GTT les TEMOINS DE JEHOVAH de la politique

1. ndaty ( 13/05/2009 09:47)
le GTT ressemble beaucoup aux TEMOINS DE JEHOVAH, beaucoup de bruit , de publicité et d'obstination mais ça ne donne rien.

ce sont des jeunes adolescents en culotte et jupe courte, très turbulents, croyant pouvoir faire quelques choses, mais qui finiront par se rendre compte, que ce ne sont pas eux qui vont changer le monde.

Fa ka taitse ry GTT zandry isany, hi-deprime ianareo @ izay fotoana izay, mais bon tout le monde est passé par là ( c'est ce qu'on appele la crise d'adolescence en pedopsychiatrie)
novalian'i xxx ny 13/05/2009 19:44
2. benkintana ( 13/05/2009 10:11)
refa tsy mahata lazaina elah dia ampiriatako hatrany an-kaboné
3. locl ( 13/05/2009 10:13)
Peut importe la ressemblance mais il suffit juste de prouver qui sommes nous....bouf le strees....avec la crise modiale, tout le monde en passe
4. xxx ( 13/05/2009 10:15)
Nisy voadona mafy injay tany ho any ry zalahy dia tsy nisy apoaka dia mampiasa therme hafahafa eto lol ! ndàna mikepoka voandro e!
5. xxx ( 13/05/2009 10:24)
ENY TOMPOKO TENY LALINA SAROBAHANA IZY ITY KANEFA DIA TSY NORAISINAREO HO SERIEUX KA DIA MIALATSINY FA MENATRA NY TENAKO
6. xxx ( 13/05/2009 10:25)
ny angidina tsaboina e ; toa mideprim avokoa ry zareo ao , nofelapelahan'i besandry tehamaina
7. xxx ( 13/05/2009 10:32)
resaka marary kibo ny anao ndaty ,tsaboy ny lohanao fa mi-deprime enao zany :roll: :roll: :roll:
8. besandry ( 13/05/2009 10:35)
Kabary narahina asa no nitranga , tsy nisy nisamboavoana , tsy nisy nanao jupe fohy , ny be tsy amantsaina no nahazo fitenenana betsaka , nolazaina i andry fa adolescent , iza no nanotrika vay tao @ firenena ??? mahaiza manao fijery tsy miangatra fa aza miakatrakatra foana mampiseho hoe dokotera HONO

Izay manadra-tena dia hahetry ohatra " izay miteny hoe izao dia dokotera dia halefa hamafa làlana izy ".
9. xxx ( 13/05/2009 11:02)
ndaty marary saina ,mihinana voan-draketa iray alohan'ny hatory mandritran'ny telo andro ,kere avao ty tany
10. xxx ( 13/05/2009 13:27)
besandry:

Izay manadra-tena dia hahetry ohatra " izay miteny hoe izao dia dokotera dia halefa hamafa làlana izy ".


Iza izao no manendry tena ho Prezidà ???? Ha ha ha

11. xxx ( 13/05/2009 13:38)
ahetreho any @ losifera any refa tsy mazaka prezidà ,
maimaika toa boka hanambady teo
zao de mody miala pà eo ty andry ,tsisy manaiky anao ntsony ny mpikambana ao @ Hat de wain eo tena!!!
12. xxx ( 13/05/2009 19:44)
Tena no midina any @ losifera , sy ho andevozin'ny belizaboba ry le mpanimba firenena ity

Andry president
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291