Sarin-tava

21. mmmhh ( 08/05/2009 10:21)
ary toa mangataka izy hoe mamarita efa-joro eo @ sary hanamborana sarin-tava
de ahoana zany, tsy ny sary rehetra zany no mipoitra??
sa ngeza loatra le sary???
22. fahamarinana ( 08/05/2009 10:23)
:arrow: mmmhh : ohatrany hoe akisakisaka arak'izay sary tiana haseho eo ! raha ny fahalalako azy an ! :) (l)
23. hery ( 08/05/2009 10:23)
mmmhh> (sarotra vakiana kou le solonanarana)

Anjaranao no mifidy sombiny na rehetra eo @ sary.

Raha tianao ny sary rehetra dia farito hatrany ambony havia ka hatrany ambany havanana ny sary :-)

24. xxx ( 08/05/2009 10:35)
Mety handeha any amin'ny tononkalo ? :-P
25. xxx ( 08/05/2009 10:37)
lol, tsy :-P fa :-D no tiko natao.

:-D :-D :-D
26. mmmhh ( 08/05/2009 10:46)
hery:
Raha tianao ny sary rehetra dia farito hatrany ambony havia ka hatrany ambany havanana ny sary

Mazava, misaotra e,

hery:
mmmhh> (sarotra vakiana kou le solonanarana)

ohatran'ny enao mankafy zavatra ireny e, mmmhh (lol) :lol:
27. hery ( 08/05/2009 11:14)
xxx 24> Tsy ho ela :-)
28. mmmhh ( 08/05/2009 11:47)
Mbola misy olana kely ndray ry Hery a,
Fa maninona reefa mametraka sary tena sary (sariko) zah de tsy mety ?
Nefa toa samy JEPG ihany ny format-ny na ny sariko na le sarin'ireo biby kely ireo??
Tsy misy msg avoakany fa reefa mampiditra ny sariko zah de mi-beug ela be eo le izy tsy misy resultat akory,
fa reefa sarin'le saka kely io de vetivety,
sa mavesatra loatra le iray??
29. halloween ( 08/05/2009 12:35)
mety le saro tava hery a!
30. halloween ( 08/05/2009 12:51)
tsa mety
31. halloween ( 08/05/2009 12:54)
nanaona !
32. hery ( 08/05/2009 13:14)
Video fanazavana ho an'ireo izay sahirana:

http://www.youtube.com/watch?v=S7eSVSrudy4

halloween> Sarintava (sary tava) no izy fa tsy saron-tava :-)
33. hery ( 08/05/2009 13:28)
halloween> Ny anao ny zorony ambony fotsiny no nalainao fa tsy izy rehetra kou :-)
Jereo io video io http://www.youtube.com/watch?v=S7eSVSrudy4
34. fahamarinana ( 08/05/2009 13:33)
:arrow: :-D :-D lasa nitarika olana koa ilay sarin-tava kah!
Hery :hafa kely koa ilay hoe srin-tava fa tsy saron-tava ! (l)
35. hery ( 08/05/2009 13:38)
faha> Dia tsy misy trait d'union :-) sarintava fa tsy sarin-tava

36. fahamarinana ( 08/05/2009 13:40)
:arrow: :-D :-D sssshh ! lasa lesona malagasy ndray kouh ! :-P (l)
37. mmmhh ( 08/05/2009 13:58)
Mbola misy olana kely ndray ry Hery a,
Fa maninona reefa mametraka sary tena sary (sariko) zah de tsy mety ?
Nefa toa samy JEPG ihany ny format-ny na ny sariko na le sarin'ireo biby kely ireo??
Tsy misy msg avoakany fa reefa mampiditra ny sariko zah de mi-beug ela be eo le izy tsy misy resultat akory,
fa reefa sarin'le saka kely io de vetivety,
sa mavesatra loatra le iray??

Hery o, Mbola miandry valiny nge zah e,
Efa hitako le video fa tsy mamaly an'le tiako anntaniana,

Hi hi ih i niova tampoka vetivety teo daholo ny sarintava n'izy mianakavy,

Tsara ka
38. tywa68 ( 08/05/2009 14:08)
Faha > miovaova an :-D :wink:
39. hery ( 08/05/2009 14:16)
mmmhh> Jereo sao dia ngeza loatra.
1 MB no tokony ho habe-ny ngeza indrindra... nefa raha io 1MB io dia mety milona be vao tafiditra.

Tsara raha tonga dia sary maivamaivana no ampidirina
40. fahamarinana ( 08/05/2009 14:45)
mmmh:
Hi hi ih i niova tampoka vetivety teo daholo ny sarintava n'izy mianakavy

Tywa:
Faha > miovaova an

:arrow: Takampa nahita raha arĂ´ ! takampa=nendra ho an'izay tsy mahay ! :-D :-D :wink: (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5638