Resa- bola foana

1. xxx ( 06/05/2009 15:53)
8) 8) Dia ahoana indray izany hoe paradisa fisikaly izany foana i Madagasikara hatramin' izay ? Ireo mpampiasa vola vahiny izay tonga tao Mada dia nahazo 250 % de benefices net/ an ,toy ireo manao hotely ao anosibe ohatra, na i nosy komba ,sns ? Tsy mba nisy fitondrana iray hatramin' izay mba nitandro ny marge de prix International , fa dia natao baranahiny tanteraka ,hany ka ny mponina tao @ ireo tanàna ireo no lasibatry ny ratsy eritreritra sy ny mpanararaotra ? Izany mihintsy no midika fa ireo mpanao politika malagasy dia anisan' ny mpamporisika ny handrobana sy hamarotana ny firenena ,eny fa hatramin' ny zaza amambehivavy aza dia amidy atao entam- barotra , ambonin' ny petrole ,ny uranium, ny ressources naturelles misy eto @ firenena ,mba asio ady hevitra kely ny momba io!! :roll: :roll:
novalian'i endrika01 ny 07/05/2009 18:09
2. endrika01 ( 06/05/2009 16:03)
NY VOLA NO MAHA RANGAHY. :-w
3. xxx ( 06/05/2009 16:17)
Tsotra loatra zany valinteninao izany ry endrika ary mino aho fa tsy hivarotena ianao satria ny vola no maha-rangahy
Efa nisy an'io lesy t@ andron'i Zafy a,nitady financement paralely reny,ary ny dadan'i Hasina no nikaon-doha mafy tao ary takalon'izany ireny famaoratana ny tany misy harena an-kibon'ny tany amintsika é(varotra tanindrazana ihany mantsy no antoka tadiavin-dry zalahy ireo fantany tsara fa feno ao)saingy indrisy mantsy fa nanjedaky ny vahoaka le Zafy sy ny ekipany
Dia lasa indray ty HAT ty hitonatonana hitady volan'ny talliban ny takalo dia mazava ho azy fa tanindrazana indray ,hé hé hé mbola tsy nandray lesona mantsy
4. fijo ( 06/05/2009 21:30)
tsy zafy irery fa i ratsirak akoa nanao an'izany e,samy nanao an'izan ydaholo ireo
5. razily1 ( 06/05/2009 22:30)
ny vola no hamelezana sipa
6. sapele ( 07/05/2009 08:16)
Tsy ny vola no ratsy fa ny fitiavana azy tafaoatra no fosotry ny fahafatesana na ara-politika,na ara-fiaramonina ,na ara-pihavanana,eny fa na any am-piangonana aza mbola misy ny fitiavam-bola tafaoatra.misy ndray marary fo fa manahy mafy @volabeany kanefa raha lasa lavitra aza de eny @ volana e.,,,,, 8O
7. endrika01 ( 07/05/2009 18:09)
xxx3 : inn no hampidiranao ahy,aminy resaka fivarotan-tena,politika no resahina.Na fohy sady maivana aza ny valiny nomeko,de marina io,ny vola no maha rangahy,io daholo anie zao no ifandrombahiny mpiady seza eo e,efa ho tonga kou ty BEMOLANGA,ha ha ha,vola be,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.926