MAMETRA-BELOMA

1. falyfenosoa ( 08/05/2009 11:22)
Mametrakany veloma aminareo amin'izay ny tenako, be izay tafatafa momba ny politika izay fa ny lesona azoko tsoahina sy tarafina amin'ny fomba fanaovana politika eto madagasika dia POLITIKA mifototra amin'ny fitiavana olona iray fa tsy fofo-kevitra. koa na tsara aza ny hevitra entiko dia tsy te hahalala ny TGV tsy te hahalala ny TIM noho izany dia aleoko tsy mandray anjara intsony eto amin'ny resaka politika.
Maro no fantatro ianareo sy ny momba anareo na ny mpanohana TIM na ny mpanohana TGV saingy olona no tohananareo fa tsy foto-kevitra.
Misaotra ireo izay nandray ny hevitra navoakako.
Aleo amin'izay andeha hamonjy ny asa aman-draharaha.
novalian'i xxx ny 09/05/2009 11:53
2. xxx ( 08/05/2009 11:30)
lasalasa any koa e :-D :-D :-D
3. Oay ( 08/05/2009 11:35)
falyfenosoa:


Mametrakany veloma aminareo amin'izay ny tenako, be izay tafatafa momba ny politika izay fa ny lesona azoko tsoahina sy tarafina amin'ny fomba fanaovana politika eto madagasika dia POLITIKA mifototra amin'ny fitiavana olona iray fa tsy fofo-kevitra. koa na tsara aza ny hevitra entiko dia tsy te hahalala ny TGV tsy te hahalala ny TIM noho izany dia aleoko tsy mandray anjara intsony eto amin'ny resaka politika.
Maro no fantatro ianareo sy ny momba anareo na ny mpanohana TIM na ny mpanohana TGV saingy olona no tohananareo fa tsy foto-kevitra.
Misaotra ireo izay nandray ny hevitra navoakako.
Aleo amin'izay andeha hamonjy ny asa aman-draharaha.



Misy fitenenana manao hoe "TSY NY FOSITRA NO TSY AMBOLEBOAVAHA" mampalahelo raha toa i falyfenosoa handeha sahady ny tenako manokana moa d faly nifampisera t@ falyfenosoa ary naniry ny hitohizany izany kanefa moa safidinao ilay handeha na izany aza anefa d misy zavatra tiako lazaina!

Tadido fa ny anisan'ny olana iray eto amintsika d ny TSY FAHAMPIAN'NY OLONA MARINA eo ANIVON'NY FANAOVANA POLITIKA ka lasa tonga @ ilay hira manao hoe NY olomarina izay nantenaina ny ankamaroany d mitavozavoza ary ny olona izay mpamorona lainga no lasa mahavanindoza"

Mampalahelo ihany koa fa mora VERY FANANTENANA NY MALAGASY! Satria OLON'NY FO.... ERITRERETO SY DINIHO.

4. xxx ( 08/05/2009 13:20)
veloma ry said omar ... :*
5. andrywui ( 08/05/2009 14:20)
Raha hande elah rafaly de ho avelanlah irery hialonan'ny TIM eto ve zahay le !! aleo lets aloh hipetraka tsara le fanjakana vaovao ka voakenda tsara tsy mihetsika le TIM vao mandé elah a!!!
--zao aloha le TIM efa maty tsy nokapohina !!! fa rah mbola mijannn elah rafaly de ho alevitsika velona mits reo a!!!
:-*
6. endrika01 ( 08/05/2009 15:06)
Refa tsy mahataty ny atao hoe POLITIKA aby ireo lhl bobaka miady seza ireo de aleo in-1 mba vehivavy no FILOHA e,tsy zakany sain-dry Zalahy anefa zany kou :D
7. ravalotgv ( 08/05/2009 20:02)
lasa i endrika aleo izy mba hitia ny tenany fa tadiavinareo hitia ny tgv sy tim nareo izy
sniff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ =)) =)) =)) =)) =))
8. fijo ( 08/05/2009 21:10)
marina mihintsy io voalazan'i faly io,fa matetika ny eto dia olona no tohanana fa tsy hevitra,hany ka vao misy mitsikera le olona dia miakatra ny mpomba azy
9. ravalotgv ( 08/05/2009 21:22)
ary fijo koa kay manohana olona sniff
tcrouff
:^) :^) :^) :^) :^)
10. fijo ( 08/05/2009 21:27)
marina ny lazainy ko
11. xxx ( 08/05/2009 22:10)
Ndàna mahazo any koa elah ry faly fa laozan'elah milaza ny fiainan'i fijo fotsiny fa tsy mitsikera akory
12. halloween ( 09/05/2009 08:43)
:snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: veloma lets ry akama fa de avelanlah irery eto ve zahay lé !!
fa iza no mamono anlah eto fa hoampihinaniko e? izza no mapmpija
13. xxx ( 09/05/2009 11:53)
Ny anelah aloh ahanina ry le vendran aty a,
Laingako leity zany fa sokafo ny vavan'elah ampinanako :evil: :evil: :evil:
Az amandrahon afa ataon'i benkintan amaty eo elah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0811