Ry Kaomanda Charles sy ny ekipany

1. Onjakeli ( 06/05/2009 17:25)
Aona ny hevitrareo mahakasika ny filazan-dry Komanda Charles sy ny ekipany fa tsy misy mahabaiko azy ireo na hatramin'i Andry TGv aza fa izay tiany no hataony ka izay mahasosososotra azy ireo de atao mihinana avokoa. Efa niriny hatramin'ny fahazazany hono ny ho miaramila ka mahafinaritra azy izao zavatra hatao izao. De ru zareo aloha no mitana ny fitantanana an'i MAda hatramzao. mifitsaka avokoa ny rehetra fa matahotra sy mihorohoro vao mahita azy. Tena tsy haiko ny filaza azy aminareo fa za aloha de mahita ny zavatra hataony!Mahakivy sady mampalahelo. Olona efa tsy misy fanahy intsony.
novalian'i fijo ny 08/05/2009 22:04
2. andrywui ( 06/05/2009 17:50)
AAAAyy ny zavatra hatao n'ny TIM sy ny dadanareo Ravalomanana aa!! de ny mitsoatsoaka vao mahita an'i ra-charles na mipetraka any antrano tsy mivoaboaka fa sao tifirinay eo !! Ravalo zan efa maty na efa tsy misy tsony na efa vita ny aminy na efa vita matavy , vita ketsa !! ny fidiran'ny razana eto sisa andrasana moa rah mbola velona izy no miidtra eto de vita soamantsara !!
-- mbola madio ny tananay izao fa amin'ny fahatongavan'ny Ravalo eto de aza forcé nareo lotoina ny tananay !!! ha ha ha ha !!!
-- mila andravalo eto ampelatananay izahay fa be no hilana azy !!! teneno izy hitolotena fa rah zahay no mahatratra azy ho sahirana izy !!!
---tsy maintsy ho tratranay anefa izy na ho aiza na ho aiza !!

ha ha ha ha!!!!
3. nancy ( 06/05/2009 18:09)
Ary ity andrywui ity tsy mahay mamaly fanontaniana nefa maivava be. Raha examen izany dia hors sujet nareo. Ny fahitanareo ny commandant charles anie no anontaniany e, fa tsy izay momba an-dRavalomanana. Ravalomanana efa tsy eto intsony nandritry ny 2 volana latsaka izao nefa ny firenena mbola vao maika mikorontana ambony ambany. Dia mbola izy ihany no omena tsiny.


andrywui:

AAAAyy ny zavatra hatao n'ny TIM sy ny dadanareo Ravalomanana aa!! de ny mitsoatsoaka vao mahita an'i ra-charles na mipetraka any antrano tsy mivoaboaka fa sao tifirinay eo !! Ravalo zan efa maty na efa tsy misy tsony na efa vita ny aminy na efa vita matavy , vita ketsa !! ny fidiran'ny razana eto sisa andrasana moa rah mbola velona izy no miidtra eto de vita soamantsara !!
-- mbola madio ny tananay izao fa amin'ny fahatongavan'ny Ravalo eto de aza forcé nareo lotoina ny tananay !!! ha ha ha ha !!!
-- mila andravalo eto ampelatananay izahay fa be no hilana azy !!! teneno izy hitolotena fa rah zahay no mahatratra azy ho sahirana izy !!!
---tsy maintsy ho tratranay anefa izy na ho aiza na ho aiza !!

ha ha ha ha!!!!



4. ravalotgv ( 06/05/2009 19:19)
aza manenjidresy ela ry andrywui fa sao hanaovan ny olona ninja eo ka potika eo daholo reo matosikelin ela reo i mialy aza efa voatorakin ny lafarinaina malgré elle

sniff
tcrouff
:^) :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
5. fijo ( 06/05/2009 20:52)
ka ireo miaramil aireo no ten aolan aao mada izao,f atsy andry intsony.ireo no hilana vahaolan ahainga arah atian ahandroso ny malagasy
6. ari.malala ( 07/05/2009 06:05)
misy hoa de "dondrona" sy tsy mahay mamaly dinika mintsy! sady barbarianina rahateo! D mitondra tombontsoa in hoan le andrymaninmanin io zao ny fahafatesan Ra8? sa hitombo ny karamanao? pff vendrana!

Momba ny dinika indray, tokony mivory ireo hauts gradés rehetra ary mandray fanapahan-kevitra ny @ anaovana ireo rebels ireo fa aiza kou no oul sad mbola kely taona no ambany grade v no hiseho hifehy ny tany sy ny fanjakana! aiza ny fanajana ny hierarchie!
7. fijo ( 07/05/2009 20:53)
io voalazanao i ory ari no ten amahagaga ahy.
fantatra fa tsy ny miaramil arehetra no momba izao zavatra izao.ary fantatra koa ,fa ny manamboninahitra ambony rehetra dia ts ymomba izao.ka inoa no tsy hietsehana fa mijery fotsiny sy afabaraka miaraka amindry zalahy eo????????
8. ari.malala ( 08/05/2009 06:12)
Raha resaka tahotra ho faty no ts ietsehana, tsy henatra ve izany??? angaha moa ny slogan andry zareo tsy hoe "hoan'ny tanin-drazana"? k hoan'ny tanin-drazana izany na ho faty aza vao mainka rehareha izany hoe nahavita be sy maty teo am-panatontosana ny adidy! Za aloha d tena nanontany tena mints t@ le vice amiral nanaiky noviraviraindry zalah e! marin e! firy ny Généraux, na ireo efa misotro ronono na ireo mbola am-perin'asa, inona no andrasana!
9. fijo ( 08/05/2009 22:04)
de samy gaga eto isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075