Ny tsy azon'i bazylou dia izao, midina be ny vidiny vary eny @ tantsaha mpamokatra amin'izao, nefa ry zareo tena nandany vola be t@ zezika sy ny fiasana ny tanimbary.
Ka tsy haiko hoe revolution inona ity satria ho faty eo ny tantsaha mpamokatra raha izao no mitohy dia hiverina ho toy ny des années 1980 à 1990.
ary fa inona indray moa ity rano tapaka ity, io izao no tena revolution be amiko satria miverindalana ny Malagasy. Milay be le FAT'n HAT raha ity farany no jerena fa mahavita dingana lehibe @ fihemorana.