Raha nareo no eo @ toerako de ahôna no nataonareo?
1. mariposa
(
09/05/2009 12:33)
Faly be za nahita ty site ty mba hifampizarako ny olana mahazo ahy.
Zaho 28ans dia miaraka @ lehilahy divorcé55ans . Hivady tsy ho ela izahay(andro sisa no isaina) ary efa mikarakara ny zava drehetra. Ny ray aman dreniko nefa tsy mahafantatra hoe divorcé sy efa niteraka io olona hiarahako io.Nafeniko. Manam pikasana ihany za ny hitsotra ny marina avant mariage saingy matahotra ny choc mety ahazo azy reo satria samy manana aretim-po. Marihiko fa izaho mipetraka ivela\'ny Mada ary ny ray amandreniko any mada.
Etsy andanin\'izay dia nanandrana ny hiteraka zahay efa ho 1an zay nefa za tsy mety mitoe jaza. hany ka lasa enta mavesatra ho ahy ny mahita io olona ho vadiko io mampiseho fitiavana ireo zanany. Rariny ny azy satria zanany io ka tsy maintsy tiaviny. Ny tsy zakako de hoe nahôna lay vehivavy vadiny taloha afaka nanome zaza azy ary zaho tsia, en + zà mbola tanora?? Marihiko fa tiko tokoa io olona miaraka amiko io ka na de miady aza zahay ndraindray de samy tsy misy mahatanty fa miombona vetivety. Ny elanelan taona tsy olana mihitsy. Izy de tena mampiseho fitiavana be tokoa. Matériellement za tena miadana tokoa, ampanetre-tena no ilazako zany.Fa tsy feno ny hasambarako satria sady enjehan\'ny heritreritra hoe sao de ny lainga nataoko t@ reo ray amandreniko ary no matonga ahy tsy hanan-janaka? Marihako fa izaho dia mifankahazo tsara @ havany( ray amandreny, zanany, sns...)

novalian'i tywa68 ny 13/05/2009 08:07
4. Mirananirina
(
10/05/2009 11:30)
lehilahy divorcé55ans
Ny ray aman dreniko nefa tsy mahafantatra hoe divorcé sy efa niteraka io olona hiarahako io.Nafeniko.
lazao ny marina,fa lehilahy efa lehibe anie io ho vadianao io e.
possible efa niteraka,mety efa manana zafikely aza.tsy hitako izay olana
5. catalyn
(
10/05/2009 16:48)
Tsara ny hilazanao ny marina @ ray aman-dreninao, tsy tsara ny tokatrano sy fanambadiana ahorina @ lainga ary tadidio fa mavesatra kokoa ny enjehin'ny eritreritra toy izay enjehiny omby masiaka. Ny fanambadiana dia mila tso-drano avy @ ray aman-dreny ary tsy tokony hasiana lainga hanalokaloka ny fifaliana sy ny fahasambaranareo. Ny elanelan-taona ? aza asiana olana satria ny fitiavana tsy voafetran'ny taona. Ny hoe divorcé sy efa manan-janaka ? fombam-piainana daholo izany ka raha izy no anjaranao dia ifalio . Ezaho ny manazava @ RADnao fa ny fahasambaranao no zava-dehibe. Tsy misy RAD hanolo_bato mafana ny zanany izany fa samy maniry ny fahasambarany sy ny hoaviny avokoa; na ilay fofombadinao aza izany efa divorcé ka tsy tokony hisy ny olana moa ny fianakaviany sy ny zanany koa mifankahazo aminao ka inona indray no tadiavina. Ny momba ny zaza indray dia "faut laisser faire la nature hoy ny fitenin-dradoko izay , kanefa moa ny taonan'ny vadinao efa somary lehibebe ihany, dia tsara ny hanantonanareo spécialiste raha misy ny moyen mba tsy ho tara loatra.
Ny conseil-koa @ ilay mariazinareo , tsy haiko hoe inona ny statut nofidianareo fa @ situation -nao izay mbola tanora dia tsara raha manao contrat- de mariage ianareo ; hitsinjovana ny vodiandro mérika ny hilazako an'io satria ny olana matetika dia mitranga rehefa any andro iray ka modimandry ny vadinao( sanatria ny vava) , miseho amin'izay ny olana sy ny gidragidra @ lova sy ny sisa... indrindra moa ka hoe tsy manana zaza ikambanana ianareo (sanatria ny vava). conseil ny ahy fa anjaranao ny mandinika ; aza mijery fotsiny ny anio fa tsinjovy ihany koa ny ho avy.
Maharena tokatrano é! ary mahazoa izay irina !
Dia aza adino ihany koa ny mivavaka fa tsy misy tsy hainy ny ao ambony . :-*

6. JOSIAH
(
10/05/2009 17:10)
Marina mihitsy zany lazao ny marina fa ny tsy azoko kely fotsiny de hoe vaza ve izy sa gasy rh vaza manko io manaiky ny raimandreninao mety tsy de hisy olana de jereo tsara tokoa ny ho avy sao manenina mahaiza manapakevitra tsara aza adino ny mivavaka mahereza :lol:
7. mariposa
(
11/05/2009 14:23)
Marina fa vie privée-ko ty entiko eto @ forum ty, donc ahy ny décision finale. Zava dehibe amiko nefa ny fanampinareo ary matoa samy manoro hevitra daholo ny hilazako ny marina dia satria izay no solution ahombiazako. Dia hiteny ny marina tokoa ary zà androany. Tateriko eto ihany ny tohiny. Nisy fanontaniana hoe vazà sa gasy, vazà izy r'ise a!
Misaotra e!!!
:-* :-* (l)
Misaotra e!!!
:-* :-* (l)
8. fahamarinana
(
11/05/2009 15:13)
:arrow: mariposa :dia mirary soa akia a!
JOSIAH : Ka na vaza na gasy ve moa mapiova inona ? Ny olana mitovy hatrany ,sa ahoana ? (l)
JOSIAH : Ka na vaza na gasy ve moa mapiova inona ? Ny olana mitovy hatrany ,sa ahoana ? (l)
9. mariposa
(
11/05/2009 15:38)
Dia vita tokoa ny dinika ary dia nizotra antsakany sy andavany. Tena miaiky ilay fon dreny aho. Eso, latsa sns...no nandrasako, kanjo tambitamby no niala avy any. Misaotra anareo namana rehetra fa raha tsy ianareo tsy nieritreritra ny hiteny ny marina!!! Misaotra ry zareo a (l) (l) (l) (l) (l) :-* :-* :-* :-*
11. tywa68
(
13/05/2009 08:07)
misaotra nizara ny vao2 mahafinaritra e ! hafa ihany hoa i neny :lol: i dada zany ilay mody tsy miteny fa haninona moa ! samy manao zay maha-sambatra azy io :-D :-D mirary soa e :lol: