby
17. mathla
(
18/08/2009 20:00)
Ilay bagage Paris - Antananarivo aloha dia mitombina tsara ilay 23 kg x2 na ilay 40kg x 1 satria toa izay ihany koa ny poids autorisé tamin'ny nandehanako ho aty roa taona lasa izay. Fa amin'izao fotoana izao tapitra ny fijanonana aty ivelany dia hody.
Ny blem-ko nefa dia tsy ao Frantsa aho no hiainga fa Italie, ka moa ve ny vol intérieur (Ilalie - France) manaiky an'io poids ho an'ny vol extérieur io? Satria manko toa tsy dia lojika raha miainga aty Italie aho dia 20 kg x 1 ihany no azoko entina nefa ao Paris vao afaka mitondra ny doublen'io.
Mangataka fanazavana ho an'izay manana expérience.

18. mathla
(
18/08/2009 20:10)
Dia manontany ihany koa sao mba misy mahafantatra compagnie manao service envoie bagage Italie - Madagasikara? Ny boky sy ny entana mavesatra hafa manko dia sur fa tsy ho zaka amin'ny avion daholo ka tsy maintsy mila fika hafa hitondrana azy.
19. Ratoa
(
19/08/2009 00:07)
Slt,
raha avy any USA aloha dia mazàna betsaka koka ny franchise bagage. Fa misy fifanarahana eran'izao tontolo izao (convention internationale) fa ny long-courier no manankery kokoa eo amin'ny fandanjàna entana. Ohatra raha mandray Lufthansa Fancfort -Naïrobi dia 20KG no azonao entina. Naïrobi -Antananarivo anefa 30KG. Dia ilay Francfort Naîraobi no manankery. Anefa raha mahay mandresy lahatra ianao dia mety ekeny ny 30KG miala avy ao Francfort. Aseho azy mialoha ao amin"ny agence ny billet roa. Tsy miandry ho tonga eny amin'ny aéroport an! Mba misy ioomanany ary koa mandrakariva compréhensif kokoa ny mpiasa ao amin'ny agence. Agamba tsy stressé kokoa.Dia ilay Miala France izany no manankery na miala Italie aza ianao. Manantona ny agence enville dia misehoa mahalala ny convention internationale anefa tandremo ihany ny fomba fiteny. Fa ny fomba fiteny koa mandravona na manimba zavatra betsaka.

20. xxx
(
24/08/2009 07:51)
Mathla,
Azo atao koa ny manao hoe alefa fret ny bagages tsy lasa soute fa toa 5 euros ny kilos raha tsy diso aho. Fa kosa ilay mamaoka azy any Madagascar no somary lafo. Tsy tsaroako tsara fa toa nandoavana 500 mille FMG ny cartons lehibe roa raha tsy diso aho. Ilay entana tonga quelques jours apres anao.
Jereo io fa sao mahasoa.
Azonao atao ny miantso ny compagnie aérienne handehananao dia mangataka ny renseignements momba ny fret dia hoe aiza no alaina rehefa any Mada dia antsoina iny société iny any Mada hoe ohatrinona no aloha une fois any. Mirary soa.