Mitoera ao amiko, ary Izaho hitoetra ao aminareo.

21. tywa68 ( 20/05/2009 15:39)
Coopsal > d hanontany indray zao i Bor2lais hoe ahoana zany mino ? :lol: :-D
22. bor2lais ( 21/05/2009 08:47)
Ary marani-tsaina mihitsy Tywa68 an !
"Ahoana izany manatona sy mino Azy izany ?"
23. tywa68 ( 22/05/2009 10:38)
:-D :wink: avelako ho an'i Coopsal ny fanontanianao :-D
24. ni81 ( 22/05/2009 11:08)
tywa68>
avelako ho an'i Coopsal ny fanontanianao
:-D :-D :-D toa mitsoaka?
25. bor2lais ( 22/05/2009 11:28)
Afaka mamaly koa ange i tywa68 e ! METY misy ifandraisany amin'ilay fanoharana momba ny foto-boaloboka sy ny sampany mamoa sy tsy mamoa ilay izy !

Foto-boaloboka : Jesoa
Sampany : mpianatra, izaho, ianao, "mpino", "Kristiana", ...
Mpamboatra : Andriamanitra Ray

->"sève" avy ao amin'ny foto-boaloboka mankao amin'ny sampana : ranon'aina mahavelona mitondra voa.

(Amiko io "sève" io dia azo raisina ho ny Fanahy Masina !)

Ka ilay hoe manatona Azy sy mino amiko dia mifandray amin'ny lohateny nataonao hoe : mitoetra ao Aminy , Izy ao amintsika (mandray Azy ary manaiky hiasaNY).

Matoa ilay sampana tsy namoa dia tsy nandray tsara ilay "sève" (tsy nandray na tsy nanaiky niasaNY ohatra)

Fomba fijeriko ihany anefa io ka raha tsy mety dia avereno aty amiko ihany !
26. tywa68 ( 22/05/2009 12:39)
Ary inn hono no tantarain'i ni81 ? :lol:
Bor2lais > mitovy fijery aminao aho k ! :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.047