ETSY KELY ANGE E,VEHIVAVY NDRAY NO FILOHAM-PIRENENA.

1. endrika01 ( 08/05/2009 11:12)
Kou maninona mou,raha vehivavy ndray no fidiana ho FILOHAM-PIRENENA E ! Ny lehilahy rehetra nandalo teo hatrizay toa ahitana indrokely avokoa,refa tsy hanaiky ny hiverenany Filoha Marc Ravalomanana ny sasany,tsy mila Andry Rajoelina ny ankilany,de aleo ndray mba ny vehivavy no hitondra e,sa mbola lazaina kou fa tsy mitovy ZO ny lhl sy ny vhv :-w
novalian'i endrika01 ny 09/05/2009 10:11
2. Oay ( 08/05/2009 11:41)
endrika01:


Kou maninona mou,raha vehivavy ndray no fidiana ho FILOHAM-PIRENENA E ! Ny lehilahy rehetra nandalo teo hatrizay toa ahitana indrokely avokoa,refa tsy hanaiky ny hiverenany Filoha Marc Ravalomanana ny sasany,tsy mila Andry Rajoelina ny ankilany,de aleo ndray mba ny vehivavy no hitondra e,sa mbola lazaina kou fa tsy mitovy ZO ny lhl sy ny vhv :-w



Endrika sariaka a! Ho avy izany fa aza manahy fa ilaina ny renimpianakaviana satria ireny no tena maharary sy tia zanaka!


3. xxx ( 08/05/2009 11:44)
tsy zakan'ny vehivavy gasy izany e! mbola marefo ny vehivavy malagasy, natao minisitra aza izy teo vao tratran'ny basy nipoaka tetsy antaninarenina d'efa nanipy gant ko! mbola aiza anefa izany firenena miady izany? tsy ho tapaka lalandra @ tsy antony izay vehivavy eo?
4. xxx ( 08/05/2009 11:49)
endrika01:

Kou maninona mou,raha vehivavy ndray no fidiana ho FILOHAM-PIRENENA E ! Ny lehilahy rehetra nandalo teo hatrizay toa ahitana indrokely avokoa,refa tsy hanaiky ny hiverenany Filoha Marc Ravalomanana ny sasany,tsy mila Andry Rajoelina ny ankilany,de aleo ndray mba ny vehivavy no hitondra e,sa mbola lazaina kou fa tsy mitovy ZO ny lhl sy ny vhv :-w


tena tsara io satria hoy ny fiteny hoe;ameo vehivavy hendry aho hitondra firenena,bravo
(l)
5. dylane83 ( 08/05/2009 12:07)
slt
tsi misy contre mintsy fa ra mavita azy mo manine !j vote pr elle
ma
is il faut k elle soit a la hoteur !vous voyez s ke j veu dir
zany hoe vehivavy avara pianarana fa tsi vehivavy pandeha boite d nu hhii
6. halloween ( 08/05/2009 13:00)
ny lahy hono no alohan'ny vavy !!
7. tafondro ( 08/05/2009 13:38)
Ary maninona raha ireny vavilahy ireny dieny mbola misy ny ady hevitra ?
8. endrika01 ( 08/05/2009 14:53)
xxx:
tsy zakan\'ny vehivavy gasy izany e! mbola marefo ny vehivavy malagasy, natao minisitra aza izy teo vao tratran\'ny basy nipoaka tetsy antaninarenina d\'efa nanipy gant ko! mbola aiza anefa izany firenena miady izany? tsy ho tapaka lalandra @ tsy antony izay vehivavy eo?
xxx >Anjay kosa e,tena misy ao mangingina an,avaram-pianarana,mahazaka tsara ny fitondrana,afaka mibetroka iany kou,ny lhl mou fetsy be e,mihevitra we malemy loha ny vhv tsy mahazaka,nefa reo refa tonga eo? Manao nofon-kena an-tanan-tsaka aby,am resaka seza zay an,de mety we ny sosy iany kou e.Taoko efa nisy Mpanjaka vavy nitondra azany kou.Nahazaka tsala mintsy :D
9. endrika01 ( 08/05/2009 14:57)
dylane83:

slt
tsi misy contre mintsy fa ra mavita azy mo manine !j vote pr elle
ma
is il faut k elle soit a la hoteur !vous voyez s ke j veu dir
zany hoe vehivavy avara pianarana fa tsi vehivavy pandeha boite d nu hhii



tsy atao ao anaty vote ny vadiny Filoha teo aloha,sy ny Tetezamita :D
10. xxx ( 08/05/2009 15:47)
halloween:

ny lahy hono no alohan'ny vavy !!



:arrow: hoy ny fiteny hoe -ameo vehivavy hendry aho hitondra firenena vanona :arrow:
11. xxx ( 08/05/2009 19:28)
Fa tsy ho dilane83 mihintsy aloha e ! jomak ratsy taiz na tsy hisy aza ny vhvy
12. ravalotgv ( 08/05/2009 20:04)
sao de mba i eva aza no alohan i adama

sniff
tcroufff

sa ny atody no alohan ny akoho
sa lamokany aloha
sniff
tcrouff

mety ravalotgv no taloha
13. fijo ( 08/05/2009 21:29)
raha mahazaka anie ny sipa tsy olana e
14. bazylou ( 08/05/2009 23:17)
eny ee!! raha mahavita tour de mada moa le vhv milaza azy hoe legaliste rerakaireo inona no olana!! sady tsy hisy izany any Mada e, voir impossible!!!
no way!!! :-D :-D :-D :-D
15. xxx ( 08/05/2009 23:26)
Ny vitanay tsy vitanareo :twisted: :twisted:
16. xxx ( 08/05/2009 23:28)
Resaka bazily io anie zavatra ka hiomezan'olona fotsiny eto é,nedala io no mpianatra gisitra indrindra eto,fa mbola eo alohan'ny andrywui kosa nedala aloha é :-D :-D :-D
17. xxx ( 09/05/2009 00:30)
raha vehivavy no mitondra mety hafinaritra satria ny vhv malemy fanahy sy manana fandeferana dia tsy mety hisy izao fihadiana seza sy fifanaratsiana izao, ny vavy koa mahay manambitamby rehefa misy ny olana ka mety hizotra tsara ny fitondrana.(Ao ny fandeferana, ny tambitamby , ny fahalemem- panahy)
18. endrika01 ( 09/05/2009 10:05)
ravalotgv >na Adama aza no taloha raha tsy nisy Eva,labozy be teo fotsiny =)) Noho izany nifameno ireo,hi hi hi =))
19. endrika01 ( 09/05/2009 10:11)
fijo:

raha mahazaka anie ny sipa tsy olana e



Ka le baolina be iny aza anie,zakany mandritra ny 9 volana e,noho izany,mahazaka izy ireo kou,mety haharitra 9 taona mintsy eo am fitondrana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0411