OMBAY MITADY KARAVASYVENDRANA

1. besandry ( 13/05/2009 07:35)
REHEFA RESY DIA MAHAIZA MIHAINA FA AZA MANAO VAVAN NY MATY AN DRANO

MBOLA AIZA NO HANAOVANAY IREO MPANAO LALANKITAKISOA IREO

MAHENO TENY HOE SURSIS A EXECUTION AZA MAMPIKONETAKA IZANY IZAHAY RAHA MANAO ZAVATRA ARY TSY HO LASANKOVAVANY IO AKORY FA EFA NAMPIARINA

KA MAMPITANDRINA AN I KARAVASY VENDRANA MBA TSY HANAO TSINONTSINONA
NY FIRENENA INTSONY

TSY HAMPIADY NY MALAGASY MPIRAY TANINDRAZANA INTSONY

ZAKAO NY TSY FAHOMBIAZANAO EO AMIN NY FIAINANAO NA DIA 58 ANS AZA IANAO MBOLA ETUDIANT DIA ANAO IZANY

MAZAVA VE RY KARAVASY VENDRANAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAA A!

novalian'i xxx ny 13/05/2009 14:53
2. besandry ( 13/05/2009 07:40)
Nifototra tany aminy tany ihany ny karavasiny , dia izy no voakapoka

nandrivorivo tao dia izao sisa. ny tody tsy misy fa ny atao no miverina

be fialonana tsy misy saina ory havamànana , miteny irey eto sisa no atao , mpamahandalitra ny mpitondra sy ny vahoaka :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. besandry ( 13/05/2009 07:43)
karavasy tsy misy atao , raha hiondàna forum dia hay vendranaaaaaaaaaaaaaaaaa!!! hanaparitahana ny zavatra ratsy foromporonin'ny sainy ao :twisted: :twisted:
4. besandry ( 13/05/2009 08:00)
Tsy hisangisangy aminao akory ny vahoaka fa dia ho hitanao izany hoe mandeha @ fahamarinana izany .ry lé karavasyvovondandihazo ity .


5. MONGAB ( 13/05/2009 08:06)
.... et bien nous voici de retour à fiana.... mbola ny famindrampon'i tgv no tsy nodoan'ialahy tany ka mahaiza miaina
6. MONGAB ( 13/05/2009 08:08)
...........et bien nous de retour à fiana........ mbola ny famindrampon'i tgv no tsy nodian'ialahy tany betsy tany ka mahaiza miaina
7. xxx ( 13/05/2009 09:03)
TSY HO LANINLAH NA OVIANA NA OVIANA I KARAVASY FA BANDY MANANA NY BAGAGES REHETRA INY HANOHERANA NY TSY METY REHETRA ,KA NA VAVA NA SANDRY NA TEKNIKA NA FIKAFIKA NA HAFETSENA DE AO AMIN'I KARAVASY DAHOLO FA NY MPANENJIKA DE AO AORINANY FOANA FA TSY MIHOATRA AZY VELIVELY , RAHA TE HANGETOTRA IZY DE I BESANDRY ALOHA NO MISANTATRA NY FOFONY VOALOHANY , HA HA HA
8. andrywui ( 13/05/2009 09:05)
ay ay ay !! mafan be ato zan fa ialao alou klé !! hipitihan'ny ràn'ny sasany eo fa olona romotra be daol le ato !!
9. ravalotgv ( 13/05/2009 09:22)
tena hevitra milay ito ho anareo

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a0a7f8ad9b42

sniff
tcrouff

:^) :^) :^)
10. locl ( 13/05/2009 09:31)
Moramora ihany aloha ry zalahy fa mbola maraina loatra zahay aty, mety le izy fa ataovy vitesse normale e
11. besandry ( 13/05/2009 09:50)
I KARAVASYVENDRANA NO MIEVONA NY FOFON' ETOTRANY SATRIA VENDRANABE
NA NY PSEUDO AZA TSY SAHY ASEHO FA XXX NO AMPIASAINA

BAGAGE INONA NO HANANAN IO ?? FIALONANA SY NY FANENJEHANA NY HAFA DIA NONY KARAVASIANA ILAY KELYLOHA DIA MBA IZY INDRAY HONO NO HENJEHINA OLONA TSY MISY APOAKA NA KELY AZA

TSY AZO ENJEHINA NY OLONDRESY TOA AN'i KARAVASYVENDRANA
12. besandry ( 13/05/2009 09:52)
AORIAN'NY AORIANA I KARAVASYVENDRANA
13. xxx ( 13/05/2009 10:52)
misy mitapy vao maraina ndray ato zany klé, maratra eo elah ry andrywui fa miteny irery ndray mantsy
14. karavasy ( 13/05/2009 13:55)
tgvendrana hafa ihany. Fa iza no nilaza an'itony tgvinaingitra itony fa i karavasy io nanao xxx io. Asaivo havoakan'ny tompon'andraikitra raha toa ka izaho io ary raha izaho dia asaivo fohanany ny ps-ko. Izahay miseho eto fa tsy miafina saingy izay tia hanampy hevitra ka miafina xxx dia azy izany fa tsy ahy. Bala very ny an'i besadry poakaty saina satria rehefa tsy miakatra ny bandy dia izy ihany no mamaly ny tenany satria tgvendrana be.
15. xxx ( 13/05/2009 14:53)
ry zalahy ihany lesy io mivadika xxx mampiresaka ny tenany io fa elah ve karavasy tsy mahalala ny adin'ny tgvendrana :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0797