Ho antsika « Gasy-Tia-Tanindrazana »

1. Noue ( 08/05/2009 16:24)

[size=70]Le collectif GTT « Gasy-Tia-Tanindrazana » vous informe que la Grande Marche de samedi à Paris est une manifestation pacifique pour la Justice, le Droit de l’Homme et la Legalité. Le collectif rappelle qu’il est le seul initiateur et organisateur de cette marche prévu à 14h de la place de la République jusqu’à la place de la Bastille[/size]
http://gasytiatanindrazana.free.fr/

Tongava maro eee :) :-* :-* :-*
novalian'i xxx ny 09/05/2009 12:01
2. xxx ( 08/05/2009 16:28)
Ary mba taiza ireto PSEUDO-tia tanindrazana ireto tamin'ny andron-dravalomanana Marc e???? sa ireto zany le very finanàna ka lasa mimenomenona.
3. Noue ( 08/05/2009 16:30)
[URL=http://img21.imageshack.us/my.php?image=liberte070509.jpg][IMG]http://img21.imageshack.us/img21/6792/liberte070509.jpg[/IMG][/URL]

Mba tsy hisian'ny tahaka an'io sary io
4. xxx ( 08/05/2009 16:33)
Mba tsy hisian'ny tahaka an'io sary io

Fa mba inona hony zato nolazain'ireo olona ireo tamin'ny fotoana nahafahany niteny soa aman-tsara?????? Inona????
5. xxx ( 08/05/2009 19:35)
Ireo zavatra takian'ilay miafina ao ambadik 'y ny pseudo noue :

Mbà tsy ho tsindrian'iny intsony anie aho

Mbà hisy hanina ho haniko androany

Mbà hatakatra au moins mijery cinéma

Mbà hanana olon-tiana

Ary indrindra mbà ho sitrana ny ratrako tamin'ny fanenjehana ny hafa dia potraka satria tsy mety mahazo azy

Aza manambe o !
6. Noue ( 08/05/2009 19:46)
xxx:

Ireo zavatra takian'ilay miafina ao ambadik 'y ny pseudo noue :

Mbà tsy ho tsindrian'iny intsony anie aho

Mbà hisy hanina ho haniko androany

Mbà hatakatra au moins mijery cinéma

Mbà hanana olon-tiana

Ary indrindra mbà ho sitrana ny ratrako tamin'ny fanenjehana ny hafa dia potraka satria tsy mety mahazo azy

Aza manambe o !
mampalahelo be anie zany XXX zany eee! dia raha mba te hilaza zavatra oa dia mba manana azon-damosina dia aza miafina @ io XXX io eee! izaho aloa dia tsy nanambe araky ny lazainao fa mahatsiaro tena tena sambatra eo anivon'ny fiainako eee ! ianao zany no tena mampalahelo, atao ahoana fa resaka fitiavan-tanindrazana no nataoko , moa navadikao zavatra hafa mahonena izato ianao ry XXX tsisy azon-damosina, faly hanenjika fotsiny fa tsy mba mahatanty ny fahamarinana! mahonena !!!!


7. ravalotgv ( 08/05/2009 19:58)
ary noue ve aloha ho any sa sao de manosika otran ny tgv eo fotsiny raha misy mitifitra
sniff
tcrouff
aleo mitifitra zavatra hafa toy izay tifirina
sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
rarany be mitriny
8. fijo ( 08/05/2009 21:17)
tongava ze hafaka e
9. ravalotgv ( 08/05/2009 21:20)
ary tsy voadona tampoka ra fijo
sniff
tcrouff
:/ :/ :/
10. xxx ( 08/05/2009 23:11)
TSY MAINTSY TONGA ANY ZAH MAMY NY TANINDRAZANA :-* :-* :-*
11. xxx ( 08/05/2009 23:40)
xxx4 mialona ndray enao mantsy zany anie hoe tsy le dinika no asiana hevitra fa tonga dia attaque personnelle,sady @ zay tsy marina fa dia hoso-potaka ankitsiarano fotsiny zao
12. reeves ( 09/05/2009 08:12)
Mirary soa ary mampirisika anareo rehetra mba ho tonga maro satria tena ilaina mihitsy ny hanaporofoana @ opinion international fa tsy mankasitraka COUP D`ETAT ny Malagasy ka ny misy aza tetika ambadika tian`ny FANJAKANA FRANTSAY hatao hi-legitimer-na izao HAT izao dia tsy ho tanteraka izany satria hitam-poko , hitam-pirenena fa Fanjakana nalaina tamin`ny basy sy herisetra ka TSY MANANKERY EO IMASON`IZAO TONTOLO IZAO .
13. accolade ( 09/05/2009 08:27)
tahaka ny olona mijery cinéma 3D izao ny frantsay mahita anareo any aminy any! ireo ilay tsy mahatanty ady hevitra, ireo ilay tsy ampy fisainana.... hoy izy! toa azoko sary an-tsaina sahady! ireo ilay tia tanindrazana nefa manakana amin'ny heriny rehetra ny fanampiana ho an'ilay tanindrazany ! efa olona hita fa namindra fahefana @ miaramila (directoire militaire) hoy izy dia mbola hanaovana barofo haverina ihany ! nefa izahay communauté européen sy ny union africaina aza efa niteny tamin'izany andro izany fa tsy ilainay mihitsy ny directoire militaire....... IREO NO MALAGASY.....
Izy tsy hiteny hoe ireo no AMPAHANA Malagasy fa ireo no izy rehetra hoy izy !
14. andrywui ( 09/05/2009 08:30)
Hevitra azo hatao koa ny manafatra andrasarla hankaty de izy eo mahita izy !!!
--maninnn tokoa lets bazylou rah mba alefa kely hankaty rasarla lé ,, otran'ny hitako ery ny fitsoakaben'i fijo ,Noue sy reeves ,penguin ,nancy ....eo
15. xxx ( 09/05/2009 12:01)
Zany mba fomba fisainana , tena tsy misy dikany le resak'elah ry andrywui ,hotran'ireny ankizy milalao kanety ireny
Izahay ho any mintsy zao ,ary sokafo ny maso de diovy ny sofina fa zay angamba no maha-pahina sy mamparenina anao io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0418