bandy tsy misaina ry charles,lylison,cemgam,rakotonandrasana

1. zoam ( 11/05/2009 10:46)
mihevitra ny tenany ho rambo nefa basy no mba hireherehana hoe pros,izao ry zalahy izany mandeha irery izany tsy sahiny atao intsony,indrindra moa fa hoe handeha tongotra tsy mirongo basy,mila mailomailo foana eny fa hatramin'ireo miaramila feheziny ireo aza tsy hatokisany intsony fa lasa paranoia,mbola aiza eh,na dia ireny filme sy sary @ internet irey aza hanenjika ny eritreritr'ireo.Mbola tsy fantany angaha le hoe aleo henjehin'ny omby masika toy izay enjehin'ny eritreritra,nefa ny omby masika efa misy ny eitreritra koa etsy andaniny anenjika .Hoavy tsy ho ela ny affiche manambara fa hazo valisoa izay mahavoa an'ireo
novalian'i ralevazou ny 12/05/2009 07:23
2. penguin ( 11/05/2009 10:51)
Tzony amin'ny zavatra ara-dàlana ireo manaradia izay heverina ho ara-dàlana. Tandremo ny manaraka ny revy maloton'ny olona fa hifototra aminao ihany koa io na ahoana na ahoana. Tsy mila enjehina izany ny mpanao ratsy fa ny tenany ihany no mitarika azy any amin'ny afo hipoahany.
3. xxx ( 11/05/2009 11:05)
aina solon'ny aina ,taty paris efa nisy vata paty special an'i sarla fa hoan'izy telo lahy hafa mbola ho ampikarakarana ny gasy be sitrapo ,efa misy ny contisation hoan'izany a mandrasa kely,atsy ho atsy na dia hivoaka any @ toilete azy ireo mpaono olona ireo asiana garde du corps,ny hoe handeha iatsena eny irery eny @ pochard moa dia efa atao sanatria,i sarla aza anie miara matory @ Ak 47 sy RPG miaraka @ capsat 3 lahy miandry ny tranony nefa mbola ao camps militaire en plus .
4. kidoropamba ( 11/05/2009 11:28)
Mbola CAPSAT ihany dia efa mangovitra ry mpamono olona rehetra. Aiza ary ireny mercenaire sudaf ireny no vaky nandositra niaraka t@ mpikarama azy?

Efa nanome toky ny 1er RFI (Ivato) sy ny 2èmle RFI (antsiranana) fa hanampy tosika an'i CAPSAT ry zareo raha misy ny ilàna an'izany.

dray dray dray, raraka pataloha Manandafy miseho azy ho gaigy e. hin hinhin hin hin hin hin!

Raha tratranay eo moa Ravalo dia tena mussolini ny fiafarany e.

Hatramin'izao aloha mbola mitarika ry jeneraly raoelina satria mitarika @ isa 50 maty sy 0 (aotra) hoan'ny CAPSAT.

Ny GSIS koa dia efa nampitandrina fa miaraka @ CAPSAT ry zareo.

Rehefa milaza fa CAPSAT (symbola io) dia ny TAFIKA MALAGASY no dikan'izany.
5. xxx ( 11/05/2009 11:29)
efa tsy mahita tory adroaman'alina ny capsat na dia tsy misy recompese aza amborin'ny bandy ihany ireo saingy mety ny adjudant sy caporal ao @ capsat ihany no hanamboatra an'ireo bandy ireo.Mitohy ny tantara ici 5mois tsy heno intsony izany capsat sy charles kely izany .Tadidiho izany phrase izany
6. kidoropamba ( 11/05/2009 11:35)
Rehefa voavidy vola ny jeneraly sy ny amiraly avelao ny caporaly, adjudant sy ny cdt ary ny colonely handray andraikitra e. Ny fitiavan-tanindrazana ny tanjona fa tsy ny hiaro tombontsoa sahala amin-dry jeneraly raoelina mahasahy MITIFITRA SY MAMONO MALAGASY AMAN-JATONY.

Tsy hanao tantara sahala aminareo (tuérie du 07 février 2009) ny tanjon'ny CAPSAT fa ny hitrongy ny jadona sy ny mpamono olona tarihan-dravalo.

Alefa CAPSAT e.
7. xxx ( 11/05/2009 11:58)
efa mivaralila koa ry kidoro,ny capsaty kely io lesy tsy ho heno2 intsony atsy ho atsy ary ireo kolonely cotiers ireo misehoho pros nefa zefalahy ireo tsy ho heno2 intsony atsy ho atsy ,ny hoe handeha irery izany aloha lesy dia efa mampamangy eh.Ny famonoana ny 7fevrier tsy interet ny fitondrana ny hamono an'ireo asio enquete indepandant raha sahy
8. Mirananirina ( 11/05/2009 12:08)
Inona hono ny fahaizany capsat??????????????? :) 0
Mamono olona fahatany dia izay.
9. kidoropamba ( 11/05/2009 12:29)
Mbola tsy namono olona ny CAPSAT fa nanakana ny famonoana olona nataon'ny ravalo sy Manandafy ary jeneraly Raoelina.

Aza afangaro ny diska.

Alefa CAPSAT e.
10. Mirananirina ( 11/05/2009 12:51)
Mbola tsy namono olona ny CAPSAT fa nanakana ny famonoana olona nataon'ny ravalo sy Manandafy ary jeneraly Raoelina.

hay ve! tehaka hoany capsat Andriamanitrao ô
11. andrywui ( 11/05/2009 14:15)
Zoam , penguin ,mirana a !! aoka izay ny ranomaso ee !
12. xxx ( 11/05/2009 14:30)
darohan-i benkintana eo lisany fa miboredika fotsiny eto,sady reny andi-dahy reny no tena entiny hamboarin'ny capsat de lasa mpanompo sampy hotran'i kidoro :-D :-D :-D
13. xxx ( 11/05/2009 15:12)
Fa inn daolo ireny maty bdb novonoin`ny CAPSAT ireny e ? Aiza koa ary zany maso pour voir-nareo zany ! Ho ahy manokana aloha dia efa miandry an`i Charles , na i Noel , na i Ndriarijaona ny Mawak amin`ilay tonga de mahafaty sur place , sady mafy no avo raha sendra mi-tapô amiko tsy mitondra basy e !
14. benkintana ( 11/05/2009 15:40)
Na hitondra fiara mifono vy de ho lemako hatranny an-kaboné, tsy miangana,capsatkely io
15. xxx ( 11/05/2009 18:54)
tonton an'i kidoro hono kay i charles ,hay ve marina ny an la lesy kidoro
16. benkintana ( 11/05/2009 21:17)
ampiriatako miaraha @ kidoro zany mba manao economie bala ahay
17. ralevazou ( 12/05/2009 07:23)
Öry kidoropamba â! Fa nareo kon kouh ve efa voahozona niaraka t@reo FOZAORANA mpamadika tanindrazana ireo leh! :twisted: :twisted:
Mandraka ny efa anaty kizo le firenena ko" alefa kapisaty aho alefa kapisaty" ^:^ ^:^
Ra za elah zao defa mieritreritra oe "sôde tokony ho any am dizoity ary ela?" =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1247