fako eto andrenivohitra tana

1. nalison ( 13/05/2009 03:18)
asa na ny masoko no mandroa fa raha mba nandinika ireo soratra amin'ny fiara be mpitaona fako eto IARIVO ny tenako dia nahita hoe UNICEF MANALA FAKO dia gaga .Fa angaha dia tena lany ny vola tao amin'ny commune tao .Natao aiza daholo ? sa kosa mbola nampiasaina tamin'ireny grevy ireny?
Raha nahita ny vaovao tamin'ny MATV aho alina aloha dia tena nino fa 0 ar ny ao amin'ny commune ao .Niantso vonjy sy fanampiana ramatoa RATSILAVAKA hoe izay afaka manome vola amidy solika ,hamidy kifafa,hamidy angady ,sobika sns..... Na dia vola hamidy an'izany avy ary ve dia tena tsy misy intsony ? aiza ilay lokaloka hoe mahavita azy ny tgv?
MENATRA NY TENAKO HOE VAZAHA NO MANAKARAMA MANALA NY MALOTOKO
novalian'i xxx ny 31/10/2009 02:33
2. ni81 ( 13/05/2009 05:40)
vokany daholo izany e! 8O
3. xxx ( 13/05/2009 06:17)
Nalison> Izaho tsy hoe momba ny TIM na TGV na Arema sns... fa ny zavatra tokony ho fantatsika dia ny hoe: Deficite ny budget -ny commune urbaine Antananarivo raha nandray fahefana i Andry. Efa lany talohan'ny nidirny teo izany vola tokony hikarakarana ny commune.
Ankoatra an'izany koa dia natao fairano ny commune Tana.
Ka normal be raha mbola tsy hiisy asa fanadiovana ny tanana ka hangataka @ ireo malala-tanana ny mpiandraikitra.
Tsy Tana renivohitra ihany no voa toa izany fa ireo renivohi-paritany hafa koa dia voan'io resaka io nohon'ny politikan'ny maire
4. nalison ( 14/05/2009 07:23)
mba fanontaniana apetrako ny hoe aiza ireo hetra nalaina tamin'ny taona lasa teo.amin'izao fotoana zao ary efa misy indray ny facture jirama hoe hoan'ny samva?
5. xxx ( 14/05/2009 12:51)
xxx:

Nalison> Izaho tsy hoe momba ny TIM na TGV na Arema sns... fa ny zavatra tokony ho fantatsika dia ny hoe: Deficite ny budget -ny commune urbaine Antananarivo raha nandray fahefana i Andry. Efa lany talohan'ny nidirny teo izany vola tokony hikarakarana ny commune.
Ankoatra an'izany koa dia natao fairano ny commune Tana.
Ka normal be raha mbola tsy hiisy asa fanadiovana ny tanana ka hangataka @ ireo malala-tanana ny mpiandraikitra.
Tsy Tana renivohitra ihany no voa toa izany fa ireo renivohi-paritany hafa koa dia voan'io resaka io nohon'ny politikan'ny maire


dia inona no recours n'i Andry t@ izany sa dia nitanĂ ka vava teo fotsiny, faly nibitaka t@ titre nefa vato mahamay no noraisina ?

Tsy efa mba nojerena mialoha koa angaha izay hatao , sa nanantena hoe vola be mikararana no ao
6. xxx ( 20/05/2009 18:32)
nalison:

asa na ny masoko no mandroa fa raha mba nandinika ireo soratra amin'ny fiara be mpitaona fako eto IARIVO ny tenako dia nahita hoe UNICEF MANALA FAKO dia gaga .Fa angaha dia tena lany ny vola tao amin'ny commune tao .Natao aiza daholo ? sa kosa mbola nampiasaina tamin'ireny grevy ireny?
Raha nahita ny vaovao tamin'ny MATV aho alina aloha dia tena nino fa 0 ar ny ao amin'ny commune ao .Niantso vonjy sy fanampiana ramatoa RATSILAVAKA hoe izay afaka manome vola amidy solika ,hamidy kifafa,hamidy angady ,sobika sns..... Na dia vola hamidy an'izany avy ary ve dia tena tsy misy intsony ? aiza ilay lokaloka hoe mahavita azy ny tgv?
MENATRA NY TENAKO HOE VAZAHA NO MANAKARAMA MANALA NY MALOTOKO

ka efa lany nividiana 4x4 ka sady samy nanao am-paosy avy ry mpamadika tanindrazana isany.
Avelao eo ho hitan'ny havany eo e .Mbola aiza izany ho feno pesta ny firenena amin'ny farany noho ny tsy fisainan'ny hafa mpanimba firenena .
Izao kifafa avy dia tsy ananana

=)) =)) =))
7. xxx ( 31/10/2009 02:33)
nalison:

asa na ny masoko no mandroa fa raha mba nandinika ireo soratra amin'ny fiara be mpitaona fako eto IARIVO ny tenako dia nahita hoe UNICEF MANALA FAKO dia gaga .Fa angaha dia tena lany ny vola tao amin'ny commune tao .Natao aiza daholo ? sa kosa mbola nampiasaina tamin'ireny grevy ireny?
Raha nahita ny vaovao tamin'ny MATV aho alina aloha dia tena nino fa 0 ar ny ao amin'ny commune ao .Niantso vonjy sy fanampiana ramatoa RATSILAVAKA hoe izay afaka manome vola amidy solika ,hamidy kifafa,hamidy angady ,sobika sns..... Na dia vola hamidy an'izany avy ary ve dia tena tsy misy intsony ? aiza ilay lokaloka hoe mahavita azy ny tgv?
MENATRA NY TENAKO HOE VAZAHA NO MANAKARAMA MANALA NY MALOTOKO




Miala any indray i Nalison an!!
Tsy voavakiko hatr@ farany fa efa azoazoko an-tsaina hatrany ilay hevitra, ento moramora avao ihany hoy aho e ;-) sao de ho tapaka lalan-drĂ  eo ka tsy ahandry ny hiverenan'i dada :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.232