isika namana eto

1. fijo ( 07/05/2009 20:40)
mamaky ny resak aao ambany ao aho momba ilay resaka nataon'i oay,valin'ny fanazavana nomeko.
ny tsikaritra dia lasa fifanalana vangy ilay resaky ny sasany.
ny antony mahatonga izany dia maro amintsika no manohan aolona fa tsy manohana hevitra,ary manjary manafangaro zavatra.

ohatra ny mpomba ny TGV dia marina daholo izay ataon'i TGV,na izao ataon'ny CAPSAT izao aza ,dia hitadiavana fanatsarana foana.

ny TIM,di amarina daholo izay nataon'i ravalo,na dia misy hita mibaribary izao aza fa nisy tena tsy nety tao.
ny tena mùampalahelo ahy,dia tena toa izao no ankabeazan'ny fomba fisainan'ireo mpano politika any amintsika.hany ka izao ady lava izao.

ary izao fomba fisainanaizao koa,no mahatonga ny dinika tsy mety hotanteraka hialan aizao kirizy izao,satria mihevitra ny mpanao politika,fa rehefa midinika di aresy.tsia tompoko,tsy faharesena ny midinika,fa fanehoana fa malalaka ny fisainana.

ka aoka mba hovan ale fomba fijery sy fisainana fa rah ato aizao ,dia tena tsy hisy fiovana isika.
raisiko ohatra satria voaresaka ny fianakaviako.(io moa dia tsy fahadisoan'i faly,fa ny vaovao itany no nahatonga azy nilaza izany)

ny zavamisy di aizao.
rehefa nesorina ratsiraka tamin'ny 1991,dia haratsian adaholo izay niara niasa taminy sy izay zavatra vitany.vokany tsy nisy zavatra vitan'i zafy mihintsy tao mada.

izoa voaendaka teo ravalo,dia haratsian adaholo izay zavatra vitany sy ireo niara niasa taminy.
izay n otsy mety,satria raha voahendaka i ratsiraka,ary nodoran any tranon'i Z kely,di anihevitra ny olon afa arema i Z kely.tsia ,tsy arema mihintsy izy,fa
teknisianina ireny.toa andry H rakotomùanan,izay naratsiana rah aniara niasa kely tamin'i ravalo.(mpamadika e sns)teknisianina ireny ary sahiko ny milaza fa hiantso an'ireny foan aizay tonga eo.ar yireny dia hiasa miaraka amin'izay tonga eo fa tsy hijery arema sy tim akory.
ka ovao io fomba fijery io fa manjar taraiky lava eto isika.
novalian'i fijo ny 08/05/2009 21:55
2. fijo ( 07/05/2009 20:49)
de aoka re ity fakana ho fahavalo izay tsy mitovy hevitra amin'ny tena ity e.resaka ampiadiana fa ny olona namana daholo isika eto.
3. xxx ( 07/05/2009 21:44)
ka ny antsika olona no tohanana fa tsy hevitra,ka raha niongana ny tim dia lasa tgv daholo indray ny mpanao politika
4. xxx ( 07/05/2009 22:06)
ny anay ra8 ihany ary tsimaintsy miverina izy raha tsy zany mamono olona izahay
5. xxx ( 07/05/2009 22:07)
Marina io resak'elah io ry fijo fa refa atao ny statistika dia ny tgv no tena mpandragitra ato ,sady tsisy hifandraisany @ ara-politika:

-fijo zao mpiasan'ny sex shop

-lemenakely hoe fakon'olona

-pinguin olona adala tsy misaina

-Noue mpametaka afisy

-Hery mpaminany sandoka

Santionana fotsiny ireo vao t@ volana lasa teo,marihiko anefa fa tsy TIM akory no tohanan'ireo olona ireo fa manameloka ny setrasetra,ny habibiabana,ny famonoana olona vitan'izao CAPSAT zao sy ny fomban'ny HAT- hialana @ zao crise izao

Saingy indrisy fa raha vao miresaka izany ianao dia mahatsiaro ho voadona ny TGV hany ka misafoaka tsy mamaly dinika akory fa fanenjehina ilay namoka hevitra ,
6. xxx ( 07/05/2009 22:33)
marina io ra xxx
7. xxx ( 08/05/2009 05:33)
eto dago ny olona no tohanana,ny tim mbola maro an'isa sady fanatika religieux,za aloha manohana ny ara dalana fa io resaka io tena kozy voretra be mihitsy,afangaro ny ifvavahana sy ny politika.
8. ari.malala ( 08/05/2009 05:50)
ka io na amboako na amboan'olona refa vandana dia kary! Izay no tokony itondrana azy. Momba ilay hoe ny vitan'ny teo aloha d aratsiana, nga vitan'ny aratsiana ftsn! tena arodana tanteraka d ts mety mandroso fa retour à la case départ fooooooooooooooooona mandavantaona ilay economie malagasy, satria izay vita arodana d manorina vaovao! ts mba misy continuité! isan lasibatra amizany ny fianarana! Ze fitondrana tonga eo d ny hanova ny rafi-pampianarana foana no mahamaika! mikorontana lava izao io rafitra iray io hany ka na ny ankizy mpianatra sy ny mpampianatra aza sahirana! tsy ambony tsy ambany sanatria toy ny lohalik'alika ny fahaizan'ny ankamaroan'ny ankizy malagasy... filamatra ilay hoe andrianiko ny teniko ny an'ny hafa koa feheziko, nefa isika (isika hoy aho satria izaho niaina izany fanagasiana izany, faran'izay nijaly mintsy) sady tsy tena mahafehy ny teny malagasy izay tenin-drazantsika, no ts mahafehy indrindra koa ny tenim-pirenena hafa izay asisika ianarana! mampalaelo...
9. saranga ( 08/05/2009 06:32)
Zao no izy e, ny an'ny vahoaka izay manasoa azy no tiany, satria Ravalo nanasoa ny tantsaha dia tian'ny tantsaha ary i Ravalo no fantany, koa satria i Andry TGV mampijaly ny mponina dia i Andry no halany sy fahavalony. Zay lay resaka
10. xxx ( 08/05/2009 14:40)
I Rafaly handé fa i Fijo eo ihany a,
RAFALYFENOSOA == FIJO
11. fijo ( 08/05/2009 21:55)
mampalahelo mihintsy satria raha tsy miova izao fisainana izao,dia tsy hisy fanantenana mihintsy ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0817