Misaotra an'i fijo @ fahasahiana milaza ny marina...
21. xxx (
08/05/2009 22:13)
Tsy mazava le resak'elah ry fijo,ianareo ihany no nilaza fa zay lany eo dia ara-dalàna ,nefa ny resakao eto toa misy alhelo kely ihany,tsy mbola misy mahalala isika ny mety ho vokatry ny ho fifidianana