Pierrot RAJAONARIVELO

21. ravonjison ( 15/05/2009 13:48)
xxx:

naritsimba:

mbola handohalika @ vahiny(tandrefana sy ny forongony) ihany.



Izay ny olana aty @ tany mahantra kanefa manana ressources naturelles betsaka. Ny vahiny no mitetika hitavana ny harena rehetra, ohatra ny pétrole, tsy azotsika hoe ho taomina @ siny na daba io fa tsy maintsy misy compagnie vahiny hitrandraka azy. Dia eo no mipetraka ny cercle vicieux satria ny firenena manana ny technique afaka hiasa amizany dia hiezaka ny hanana olona mpitondra eo @ilay firenena, ny frantsay, ny amerikanina sns ... Ny mpitondra no tokony handanjalanja tsara mba hisy ny tombotsoa mivantana ho any firenena.

Marina ny teninao fa tsy misy olona tia mpitondra mpangalatra sy mangotry vahoaka izany. Izay mety ihany no antsika.



Izay voalazanao izay mihitsy no marine e. Tsy maintsy miara-miasa @ vahiny isika, fa mila fandanjalanjana tsara.
Mikasika an" i Pierrot indray dia izao : misy lafiratsy sy lafitsara daholo ny olona . Fa raha izy no lanin" ny vahoaka @ fifidianana , tsy hitako ny olana. Eny ampandehanana eny, tsy maintsy hahitsy tsimoramora ihany izy.
22. xxx ( 15/05/2009 14:03)
ravonjison:

Mikasika an" i Pierrot indray dia izao : misy lafiratsy sy lafitsara daholo ny olona . Fa raha izy no lanin" ny vahoaka @ fifidianana , tsy hitako ny olana. Eny ampandehanana eny, tsy maintsy hahitsy tsimoramora ihany izy.




Hitovizako aminao io hevitrao io
23. kidoropamba ( 15/05/2009 15:10)
Aza omena zo mirotsaka hoa le sola Pierrot fa vitan'ny lery eo io baolina io ka eo isika Merina hitan'ny havantsika eo. Nareo ve mbola tsy tonga saina foana amin'ny politika e? Efa t@ 1896 isika no tsy nahazo fahefana ka inona indray ity mitady hamerina an'ireo tanindrana ireo eo?

Lazaina daholo ny lafiratsin'ingahy io fa mampitandrina anareo aho fa raha omentsika zo hilatsaka izy dia bye bye indray ny fahefana e. ny saina no ampiasaina fa tsy ny mokon-doha.
24. xxx ( 15/05/2009 16:17)
kidoropamba :
Marina daholo izany saingy na hoe i Pierrot aza ange no eo , tsy hanary any TGV izy e! Ny lalampanorenana mety hisy Vice président toy ny any Amerika e! (Na dia tsy levony vavoniny Roindefo aza ny Bekintana dia halaina tahaka ihany). Ho valisoa ho any TGV dia atao Vice President nedala.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0656