andry

1. fijo ( 12/05/2009 22:25)
i andry rajoelina io aloha,dia mihomana,fa ny ekipan'i pierrot no hampihinana ny tsy aiko intsony azy eo.efamanomboka miseho ny fifampitsipahana misy eo amin'i monja(ekipa tgv)sy i pierrot(ekipa ratsiraka)hummmmmhverina ihany levalo kely raha
izao
novalian'i xxx ny 13/05/2009 13:31
2. zama91 ( 12/05/2009 22:27)
efa nanahy mafy aho hoe tsy hita i fijo ahoana aloha e
3. fijo ( 12/05/2009 22:29)
eto mijerijery an-dry zalahy mifanipaka eto e
4. zama91 ( 12/05/2009 22:30)
fika fotsiny dia hoe tsy miady seza i tgv (tsy hilatsaka )dia avy eo dia hoe betsaka ny olona mangataka ny filatsahako tsy manatsafidy aho fa ny vahoaka no tompon'ny fahefana dia ovana aloha ny limite d'age ahazoany milatsaka
5. fijo ( 12/05/2009 22:33)
resy io ry ise rah amilatsaka eo an,efa itann'y vahoaka ny loza nentiny.i pierrot no mety hilatsaka rah amahazo famotsorana ny helony,nefa ry tgv toa madidty tsy mety manome fa matahotra azy koa
6. zama91 ( 12/05/2009 22:35)
aleo dia hilatsaka eo daholo dia hita hoe aiza le vahoaka be manomeha fahefana an'i tgv hitondra ireny
7. fijo ( 12/05/2009 22:37)
ka mizara be ny vatondry zalahy rah asamy hilatsaka,nefa ny mpomba an'i levalo tsy mizara,io no tena atahorandry zalahy.moa izy samy izy koa mifampiahiahy be ihany.izao efa manomboka mifanenjika izao ry roindefo sy ry pierot ko
8. zama91 ( 12/05/2009 22:48)
ka ry tgv anie toy ny pangatra e ,@ voalohany ihany no mitovy hevitra fa rehefa hizara ny entana nagalarina tsy maintsy misy foana ny mitady ho lehibe noho ireo namany dia raikitra ny ady,ny fanafodiny dia averina le halatra natao dia mitohy ny fihavanana .Jereo fa betsaka amin'ireo membre ny hat ireo no hanohana an'i ra8 avy eo
9. fijo ( 12/05/2009 22:50)
efa ita mihintsy fa be ny hivadika,saingy izay lany eo,na i pierrot na i ravalo,dia samy efa homailo amin'ireto milaza azy ho mpanoa politika ireto
10. ravalotgv ( 12/05/2009 22:53)
samy romotra ireo

sniff
tcrouff
aleo zay mitazana aloha de avy eo mivarotra tany
sniff
tcrouff

:^) :^) :^) :^) :^)
11. rpetit ( 13/05/2009 05:36)
zava misy hitamaso alou ny ahy : TENA EFA TAFIDITRA AO ANATY ANGRENAZY POLITIKA I TGV tsy nisaina mihintsy , i roindefo tsy tia an'i pierrot ary tsy namela azy hoany tamatave (marina io) , nahoana nefa mbola niseho tany tamatave ihany i pierrot ?
i ratsirahonana contre pierrot (AVI CONTRE AREMA) monja tsy tia pierrotn , nefa TGV tsy afa miala pierrot . raha jerena zany dia potika dahol carier politik reo hat reo , hiady atrano ao de rava oazy tsy tin'ny vaoka tson
AZA ADINO FA TANANARIVO NGE ZAO MANAO ANALYSE DAOLO E SAO DIA EVERINAREO FA SANANA TAHAKA NY FOZA . SADY FANJAKANA TSA MATEZA IO ZAY TSY MATAHOTRA FIFIDIANANA ZANY FA AVONDRONY NY HERY =D> ^:^
12. xxx ( 13/05/2009 13:31)
Enfin mba nisy resaka misy dikany marina ! Bonne analyse daholo izy izany !
Wait and see fa dia mitranga tsikelikely eto ny tetika maloton'ny tsirairay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0795