100millions Ar izay mikarakara an'i Chrales

1. sadeky ( 09/05/2009 09:05)
http://madalibre.wordpress.com/
io ry zalahy aleo hanaovan'ireo caporal sy adjudant chef ny mission fa malemy be loatra ny legaliste sady tsy legal koa izany saingy rehefa ady dia ady
novalian'i sipagasy ny 10/05/2009 09:00
2. Mirananirina ( 09/05/2009 11:09)
Vola be zany an......
Sao ary de izy indray no haka ny téten'ireo Malagasy maro,diso aho manko e,HANAPAKA ny lohan'ny vahoaka,dia izy hiany no mahazo ny volabe avy eo
:x :x :x :x
3. nancy ( 09/05/2009 16:09)
Aza taitra fa efa misy manao entrainement momba ny tireur d'elite any hoany e...

sadeky:

http://madalibre.wordpress.com/
io ry zalahy aleo hanaovan'ireo caporal sy adjudant chef ny mission fa malemy be loatra ny legaliste sady tsy legal koa izany saingy rehefa ady dia ady



4. xxx ( 09/05/2009 19:55)
BLA BLA DAHOLO ZANY, entina hanaovana mise en valeur ny olona tsy misy valera. dia aminizay dia hoe important be
5. ravalotgv ( 09/05/2009 20:47)
legal tsy legal
hat tsy hat
presida tsy presida

ravalo tsy ravalo
tgv tsy tgv
sniff
tcrouff
copier coller daholo reo mpanao polifika reo
sniff
tcroufff
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
6. sipagasy ( 10/05/2009 09:00)
hihihihi marina ihany kannn ka hatramin'ny MAP aza anie no = Millenuim Challenge e!!!! copier coller avadika teny gasy dia vita hihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3308