nialan'ny sadc bala le

1. bazylou ( 15/05/2009 07:12)
Niova hevitra tanteraka ny SADC vokatr'ireo lainga marobe nafafin-dRa8.
Tany amboaloahany dia nino ny filazan-dRa8 ny SADC ka nitaky tamin'ny fomba hentitra ny hiverenan-dRa8 tsy misy hatak'andro.
Ankehitriny anefa dia niova tanteraka izany ka mahatsapa ny SADC fa tsy mitondra afa tsy korontana ny fiverenan-dRa8 ka dia nilaza ry zareo fa tsy mitaky intsony izany fiverenany izany.
- Miahamarary fo isan'andro i dada. :-D :-D :-D :-D
novalian'i bazylou ny 15/05/2009 10:38
2. xxx ( 15/05/2009 07:19)
Aiza no misy anizany vaovao izany?
3. bazylou ( 15/05/2009 07:20)
andana mitady
4. xxx ( 15/05/2009 07:28)
izay le olana amintsika, ianao izao no milaza izany dia anontaniko satria tsy fantatro ilay izy dia asainao mitady aho, sa nofinofinao zany?
5. halloween ( 15/05/2009 07:41)
Ankehitriny anefa dia niova tanteraka izany ka mahatsapa ny SADC fa tsy mitondra afa tsy korontana ny fiverenan-dRa8 ka dia nilaza ry zareo fa tsy mitaky intsony izany fiverenany izany.
- Miahamarary fo isan'andro i dada.


mihamarary fo isan'andro idada hoy bazylou !!
adinonlah kou angah lets fa tsy i dada irery no vaky fo fa ireo eo amin magro sy ireo aty andafy (tsy misy sarla hananatra ) ireo !! + ny TIM ato am serasera izay mitondra fo maratra isaky ny mivoaka ato ireo !! ha ha ha !!
6. naritsimba ( 15/05/2009 07:43)
Navoakan'ny gazety androany io fa zà tsy naita ny tena votoatiny.

Fa ny hevitro dia izao na inona filazn'ny SADEC na inona, amiko tsy misy ilàko ny fidiran'ny firenen-kafa @ raharahan-tokantranon'ny Malagasy, maninona no tsy miteny izy ireo amin'ny nataon'ny Robert mugabe t@ fifidianana tao zimbabwe, ny ataon'ny mpanjaka swaziland eo anatrehan'ny fahantran'ny mponina ao aminy nefa ingahy mpanjaka dia tena mpanefoefo, sa ny toy izany no tiana atao eto madagasikara.
Rehefa hitan'ny SADEC ange fa tsy misy miraharaha azy, dia izy indray no miseho mihatsaravelatsihy, toy izany koa ny amerikana?
Firenena tsy misy ilàna azy ireo amiko.
7. halloween ( 15/05/2009 07:45)
Naritsimba a!! ny votoatiny de izao !! vita tanteraka ny amindravalo de ny hitasdy mercenaires sy commando sisa ! eny e ! be ny vola nalainy tao am banky zay ka afaka hanakaramainy jiolahy marina
8. locl ( 15/05/2009 08:21)
Lainga be ny bazylou indray ity resaka ity satria hitany fa mafy ny attaque, aza dia mampiseho ny maha taranaka TGV e! Hita izao fa niharihary teo anatrehan'i SADC ny ratsy atao. Miomana @ izay fa ho avy zahay an
9. xxx ( 15/05/2009 08:24)
Rah @ zao aloha tena hitako tsy solution mintsy ny hiverenany eto e, rah zah izy mipetraka tsara any @ ze misy azy aloha, dia manao entrer vedette eto antanindrazana ndray reefa ho tapitra ny transition,
hatao mba manimanina azy ny vahoaka fa tsy isan'andro vaky zao ka ho avy aho e, tsy maintsy miverina aho eeeeee,
na ny vahoaka ho manimanina aza lasa tofoka be ....

Tadidio fotsiny ny fiverenan'i Ratsiraka t@ 96 e, reefa leo azy ny vahoaka ny 92, lasa lery nipitsika, ... reefa nahatsiaro nangidy le vahoaka de nahatadiddy azy ihany, d
de ahoana ny fiverenany teto T@ 96?????????????? samy nahatadidy daholo angamba o?
10. naritsimba ( 15/05/2009 09:03)
NY lainga hitako aloha hatreto dia ny hoe; ho avy dada(rabe) @ sabotsy, asa efa nisy sabotsy im-piry zay ny teny Ambohijatovo, dia nisy sabotsy impiry ny teny @ magro? nefa dia ingahybe(sola) aloha no tonga hatreto rehefa nilaza hoe ho avy dia tonga, io fitapitaka sy kilaingalainga io ihany no efa nahavoa azy dia mbola atao, mbola oh avy ny sazy henjana oà fa andao isika hahita eh
11. bazylou ( 15/05/2009 10:38)
ka tsy maintsy hoe mandainga anie rehefa tsy misy amaliana azy e!! ady gasy tim izany!! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0593