Tsy misy Rova azo dorana intsony hanakà nana ny tanindrana
1. kidoropamba
(
12/05/2009 08:36)
Inona ary no atao? Tsy misy Rova dorana mihitsy ny dada sy zanany hanakànana an'ireto tanindrana ireto hiverina @ fitondrana.
Ity CAPSAT ity angamba no azo tsakotsakoina ka lazaina fa hoe tanindrana daholo amin'izay mba moramora ny hitarihana ny vahoakan'Imerina hanohitra ireo tanindran-tany ireo. Io ary fa atomboka koa @ fangalarana ny taolam-paty ao manjakamiadana izany.
Combat d'arrière garde be izany e.
Mbola manonofy be ny sasany e
Ity CAPSAT ity angamba no azo tsakotsakoina ka lazaina fa hoe tanindrana daholo amin'izay mba moramora ny hitarihana ny vahoakan'Imerina hanohitra ireo tanindran-tany ireo. Io ary fa atomboka koa @ fangalarana ny taolam-paty ao manjakamiadana izany.
Combat d'arrière garde be izany e.
Mbola manonofy be ny sasany e
novalian'i xxx ny 12/05/2009 09:40
2. andrywui
(
12/05/2009 08:46)
Ka izao anie rakido kou no tena pire e!! le Merina hianteheran'ilay dada kou anie efa nanifi-doha azy efa ela e!! tadidinlah moa le teny nalaza be iry hoe: "" TSY MISY HIRAHARAHIAKO ZE VAHOAKAN'ANTANANARIVO ANY !!!""" sady nataony fahirano amzay ny tanana ! tsy nomena vola hanadiovana tanana ny CUA , nogiazana ny kaontin'ny CUA ,tsy nomena fanampiana mihitsy TANA ,nesorina le panneau pub napetraky ny INJET teo Antanimena teo iny nefa tena nilay be le izy , de inona kou ?.....be dia be fa nareo angamba mahalala betsaka ko
3. xxx
(
12/05/2009 08:55)
aleo ry zareo hanonofy ihany, reefa midona @ poto ve izy tsy hofoha @ zay? :-D :-D
4. andrywui
(
12/05/2009 09:04)
Ka izao anie rakidoro kou no tena pire e!! le Merina hianteheran'ilay dada kou anie efa nanifi-doha azy efa ela e!! tadidinlah moa le teny nalaza be iry hoe: "" TSY MISY HIRAHARAHIAKO ZE VAHOAKAN'ANTANANARIVO ANY !!!""" sady nataony fahirano amzay ny tanana ! tsy nomena vola hanadiovana tanana ny CUA , nogiazana ny kaontin'ny CUA ,tsy nomena fanampiana mihitsy TANA ,nesorina le panneau pub napetraky ny INJET teo Antanimena teo iny nefa tena nilay be le izy , de inona kou ?.....be dia be fa nareo angamba mahalala betsaka ko
5. xxx
(
12/05/2009 09:05)
Resaka taolam-paty ve no resahinao kidoro,tgv no nanokatra zany resaka zany ny tgv zany no mpampiady ,tsy arakareo marina ny tantara fa elah ty koa efa misy fahavoazana depuis nongadrain'ny capsat tany fa lasa mpanompo sampy be fahatany
6. andrywui
(
12/05/2009 09:07)
fa elah ty koa efa misy fahavoazana depuis nongadrain'ny capsat tany fa lasa mpanompo sampy be fahatany
aiza kou no misy tgv ho gadrain'ny capsat zan ry le donto ty a !!! Kidoro anie leader e!! ny Tim no tsiponina tsirairay ao aloh fa aza mtenten foan
7. xxx
(
12/05/2009 09:16)
Ny anao andrywui alahelo hono tsy lasa mpanao hatsikana ozy pikatti é,
maty aho andrikeliko ha ha ha
maty aho andrikeliko ha ha ha
8. andrywui
(
12/05/2009 09:31)
ny tsy azoko de ity fa maninnn locl no tsy sahy mivoaka tao fa miafina tao foana e !!! jereo zao pikatti omaly tamin'izy mbola velona fa mamoaka PS foana miresaka tamiko teo ! saingy mitahia izy ankehitriny fa efa tsy namantsika intsony !!!
9. kidoropamba
(
12/05/2009 09:40)
Lalaovin'ny dadan'ny manandafy sy ny forongony LATSAKA PATALOHA indray ny taolampaty ao manjakamiadana e.
Tadiavina daholo izay rehetra hanasoketana an'i HAT fa tsy tafavoaka e.
2000 izany hono ireo tribalista ao frantsa ao nilahatra t@ asabotsy teo ka hamerina an'i dadany nandositra any swaziland.
Manofinofisa fa zon'olombelona io manonofy io e.
Tadiavina daholo izay rehetra hanasoketana an'i HAT fa tsy tafavoaka e.
2000 izany hono ireo tribalista ao frantsa ao nilahatra t@ asabotsy teo ka hamerina an'i dadany nandositra any swaziland.
Manofinofisa fa zon'olombelona io manonofy io e.
10. xxx
(
12/05/2009 09:40)
pikatti anie bandy be asa fa tsy rmiste hoatan'elah hono é,elah no tsy manan-katao any ve ,
omevo madinika any hono izy ry pikatti a
omevo madinika any hono izy ry pikatti a
