ARY NAKAIZA DAHOLO NY TGV TSY HITA MIARO NA MANOHANA NY HEVI
1. benkintana
(
14/05/2009 09:08)
Tisy hita afa tsy andywui irery ny tgv androany maraina ,fa aiza ary ianareo no tsy misy milaza ny hevitrareo ,sa kivy daholo fa tsy nilatsaka ny nantenaina :lol:
novalian'i xxx ny 14/05/2009 15:15
3. xxx
(
14/05/2009 09:14)
aiza i oay ?aiza i essera? tsy tazana ,tongava hidinika fa aza matahotra fa ny hevitry maro hono mahataka-davitra
4. essera
(
14/05/2009 11:23)
ty a zé mitady fa efa samy miasa izahay rehetra izao fa tsy lany andro ao am Magro Akorondrano toy ny mpiondana. Efa fandraisan'andraikitra leroa fa tsy kabary intsony a. hahaha
:-P
:-P
5. tsiafoi1
(
14/05/2009 11:38)
essera a, Mandana marina aloa manao montage mamafa lalana, de mizara kilalao... fa mazana be ny adversaire = Dada anie io e! Ny azy tsy mila an'izany, tsy mila basy fa tonga de z'amoureux @'ny daholo ny vahoaka isam-paritra
8. xxx
(
14/05/2009 15:15)
essera zao no miaraka @ andrywui fa i oay tsy mamely azy matetika hono,tsy mba manampy fa avelan-dry zalahy irery ampinanan'ny mila ny ara-dalàna eto =)) =)) =))
