marina e

1. bazylou ( 13/05/2009 22:12)
Ireto ny marina afenina anareo aty Frantsa
Hiresaka amin’ny teny malagasy isika satria ianao Malagasy na dia
monina any ivelany aza …
Mba misy fanontaniana kely tiana apetraka aminao Malagasy izay monina
any ivelany indrindra fa any
Lafrantsa …
1)Tsarovy fa enao dia sady tsy Malagasy loatra intsony nefa tsy vazaha
koa sao diso hevitra
(amin’ny vazaha dia «gasy»foana ianao ….na dia mahay miteny vazaha tsara aza

2)f’angaha ianao raha monina any Lafrantsa dia voatery ianao lay
mahataka-davitra
Ny Malagasy izay mipetraka any manko dia manana zay eritreritra izay ..
Tsy voatery anefa e ?
Ny fitaovana sy teknolojia no mety lasa lavitra ..Ny vola koa mety tsy
lany laniana fa ankoatr’izay?!!!
Tsy fanambaniana olona sanatria fa fanokafana ny masonao …
Sao manko ianao variana mijery lay sombin-kazo kely eny imason’olona
fa tsy mahita ny andry be ao anatin’io masonao io…
Marina fa malaza ho elites ny Malagasy any an-dafy fa zao kosa anefa
…(vitsy izy ireo !)
Ny ankamaroan’ny malagasy mipetraka any dia ireto avy ny asany matetika:
atao amin’ny teny baiko mahazatra anareo :Femme de ménage, fille
opère,infirmier(ière) ….. genre-genren’izay .
Cas extréme :Misy aza « pasteur » satria tsy nahita zavatra hafa atao
dia an-taratasy fotsiny izy no pasteur fa ny fiainany dia
fianan-devoly feno fankalana ny havany sy ny namany …
Matetika moa dia ny havana no very voalohany rehefa any an-dafy any
satria asa !!! …
izay angamba lay « mentalité »an’olona nahita fandrosoana !!!!!
lay «fihavanana» nijanona aty aminay aty Madagasikara !!!!
ianareo samy nareo any tsy mahay mifankatia akory fa faly hifanenjika
fotsiny ….
Disoy ary aho raha diso fa mino aho fa ny 99% nareo Malagasy monina
any dia izany tokoa !!!!
Ny tiako ahatongavana dia ity, nahoana no toa te hiseho ho tia
tanindrazana tampoka ?
(pourquoi ce soudain patriotisme ? si c’en est vraiment un)

Misy tamberina kely fotsiny ity … Nisy taminareo tamin’ny taona 2007
nanao « manifestation » tany
Lafrantsa satria tsapanareo fa misy zavatra tsy mandeha amin’ny tokony
ho izy eto Madagasikara…

Nahatsapatsapa ratsy ny zava-misy eto Madagasikara ianareo tamin’izany
satria nosoratanareo mivandravandra be hoe
-Non à la Tiko isation de l’économie
-Ravalomanana= Loza ,malheur

Koa satria ve ny Malagasy nifoha tao anaty torimasony ka te hiala
amin’io loza io dia ianareo indray ankehitriny no handeha hilaza fa
tsy rariny ny fangatahan’ny Malagasy …
Mba sokafy koa ny masonaro e !!!!
Tsy nisy coup d’Etat izany teto Madagasikara ….
Ny vahoaka Malagasy monina eto Magadasikara (ny ankamaroany /// tena
peuple fa tsy foule araka ny filazan’ny sasany …. No miteny hoe : Tsy
mila jadona intsony … Tsy mila fanjakan’olon-tokana
mandany ny volan’ny Malagasy … Tsy mila Ra8LAND….
Tsy tsapanareo akory na ny «1 millième» ny fahorian’ny vahoaka
Malagasy fa ianareo ange efa iantohan’ny fanjakana Frantsay e !!!
(Moramora ihany zany amin’ny fanenjehan’ny LaFrantsa satria izy no
miantoka ny fiainareo … Raha sans papiers ianareo no mety tsy mahazo
tombontsoa fa raha ara-dalàna tsara ny taratasinareo dia ny
allocations azonareo fotsiny no efa ohatrinona ?)
Tsy toy izany ny fiainan’ny Malagasy eto Madagasikara fa raha marary
ny zanaky ny Malagasy eto Madagasikara dia raha tsy manam-bola izy dia
ny varavaram-pasana no sokafana satria rehefa tsy misy vola dia tsy
afaka hisy fitsaboana sy fanafody !!! Mazava be zany !!
Marina fa samy manana ny fiainany (ianareo ohatra afaka mi-snobber
mividy akanjo na kiraro-na
100Euros>>> 1000Euros aza ho an’ny sasany … ajanona eo fa misy mbola
afaka mividy ambon’izay…aza raisin’ny sasany ho fialonana indray izany
fa zava-misy zany .
Ny tiana ahatongavana dia ity , tsy azonareo an-tsaina akory hoe
hatraiza ny tsy fitovian’ny fiainantsika …

Mangotika ny kibonao rehefa mahita ankizy kely mihinam-pako nefa ny
an’ny sasany noho ny halatra ,ny fandaniana ny volam-bahoaka mi-style
mividy avion ana 60millions de dollars …
Marina fa multi-milliardaire izy … Raha tena ny volany koa moa no
ampiasaina tsy mampihetsika ny volo-masom-bahoaka fa raha ny volan’ny
vahoaka kosa no ampiasaina dia «rariny»ny vahoaka raha mitraotra ..
Enao no tsemboka izany dia ny sasany no hitavana ?... Ataovy amin’ny
toeranareo !!!..
Ary ahoana ianareo Malagasy any Lafrantsa , izay atao hono hoe
:Nivoatra,nahita fandrosoana , atao hoe «civilisé»hono zany e !Dia
nalainareo baraka lay vehivavy atao hoe Mialy …
… raha ireny no atao hoe olona civilisé dia asa angamba ny tamin’ny
âge de pierres …
Raha ny mentalité zany dia tsy mifankaiza amin’ny aty ianareo e !!!
Version empirée fotsiny ny anareo satria « vous étes cruels !!! »
Marina tokoa lay tenin’izay olona izay hoe « ny Gasy raha ampiseho
fitiavana dia tsy mahay mihitsy Fa raha fankahalana dia mahay tokoa
!!! » sady gratuitement !
«Chassez le naturel, il revient au galop !» iny fihetsika nasehonareo
iny zany dia mbola ahafantarana fa Malagasy tokoa ianareo .
Zao e , ny marina tsy mba maty … Efa fantatrareo ny zavatra nataon’i
Prezida malalanareo iny koa
Zao mba toroy hevitra ny eny Ambohijatovo e :
Asaivo soloiny ny banderoles sy ny pancartes hoe
«avereno ny mpangalatra !!!» ;«avereno ny mpihinana ny volam-bahoaka!!!»
«ampio ny fijaliana fa izay no légal!»; «avereno ny fanampiana ny
fahantrana !!!»
«avereno ny fanaovana ampimamba !!!» »avereno ny jadona !!!»
«avereno ny MAP-mé//MAP-hesona//MAP-pijaly»
«avereno fa ara-dalana izany !!!» Dia ndao daholo hangalatra amin’izay
fa izay no légal e !!!
Izao koa: nahoana no nafindra any Ambohimanga daholo ny razan’ny
mpanjaka tao Manjakamiadana? Nihevitra ny ho mpanjaka angaha Ra8 dia
ho mpanompony avokoa ny Malagasy rehetra satria toa hoe natao
appartement ngezabe ny ao anaty rova ao mba hipetrahan’izy mianakavy
Soa fa lasa iny satria loza no niandry antsika raha nitohy ny fitondrany
novalian'i bazylou ny 16/05/2009 10:34
2. niryna ( 14/05/2009 03:06)
bazylou:

Ireto ny marina afenina anareo aty Frantsa
ny marina? MANANA FIALONANA SY HAVANA RAHA MISY PATSA I BAZYLOU,RAHA HIANAO ANGAMBA NO ANGATAHINIREO MALAGASY MIARA-BELONA AMINAO DIA MANITSAKA AN-TAMPON'NY LOHA NO ATAONAO.ENJEHINA NY TSY MANANA TARATASY,ENJEHINA NY MANAMPAHAIZANA,ENJEHINA NY PASITERA,INONA IHANY NO TSARA AMINAO? MIHEVERA TENA FA RAHA IZAO NO MITOHY DIA HIPITSOKA BAZYLOU.
MIALA TSINY AHO FA HANITSY ANAO NO ATAOKO ANDROANY FA TSY HARITRO INTSONY IREO ANKIZY NIMENOMENONA NY TOETRA RATSINAO,TSY METY MIOVA FA VAO MAIKA TOY NY ZAZA TELO TAONA.MBA OLON-DEHIBE IHANY NY TENA,MINO AHO FA NANDIA FIANARANA IHANY KOA FA TSY MANANA FAHENDRENA NA TOY NY SILAKOHO AZA.MANOMBOKA ANDROANY DIA AVADIO AMIN'IZAY NY LELAN'II BAZYLOU VAO MANOME SUJET ETO FA MANIMBA NY SITE SERA HIANAO.
MAMELA AHY RAHA MITENY ANAO AHO FA TSY ARITRO INTSONY,MAMIMBA TOETENA ,MANIMBA SAIN'OLONA,MANOA IZAY MAMPANDOSITRA NY MPISERA VOA TONGA.EFA ELA IZAY RY BAZYLOU NY TOETRA RATSINAO KA DIA MIVERENA AMIN'ANDRIAMANITRA AMIN'IZAY FA MIANDRY ANAO IZY.

Hiresaka amin’ny teny malagasy isika satria ianao Malagasy na dia
monina any ivelany aza …
Mba misy fanontaniana kely tiana apetraka aminao Malagasy izay monina
any ivelany indrindra fa any
Lafrantsa …
1)Tsarovy fa enao dia sady tsy Malagasy loatra intsony nefa tsy vazaha
koa sao diso hevitra
(amin’ny vazaha dia «gasy»foana ianao ….na dia mahay miteny vazaha tsara aza

Dia aleo aza aho hisolontena ireo olona resahinao ao Frantsa ireo

Tena tsy misy azoko ny tianao resahina ireo olona lazainao ireo ary sujet tsy mba manintona fa manambany tena no andraisako azy.
Inona moa no mankarary ny andohanao izay maha malagasy ny olona any na tsia,misy ariary miditra any am-paosianao ve izany?
Dia manontaniana tena koa hoe inona no vokatsoa zaraiko eto? Mampiova ny fiainana'ny olona ve ny fizarako izany sa dia manambany ny tenako fotsiny aho ary tsy misy ...... sy ,,,, ny vavako miresaka zavatra tsy hinanan-kanina? avadibadio foana ny lela moa e

2)f’angaha ianao raha monina any Lafrantsa dia voatery ianao lay
mahataka-davitra
Ny Malagasy izay mipetraka any manko dia manana zay eritreritra izay ..
Tsy voatery anefa e ?
dia maninona ? nangataka tany aminao ve izy,mba ovay amin'izay moa ny famindra fa mandreraka be ny mijery ny sujet-nao,toa tsy manana saina afatsy ny mirefarefa manambany tena foana,miala tsiny aho fa tssssyyyy ,

Ny fitaovana sy teknolojia no mety lasa lavitra ..Ny vola koa mety tsy
lany laniana fa ankoatr’izay?!!!
dia maninona,dia mianara koa raha mba mahita zavatra azo ataonao ka mahasoa ny rehetra,rehefa tsy nangataka euro tany aminao izy na ariary na dolaka dia aza mivazavaza lava toa izao fa manome fanafitohina ny mpisera ka

Tsy fanambaniana olona sanatria fa fanokafana ny masonao …
Sao manko ianao variana mijery lay sombin-kazo kely eny imason’olona
fa tsy mahita ny andry be ao anatin’io masonao io…
dia avereno amin'ny tenanao ny fanontaniana hoe manambony ny tenako ve aho sa manambany ny hafa,mahasoa ny mpiara-belona amiko ve ireo sujet maro alefako sa dia variana milalao fotsiny hianao ka mangatsiaka ny tokantranonao ? mijery ny andry eo imasonao ve hianao sa variana mitsikera sy mitaza ny an'ny hafa kanefa ny anao aza tsy itanao ? averimbereno foana ny fanontaniana ,sa mitady 19 kanefa tsy misy manome 5 akory ?

Marina fa malaza ho elites ny Malagasy any an-dafy fa zao kosa anefa
…(vitsy izy ireo !)
dia raha iray tamin'ireo elites vitsy ireo hianao dia misaora an'Atra ,dia zarao izay fahaizana kely noratovinao mba hanampiana ny malagasy mpiray tanindrazana sy mpiara-belona aminao fa aza mimenomenona toa ny loha tapaka lava toa izao fa mampandositra ny olona ka

Ny ankamaroan’ny malagasy mipetraka any dia ireto avy ny asany matetika:
atao amin’ny teny baiko mahazatra anareo :Femme de ménage, fille
opère,infirmier(ière) ….. genre-genren’izay .
dia io toetranoa io dia efa porofo fa ambany saina sy olona be fialonana sy tsy tia hava-manana sy manitsaka ny madinika sy tia tena ary olona be fosafosa ny toetranao,tonga dia mazava ho azy na tsy nandalina izany aza ny hafa an,dia manongotena hianao raha izaho no teo amin'ny toeranao satria tsy nangataka tany an-tranonao izy,dia inona koa hoe ny tombotsoako ilazaiko izay asan'ny olona any,fialonana no dikan'izao ry toi a,dia mihevera tena hoe ary tia izao mba ahoana?

Cas extréme :Misy aza « pasteur » satria tsy nahita zavatra hafa atao
dia an-taratasy fotsiny izy no pasteur fa ny fiainany dia
fianan-devoly feno fankalana ny havany sy ny namany …
devoly niaraka taminy koa izany hianao fa ny olon'Atra dia mahalala ny fanahy miaraka aminy fa ny tsy olon'Atra kosa dia tsy mahalala fitiavana fa mankahala ny hafa no ataony foana foana ,dia manontania tena foana rehefa te hametraka sujet eto,inona no tombotsoa azoko izaraiko ny hafa eto

Matetika moa dia ny havana no very voalohany rehefa any an-dafy any
satria asa !!! …
aiza tokoa moa no tsy ho very ny havana ,jereo ity toetranao? oops

izay angamba lay « mentalité »an’olona nahita fandrosoana !!!!!
lay «fihavanana» nijanona aty aminay aty Madagasikara !!!!
ianareo samy nareo any tsy mahay mifankatia akory fa faly hifanenjika
fotsiny ….
dia mbola averiko indray ny fanontaniana hoe inona no tombotsoako hivazavazako lava tsy misy ....sy ,,, eto.Aiza no toerana tsy misy fasana/ aiza ny toerana tsy misy miady sy tsy mifankatia? iza kosa no hiaraka aminao raha izao toetranao izao,tsy andositra hatramin'ny totozy ve ? ha,ha,ovay amin'izay ny famindra fa efa taoana maro no naha -mpisera anao teto fa mbola ny toetra marivo ihany fa tsy misy fivoharana na dia kely aza

Disoy ary aho raha diso fa mino aho fa ny 99% nareo Malagasy monina
any dia izany tokoa !!!!
marina izany diso 100% hianao fa mitsaratsara ireo olona tsy miteny aminao ,tonga dia miakatr'afo tsy amin'a pas fotsiny,ovary amin'izay ny famindra fa tsy zazakely intsony,tsy mbola nahita aho na sujet iray aza ka mba nahavariana nomenao teto 100% aho oops toa hianao mino 99% ny eritreritra diso fiantefa io

Ny tiako ahatongavana dia ity, nahoana no toa te hiseho ho tia
tanindrazana tampoka ?
porofo fa mpamidika tanindrazana hianao dia mandehana any amin'izay alehanao any fa aza mijanona ao an-tanindrazana akory na toy ny silakoho aza.Fiainanan'ny olona hoy aho aza tsabatsabahana,nahazo tombotsoa angaha hianao sa very seza dia mipenopenoa sy mimenomenona toa sinoa very entana ?

(pourquoi ce soudain patriotisme ? si c’en est vraiment un)
tsy mila ny teny frantsainao izahay ,vao teo no nanaratsy ny hafa dia eo indray miteniteny frantsay tsy misy valeur-ny eo,tssss

Misy tamberina kely fotsiny ity … Nisy taminareo tamin’ny taona 2007
nanao « manifestation » tany
Lafrantsa satria tsapanareo fa misy zavatra tsy mandeha amin’ny tokony
ho izy eto Madagasikara…
dia tsy misy idirako eto fa ny sujet-nao izay ahatongava any amin'ny point no teneno fa aza mimenomenona fa mandreraka be ilay izy,tsy misy miteny ny mpisera,na miteny aza ny olona im-piry izay ny ataonao ihany no ataonao( izany no atao hoe olona ao anaty toerana kiraro dia tsy mietsika ,tsy mivoatra,fa vao maika ao anaty maizina,mila an'Atra amin'izay hianao fa fantatra fa olona tsy mba manana fo ,tsy mba manana fitiavana,mankahala olona sy be fialonana ,tsy ,misy mpanitsy hianao dia toa mihevitra fa marina kanefa 110% diso foana ,ooops .Marina mandratra fa avadibadio daholo ny lazaiko fa hianao ihany no ahazo tombotsoa,izaho koa tsy iteny anao intsony fa sady voalohany no farany fa manimba ny sera hianao.

Malagasy fa ianareo ange efa iantohan’ny fanjakana Frantsay e !!!
(Moramora ihany zany amin’ny fanenjehan’ny LaFrantsa satria izy no
miantoka ny fiainareo … Raha sans papiers ianareo no mety tsy mahazo
tombontsoa fa raha ara-dalàna tsara ny taratasinareo dia ny
allocations azonareo fotsiny no efa ohatrinona ?)
itanao izay no lazaiko ,mangataha koa fanampiana toa azy ireo raha mba te ahazo,dia inona koa no idiran'ny sans papier? angaha ireny tsy olona aminao ? aoka hoy aho e,avadibadio foana hoy aho manomboka androany ny sujet raha mahasoa olona na tsia fa misavoamboana toa anao ihany ilay izy,hialako tsiny fa ela izay fa e.e. tsy miova fa vao maika aza lasa kilasy faha roa raha ambony indrindra

Tsy toy izany ny fiainan’ny Malagasy eto Madagasikara fa raha marary
ny zanaky ny Malagasy eto Madagasikara dia raha tsy manam-bola izy dia
ny varavaram-pasana no sokafana satria rehefa tsy misy vola dia tsy
afaka hisy fitsaboana sy fanafody !!! Mazava be zany !!
dia io indray fa mitsambikina any amin'ny zavatra hafa ? ha,ha, angaha vao omaly no nahalalan'ny rehetra amin'izany? mitady fanampiana any amindry zareo hianao ? dia mangataha fa tsy ry zareo akory no anaovana vava tsy misy ... sy ,,, lava eto.Sa avy tany no nody ka tsy nahazo tombotsoa intsony dia lasa mimenona toa sinoa very entana.Inona tokoa re no nahatonga anao nanana toetra ratsy toa io e? mba afaka mamaly ahy ve hianao e,maninona no manenjika olona foana e? sa olona tsy mba azahoana sa mamaky akotry sa manjaitra atody sa tsy faly hava-manana sa be fialonana sy ratsy loha fotsiny amin'izao sa tsy manana an'Atra dia fanahy maloto no miasa ao aminao? enga anie ka mba tsy ho izay ,satria tsy mba manana fitiavana namana mihitsy hianao ato hatramin'izay ka hatramin'iza fotoana anoratako izao,izay rahampitso no asa,andao fa anomboka hivavaka ho anao aho,raha mbola tsy nandrsay an'Atra hianao dia mivavaha aminy ary mifona aminy mba hanana fo madio ho tia ireo mpiray tanindrazana aminao na iza izany na aiza izy na inona asa misy azy na inona toerana sy fahaizana ananany.Mangataha amin'Atra mba hanova ny toetranao Izy .Mangataha famelankeloka fa misy hatezerana tsy mety miala ao am-ponao ao,any aminao ihany ny fanalahidy fa tsy aty amiko na any amin'ireo olona enjehinao lava eto ,hianao ihany no mangataka amin'Atra mba hanadio ny fonao ary dia mino fa tsy misy zavatra tsy ho voahovan'Atra raha mino izany hianao.

Marina fa samy manana ny fiainany (ianareo ohatra afaka mi-snobber
mividy akanjo na kiraro-na
dia ataovy izy hoe mba alefaso aty lesy ilay akanjo kelin'ialahy sy kiraron'ialahy iny raha tsy anaovan'ialahy intsony an
100Euros>>> 1000Euros aza ho an’ny sasany … ajanona eo fa misy mbola
afaka mividy ambon’izay…aza raisin’ny sasany ho fialonana indray izany
fa zava-misy zany .
ka iza ilay sasany io aloha e,izay ilay mialona ,toa tsy nanonona anaran'olona kosa hianao ,ny dikany iray tao anatin'ireo mialona koa izany hianao na tao anatin'ireo olona nifosa ny hafa e sa diso ny eritreritro fa mamaky eritreritr'olona fotsiny hianao ? ooops

Ny tiana ahatongavana dia ity , tsy azonareo an-tsaina akory hoe
hatraiza ny tsy fitovian’ny fiainantsika …
aleloia ,hay ve izany no tena tianao ahatongavana an'ireo olona tsy nisy niteny na iray aza e,dia alaivo anie ny sujet-nao e ,dia avereno eo akaikin'ny fitaratra raha tsy misitrika any ambanin'ny farafara hianao e,raha azonao atao aza ny hamafa aza dia hoe aleo aloha fafako,....tara lloatra e,izay rehefa mitsetsotsetsoka tsy misy .... sy ,,, fa mi-blabla lava eto ataovy hanatra ho anao amin'izay amin'ny sisa fa tsy hoe akroy dondrona daholo ny olona eto,ny hendry mody voky fa ny adala kosa manesokesoka ihany.Ary dia valian'ny olona amin'ny adalany koa ny adala mba ho hendry oopppsss

Mangotika ny kibonao rehefa mahita ankizy kely mihinam-pako nefa ny
an’ny sasany noho ny halatra ,ny fandaniana ny volam-bahoaka mi-style
mividy avion ana 60millions de dollars …
hay ve izay koa no tianao ahatongavana e,Dia omeo izay mangataka aminao fa mitovy ihany ny manana tsy manome sy ny tsy manome ,manenjika an'ilay president Ra8 .maninona moa no tsy tonga dia izay no atao dia vita ny resaka fa itarina etsy ,itarina ero,alaina daholo izao zavatra tsy misy idiran'ilay olona izao ,misavorovoro anie ny sujet-nao e,dia azo raisina avy hatrany amin'io koa ny toetsainao fa mitandrema amin'izay ary amin'ny manaraka ,izany an,endre amin'izay an,dia mahazo vatomamy sy mofogasy an

Ary ahoana ianareo Malagasy any Lafrantsa , izay atao hono hoe
:Nivoatra,nahita fandrosoana , atao hoe «civilisé»hono zany e !Dia
nalainareo baraka lay vehivavy atao hoe Mialy …
… raha ireny no atao hoe olona civilisé dia asa angamba ny tamin’ny
âge de pierres …
mbola atody sy lafarinina aza no nafafin'ny olona aza fa tsy novetavetan'ny olona toa ireo zaza marobe ataon'ny mairamila .Ahirato ny maso fa zaza tsy manantsiny ,olona tsy manana fiadiana,mitolona toy ny rehetra nitolona ny vahoaka koa maninona no tofirina,tsy miditra politika aho fa mampiditra hianao dia mba zaraiko aminao koa ,fo vato hianao,fo tsy mandeha ra,manodiava ireo nanomo ny olona tsy manantsiny ny zavatra nataony.Aza maika hitsara hoy aho fa mbola ho tsaraina amin'ny toetranao koa hianao,avadio im-pito amin'izay ny lela manomboka anio fa mbola tsy manana hazon-damosina hianao raha mbola manao fisainana ambany toy ny teo aloha.Raha izaho no teo amin'ny toeranao a,aleoko mijery fotsiny fa tsy mivazavaza manoatra ny be antitra 89 taona ny antitra aza tsy manao io toetranao io na dia misy aza ny hoe be kizitina.Mba ahirato amin'izay ny voamaso e,marina aminao tsy marina amin'ny olona (olona tia tena sy tsy manana fitiavana no mizahozaho lava toa io sujet alefanao eraky ny sera eto io) mba hendry amin'izay

Raha ny mentalité zany dia tsy mifankaiza amin’ny aty ianareo e !!!
Version empirée fotsiny ny anareo satria « vous étes cruels !!! »
dia avereno ny teninao miteny ny hafa ary izaho miteny olona lava ity mba ahoana hoe ? Nanova fiainan'olona ve aho sa izay toetra ratsiko foana no avoakako lava mandreraka ny mpisera eto ,averno foana ny fanontaniana fa dia ho menatra hianao raha tsy hoe angaha ka tsy mahalala menatra intsony ? [/quote]
Marina tokoa lay tenin’izay olona izay hoe « ny Gasy raha ampiseho
fitiavana dia tsy mahay mihitsy Fa raha fankahalana dia mahay tokoa
!!! » sady gratuitement ![/quote] marina tokoa izany ary 1005 mihitsy fa hianoa no anisany ooopps
mbola fanambaniana ny tenanao ihany koa io satria vao tery ambony tery manenjika ireo olona mipetraka ao Frantsa ka izao indray woawoawoa ,ha,ha, [quote]
«Chassez le naturel, il revient au galop !» iny fihetsika nasehonareo
iny zany dia mbola ahafantarana fa Malagasy tokoa ianareo .
izay voa manodidina ry toi a,Andriamanitra tsy andrinao andrin'ny hafa foana ka mitandrema amin'izay fa mamono biby tsy mahafaty hianao ka ifoteran'ny rambony
Izao koa: nahoana no nafindra any Ambohimanga daholo ny razan’ny
mpanjaka tao Manjakamiadana? Nihevitra ny ho mpanjaka angaha Ra8 dia
ho mpanompony avokoa ny Malagasy rehetra satria toa hoe natao
appartement ngezabe ny ao anaty rova ao mba hipetrahan’izy mianakavy
Soa fa lasa iny satria loza no niandry antsika raha nitohy ny fitondrany



:-* (l) (l) (l) ny fitiavana ihany no manome fitiavana ary omeo fitiavana ny fahavalona fa manangana vain'afo eo am-tampodohany hianao.Tsy misy afaka mitia olona raha tsy mitia ny tenanao aloha hianao koa tiavao tsara ary ny tenanao manomboka anio dia afaka mizara fitiavana ho an'ireo gasy marobe mpiserasera eto hianao,Izany an,ovay amin'izay ny famindra manomboka anio
(l) niryna
3. ni81 ( 14/05/2009 05:05)
Ha zalahy! tena raharaha be ity! :)
4. xxx ( 14/05/2009 05:26)
zah mba mpamaky ny dinika apetrak'i Nyrina an,
mpamaky ny dinika apetraky Bazylou,

Bazylou mety mivantambatana, mety hanafintohina olona ny teniny,...
koa na mametraka ity dinika ity izy tsy manimba ny masoko

Fa gaga an'i Niryna aho, hay ve ty niryna mpanao dinika @ finoana ty ka olona be taim-bava be tahak'izao, .... mety tezitra ianao, fa tena marina tsy nampoiziko ny haben'ny vavanao,

rah olon-kafa nanao ny fomba famalinao tsy mahagaga ahy, fa ty hoe nyrina?????
tena hafa ny fihevitro an'zany niryna zany teo aloha,

fa izao, manomboka androany, niova izany fijeriko an'i nyrina

Miala tsiny fa tena diso fihevitra ny momba anao aho teo aloha, :cry:
5. ni81 ( 14/05/2009 05:42)
Ny ankamaroan’ny malagasy mipetraka any dia ireto avy ny asany matetika:
atao amin’ny teny baiko mahazatra anareo :Femme de ménage, fille
opère,infirmier(ière) ….. genre-genren’izay .
Cas extréme :Misy aza « pasteur » satria tsy nahita zavatra hafa atao
dia an-taratasy fotsiny izy no pasteur fa ny fiainany dia
fianan-devoly feno fankalana ny havany sy ny namany …
Matetika moa dia ny havana no very voalohany rehefa any an-dafy any
satria asa !!! …
izay angamba lay « mentalité »an’olona nahita fandrosoana !!!!!
lay «fihavanana» nijanona aty aminay aty Madagasikara !!!!
ianareo samy nareo any tsy mahay mifankatia akory fa faly hifanenjika
fotsiny ….
Disoy ary aho raha diso fa mino aho fa ny 99% nareo Malagasy monina
any dia izany tokoa !!!!
Ny tiako ahatongavana dia ity, nahoana no toa te hiseho ho tia
tanindrazana tampoka ?
:lol: Ireo asa ireo foana no ventibetesinareo mipetraka any dago raha vao misy olana tiana ho lazaina aminay mipetraka eto Frantsa e! Ny any @ firenena hafa toa tsy dia mbola nahitana resaka toy izao mantsy. Tsy hitako anefa izay olana @ ireo asa ireo raha toa ka afaka mivelona sy miaina am-pilaminana izy sy ny fianakaviany! Ny fille au pair koa dia tena ahazoan'ny tompony tombony satria tsy miala vola afa-tsy izay hitafiany izy sisa. Matetika aza mahazo avy @ patron-ny koa! Tsy misy ASA RATSY afa-tsy ny mifanohitra @ lalàna.
Ny Pasitera lazainao indray raha manao mpitari-bato vilam-bava dia azy sy Andriamanitra izany fa tsy antsika ny fitsarana azy.
Fa angaha raha tonga aty frantsa dia mieritreritra fa TSY MAINTSY ho lasa PREZIDA na ho TALE JENERALY moa? Arakaraka izay asa misy sy betsaka ihany io.
Ary ahoana ianareo Malagasy any Lafrantsa , izay atao hono hoe
:Nivoatra,nahita fandrosoana , atao hoe «civilisé»hono zany e !Dia
nalainareo baraka lay vehivavy atao hoe Mialy …
… raha ireny no atao hoe olona civilisé dia asa angamba ny tamin’ny
âge de pierres …
Raha ny mentalité zany dia tsy mifankaiza amin’ny aty ianareo e !!!
Version empirée fotsiny ny anareo satria « vous étes cruels !!! »
Marina tokoa lay tenin’izay olona izay hoe « ny Gasy raha ampiseho
fitiavana dia tsy mahay mihitsy Fa raha fankahalana dia mahay tokoa
!!! » sady gratuitement !
Tsy ny gasy rehetra monina aty no nanao iny toe-javatra iny fa ireo GASY ambany saina satria teo imason'ireo ankizikely zanany no namafazana azy lafarinina.:(
Izao koa: nahoana no nafindra any Ambohimanga daholo ny razan’ny
mpanjaka tao Manjakamiadana? Nihevitra ny ho mpanjaka angaha Ra8 dia
ho mpanompony avokoa ny Malagasy rehetra satria toa hoe natao
appartement ngezabe ny ao anaty rova ao mba hipetrahan’izy mianakavy
Soa fa lasa iny satria loza no niandry antsika raha nitohy ny fitondrany
Lavitra be izany fiverenana @ faha mpanjaka izany ka tsy azo inoana
6. xxx ( 14/05/2009 05:47)
Tena misy fahavoazana ilay Nyrina marina :roll: :roll: :roll: :roll: mivavaha ho azy+
7. xxx ( 14/05/2009 07:09)
Tena misy fahavoazana ilay Nyrina marina :roll: :roll: :roll: :roll: mivavaha ho azy+

ambodia mitafy zanak'ondry e,

trop c'est trop be taimbava be loooooooottrrrrrrra

TSY NAMPOIZIKO :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. Mirananirina ( 14/05/2009 13:36)
dray dray dray,bazylou,fa nanino tampoka teo ary ianao no dia nanoratra 1 km tahaka izao ny alahelonao.
Tsarovy fa samy Malagasy isika,fa tsy ny eto ihany fa na aiza na aiza ny Malagasy dia taloha io FIHAVANANA io fa tsy miasa intsony ankehitriny.Na any Madagasikara aza ny olona dia tsy mihavana intsony fa resin'ny FITADIAVAM-BOLA
9. xxx ( 14/05/2009 14:07)
Tsy hitako izay hamalianareo dinika ohatran'itony :roll: :roll: :roll:
10. bazylou ( 16/05/2009 10:34)
drayy, tena be nynarary fo marina !!!tratra ny nefenina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0097