tsy azo idirana

1. jodasy2009 ( 06/05/2009 13:04)
efa hoe tsy azo idirana mbola miditra ihany, izao oainina be fa tsisy ninoninona akory lazaiko ato :-D :-D :-D
novalian'i accolade ny 08/05/2009 14:54
2. RATOVOARY ( 06/05/2009 13:28)
Ka zah nge tsy niditra fa mba nijery fotsiny e! :lol: :lol:
Hivoaka aho izao de hoe tsy azo ivoahana koa ve? =D> =)) =))
3. mmmhh ( 07/05/2009 14:07)
ka tsy nidinareo lakile le izy de tafiditra foana zahay koa
:-D :-D :-D
4. accolade ( 08/05/2009 14:54)
Ao 'nareo hivoahako ! ao 'nareo hivoahako.......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2636