diso lalana ny malagasy

1. dylane83 ( 06/05/2009 10:53)
miarahaba ny malagasy retra pamaky ny takila ato;manolona ny toedraharaha misy eto @ tananaé! de zao ihany ny antsika to raharaha tediavina;ka dia tonga @ tanjona nirina ;de izao no niafarana;mievitra ve ianareo fa io hat io mety afaka hanarina ny zvtra nosimbainy e; tsia tompko;ny tanjon izy reo dia ny hanimbana ny madagascar mba hitatazany le( aides )fanapina avi any ivalany;zay no politikann ireo panao politikare oul o:;refa azony io fanapina io d in no zvtra hitranga hifampizaran reo sami izy ao (pameno posy daholo azvi eo izy namiala aza tsy rarahiny tsony;za aloha raha resaka pivavaka zany d tsi mahatoki reni oul reny tsony aho e;;ohatra raisiko le pastera andremanjato,tadidiofa io oul io na any apengonana aza no mikabary dia payé , mi sacre mintsy le baina io mba hahatonga ny zanany lahy handray toerana ministra ;ohatera io raisiko io fa reo oul vao2 pitondra reo d olona ratsy daholo
novalian'i xxx ny 11/05/2009 13:08
2. xxx ( 06/05/2009 15:30)
vao niheritreritra ny hoe hanongam-panjakana ny tgv d tonga d hita fa diso lalana, ary ireo olona nanaraka azy mihitsy tokoa no tena adala, mihevitra fa rehefa esorina eo ny mpitondra na mety ny zavatra ataony na tsia d miheritreritra ny olona fa ho tafita avy eo hihatsara ny fiainany, d rehefa misy ny mpitondra mitondra eo indray d ho sahirana foana hanarina ny simba sy ny tsy mety, d mande indray ny tsy mahavita azy e, vao maika mijaly ny vahoaka é! sns d leo ny olona d miandry mpitarika indray hanongana d zany foana!!!!
3. soanja ( 06/05/2009 16:22)
Mino aho fa izay angamba no olan'i Malagasy, tsy nanana tanjona mazava sy mari-pototra ny firenentsika (isika ao anatiny) hampisongadina hatsarana. Tia tanindrazana isika saingy tsy vonona ny hampihatra izany amin'ny fiainantsika andavanandro.
4. Mandefitra ( 07/05/2009 06:09)
Za mihakivy andro aman'alina, ary mahatsapa fa tsisy fitiavan-tanindrazana ao ampon'ny malagasy ... na farafahabetsany ny fankahalana no manarona zay sisa fitiavan-tanindrazana tavela.

Raha mba misy zany na bitika monja toy ny voan-tsinampy aza ao @ mpitondra HAT dia izay hisian ny fifidianana farany zay haingana no nataony hilaminan'ny tany sy ny fanjakana ...



5. xxx ( 11/05/2009 13:08)
Mandefitra:

Za mihakivy andro aman'alina, ary mahatsapa fa tsisy fitiavan-tanindrazana ao ampon'ny malagasy ... na farafahabetsany ny fankahalana no manarona zay sisa fitiavan-tanindrazana tavela.

Raha mba misy zany na bitika monja toy ny voan-tsinampy aza ao @ mpitondra HAT dia izay hisian ny fifidianana farany zay haingana no nataony hilaminan'ny tany sy ny fanjakana ...







:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3068