lazao ny marina

1. dylane83 ( 06/05/2009 11:01)
pour moi; lasausage personnel ny basy ;zany no zavatrea itako manolona ny fihetsik ireto vatatay toan rdy charlesq, il a pas lair commandant du tout sa tete;il est une grosse merde
novalian'i xxx ny 06/05/2009 23:59
2. Mirananirina ( 06/05/2009 11:30)
tena commandant io ka
3. essera ( 06/05/2009 11:56)
Bandy ohatra ireny koa vao mahafolaka ny JADONA ry dylane83. Tsy olona mareforefo izany no afaka anafoana an'io resaka eo ambony io.
4. xxx ( 06/05/2009 12:13)
hay ve bandy i Charle e, noheveriko ho manamboninahitra :-D :-D :-D
5. xxx ( 06/05/2009 12:22)
dylane83 : inona moa no mahasamihafa any Charles sy ny vatatay entiny. Raha le resaky essera dia lasitra iray ry zareo satria mitovy fijery, sauvany no azo hilazana azy. Rabaribary manko e !!! Ny olona rehefa tsy ampy cervel dia ny sandry no abontsina, tsy mahita afa tsy ny eo ambany orony dia ilay molotra ngôdabe zany!!!
6. notron ( 06/05/2009 12:48)
Ary ny mahasamihafa ny vatatay sy ilay Filoha Hajaina teo aloha, civil Chef Supréme de l'Armée mahasahy manao tenu militaire! dain dain dain! bordel reny ary azon'ny lalàna miaramila saziana mihintsy, izany hoe tenu tsy misy grade, satroka tsy mipetraka fotsiny aza mahavoa sazy. Nefa ange dia maro no nosamborina fa nanao vert armée novidiana teny an-tsena talohakelin'izay e!
Sady tonga dia direct eny Tsiafahy, tsy mandalo fampanohavana!
MAGAGAGA AN!
7. xxx ( 06/05/2009 12:53)
za aloha manao tenu militaire koa hatraminizao fa tsy nisy nisambotra e, sady lamaody ireny aty aminay e, raha ny grady indray tsy d misy ilana azy satria lanjaina lav izao fa tsy mba milanja anao akory,
8. essera ( 06/05/2009 13:00)
notron:
Nefa ange dia maro no nosamborina fa nanao vert armée novidiana teny an-tsena talohakelin'izay e!
Sady tonga dia direct eny Tsiafahy, tsy mandalo fampanohavana!
MAGAGAGA AN!


Ireny ry Notron no atao hoe : ZE TIKO IANY IO. Ny tena dikany dia izay Groupe TIKO ihany no tsara mahasalama vita malagasy.

hi hiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
9. xxx ( 06/05/2009 13:15)
aty aminay aloha nisy ary mbola misy ny SOCOLAIT, ROMAINKÖ, sy ny hafa maro be e, ary tsy nikatona, samy mamokatra ronono, yaourt dobera, fromage, farilaka sns mitovy aminy TIKO fasaingy ny fandraisanireo(vidiny) ny rononony tantsaha no somary ambany mihoatra ny fandraisany TIKO
10. Oay ( 06/05/2009 13:17)
xxx:


za aloha manao tenu militaire koa hatraminizao fa tsy nisy nisambotra e, sady lamaody ireny aty aminay e, raha ny grady indray tsy d misy ilana azy satria lanjaina lav izao fa tsy mba milanja anao akory,



Ka iza moa no mahita anareo any @ maizina misy anareo any, ny feonareo ary ity efa manomboka tsy heno, d efa tsy sahy miseho andro intsony ihany koa jereo fa ny olona izao velombelombolo d mipoitra daholo ary izay tonga d mampinana ny ANGATRA tsy sahy miseho masoandro fa miafinafina sy tsy mivoaka raha tsy tonga ny alina.Rehefa tsy azo indray d Notron, Falyfenosoa tsy d mpandray anjara mavitrika teto fa izao ry zareo tonga miaraka @ hevitra madio tsy misy pentina!


11. xxx ( 06/05/2009 13:24)
ka ianao koa ary miafina kou i oay izany anie solonanarana fa tsy tena ianao e! ary ny hevitra no jerena eto fa tsy ny XXX na OAY na ZA, ianao ohatriny mba matotra ihany eto fa aza de manetritena, lasa manao hallowui koa iana fa mitandrema :-D :-D :-D
12. xxx ( 06/05/2009 13:38)
Minana ndray oay eto klé fanina le njola ty fa mahita ANGATRA partout =)) =)) =))
13. Oay ( 06/05/2009 13:42)
xxx:


ka ianao koa ary miafina kou i oay izany anie solonanarana fa tsy tena ianao e! ary ny hevitra no jerena eto fa tsy ny XXX na OAY na ZA, ianao ohatriny mba matotra ihany eto fa aza de manetritena, lasa manao hallowui koa iana fa mitandrema :-D :-D :-D



Misaotra anao @ ilay compliment, d misaotra ihany koa @ ilay fampitandrema satria ny hendry no anarina fa raha ny adala no anarina d manary lamba!

Ranabavy ifiona moa no anisan'ny mpisera tena mba nifanakalo hevitra tamiko ary hitako hoe MATOTRA izy raha ilay hatanorany no jerena, nahafinaritra ana ny niresaka taminy satria mba mitohy ilay resakay satria samy miseho ilay PS.

Fa ny miresaka @ XXX manahirana satria tsy mitohy ny resaka fa lasa fanambaniana olona sy fanompana, za moa efa niteny fa TIAKO ny miady hevitra fa ny mifanompa kosa tsy miady @ piesiko fa aleoko tonga d manao totohondry, isika anefa tsy mifankahita eto d aleoko mitady astuce hafa mba entina ampisaina an'ireny olona mihevitra fa tsy misy mahita ireny d manompa sy manambanimbany ireny.

Ka amiko d eto tsy misy manana ilay vérité absolue fa fait no rapporté-na eto d hevitra no hifanankalozana eto noho izany amiko raha tiana ho matotra ny resaka d la moindre de chose ny manisy PS mba ahafahana mifanakalo hevitra tsara.

Manararaotra i Oay ny milaza fa misy fotoana anie d na tsy misy atao aza d mamaky ny adalan'ny sasany fotsiny ny atao eto fa tsy tehandray anjara @ ilay dinika ny tena mba hi-éviter-na ilay jerikina toa izao lazain'i XXX izao é!

Hamaranako anazy d coucou aki ho andrii zandrivavy ifiona raha mi-scanne ao ambadika ao i ndrii a! Biz


14. xxx ( 06/05/2009 14:04)
Aza mialona an'i andrywui eo lesy elah ,anabavy a,anabavy nefa mikoty ihany ny ao an-tsaina , elah ndray tsy mahavoa an'i andrywui raha dinika é,sady efa azy ifiona fa aza be resaka eo
Raha hanao totondry elah dia asehoy eo ny sary dia andao hanao fotoana
15. Oay ( 06/05/2009 14:17)
xxx:


Aza mialona an'i andrywui eo lesy elah ,anabavy a,anabavy nefa mikoty ihany ny ao an-tsaina , elah ndray tsy mahavoa an'i andrywui raha dinika é,sady efa azy ifiona fa aza be resaka eo
Raha hanao totondry elah dia asehoy eo ny sary dia andao hanao fotoana



elah lesy ry XXX d mampimé ana ka na asehoko an'elah eto ary ny sariko d vao maika elah hitsoaka satria vao PS aza no aseho d efa tsy sahy mampiseho Ps elah!

Fa raha ohatra moa tena tian'elah ilay hanao totohondry d alefaso ny phone sy ny adresy fa azo atao tsara izany fa tsy misy olana! d raha ohatra ka tsy tian'elah ho hitan'ny olona d io ny PS-ko d alefaso @ io ary ambadika ary d avy isika mahita anazy fa MILAY NY MIFANDONA RAHA ILAINA KA!

Za moa tsy afaka mandefa ny momba ana any @ elah satria XXX ny PS n'elah fa raha tsy izany tonga d nataoko ilay izy satria tena reveko ilay midona kely fa samy nosorandreniny menaka klé!


16. Mirananirina ( 06/05/2009 14:30)
elah lesy ry XXX d mampimé ana ka na asehoko an'elah eto ary ny sariko d vao maika elah hitsoaka satria vao PS aza no aseho d efa tsy sahy mampiseho Ps elah!

Asehoy hoe zany Oay
17. xxx ( 06/05/2009 15:03)
Aza be fakom-bava eo elah lesy ry oay a,alefaso any aminy fa io xxx io ny azay no ps-ny
Avohay tokoa lesy jerena zany sao mba akama ihany ty elah ty klé

18. fijo ( 06/05/2009 21:28)
essera olona toa ireny no mahafolaka ny jadona,sa olona toa ireny no ilain ahanaovana sy hameytrahana ny jadona????
19. razily1 ( 06/05/2009 22:28)
zao no atao hoe tany (tsy) misy lalana fa ze manambola no mande
20. bazylou ( 06/05/2009 23:39)
aleo asiany any fa be zity sy mpanara drenirano fotsiny!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0426