Zao ve vao kôpy wé tsy hilatsaka Andry ??!!

1. essera ( 13/05/2009 04:27)
Fanambarana ofisialy fotsiny ihany ry mahay no nataony omaly a !!!
Mihevitra ery ireto mpiondana iky fa hoe resy ra-Andry amin'ilay déclaration wé tsy hilatsaka ho président. Tadidio tsara ry mpiondana fa vao nandray ny tetezamita izy dia efa niteny an'io ary ni-promettre tamin'i Odon ny tsy hilatsahany. Sa mila averimberina im-bdb d azon'ny mpiondana veti2.
Ny mission-n'ny tgv d hanapa-tenda ny mpanao jadona sy ampihi-mamba teto am tanàna. Tadidio koa fa ny constitution-tsika dia tsy mamela olona latsaky ny 40 taona hilatsaka raha tsy hoe hokitihina angamba toy ny fanaon'ny filoha teo aloha.
Aza afangaro ny rano sy menaka ry mpiondana. Aleo ho vita tsara lay tetezana araka ny notenenin'i Roindefo fa tsy kotabaisina am tsy antony.

"24 mois tout au plus" koa fa tadidio ny efa voalaza fa ny olona nanao vacances ihany ange no saika hametra-tena mandra-maty teto am tanàna ho tompony am retra2.
2. rfd2001 ( 13/05/2009 05:34)
Raha lehilahy lerie asaivo mamerina ny fifidianana Maire fotsiny hijerevana azy e!
3. gasmlay ( 13/05/2009 08:24)
firy andro sisa ny an'ilay mpaminany sandoka? :roll: :@
4. Oay ( 13/05/2009 08:44)
Ka izao ra-essera a!

Efa lasa fahazarana ao @ antitra ny fahitana fa IZAY MANDRAVA REHETRA D MIROTSAKA HOFIDIANA PREZIDA DAHOLO AVY EO d mihevitra ny EFA MIVERINTSAINA FA IZAY ILAY LOGIQUE.
Ny tsy fantany anefa d ny TANORA FANAHY D MAHAFEHY SY MAHALALA FA TSY HOVITA DAHOLO IZAO REHETRA IZAO, aiza ka ny GADRA LAVA TSY MAHAY MANONONA TETEZANA FA LAZAINY FA TATEZANA NO TOHANANA SY HAMONOANA TENA!

Mbola mila averina @ nareo fona ve fa VOATERY TSY MAINTSY NANDRAVA AN'INY JADONA INY i Andry Rajoelina méme si c'est au prix de sa propre vie satria NOHEJEHINA SY NOFOFOINA NY AINA SY NY FANANAN'NY MALAGASY IZAY TSY MANAIKY NY ASAN-DEVOLY NATAON'NY MPIVARONDRONONO AN-TAVY!

i Andry Rajoelina ho antsika tanora izay ao anatin'ny serasera eto Madagsikara d mahalala fa plutôt BUSINESSMAN i Andry fa tsy mpanao politika!
Ny beronono votsa saina ihany no mihevitra fa satria ni-réussir ny bizinany feno halatra d afaka hirotsaka hitondra an'i Madagasikara koa na d tsy manana ilay aptitude hanaovana anizany aza.
Efa nolazaiko teto moa fa maninn ingahy Microsoft tsy mirotsaka ho fidiana prezida any USA any>>> VALINY: SATRIA NOLAZAINY FA c'est métier noble ny fanaovana politika ka tsy tsara ny mi-s'enventurier @ izany ary tsy hoe satria ni-réussir ny bizina d hoe hanosontena ho ANdrIAMANITRA MAHAY IZAO REHETRA IZAO
5. essera ( 13/05/2009 08:51)
Efa narary fo be r lerony les ra-Oay d nahatsiaro soulagé vao nandeha ilay déclaration. Efa tsy mandeha am lohany intsony ny sasany fa ny fo tanteraka no mibaiko.
6. benkintana ( 13/05/2009 10:56)
efa hors d'état de nuire ny HAT-TGV fa tapaka ny lohany ,mbola hampiriatiko hatrany an-kaboné ny jiolahy sasany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0436