fijo
21. xxx
(
06/05/2009 14:07)
Diso ianao ndrematoa oay
tena oay kosa ty filazanao azy ry oay oya!!!
Ny firenena no mampalahelo ny Malagasy ary manohitra ny tenanao ihany ianao @ dinika hatsanganao

22. Mirananirina
(
06/05/2009 14:35)
Dia mahagaga koa i Mirananirina izany tsy miteny tsy mivolana fa dia hatrin'ny narain'ny andro dia : "mbola hatsikana indray... wawa wa".essera a;
Omeo izay hevitrao fa vonona izahay hanampy anao raha ohatra misy azo ifanampiana a. Marin zan a
zao kosa ve tsy mampime ehi hi hi,vao namaky aho de tapaka ny tsinaiko
Ranabavy Mirana a! Tsy hatsikana izany io fa zava-doza ary i Oay manokana aloha d miteny fona hoe "AOKA TSY HANONONA ANARANA" an! Tandremo sao entim-po eo i falyfenosoa ka hanonona anaran'olona eto, fa eto tsy TRANO FITSARANA ka hoe hitsangana hovavolombelona fa any Atsimo Antsinanana any ho any ilay trano fitsarana
Oay;zao ve tsy mampime oa e;hi hi hi,tsy mitsahatra mime aho androany e
23. xxx
(
06/05/2009 15:05)
Diso loha hevitra ry zareo reo ry Mirana a,tokony tary @ le hatsikana no nalefa le resany :-D :-D :-D :-D
24. sapele
(
06/05/2009 15:13)
O RY falyfenosoa!aleo aloha hanapi-maso eo daholo zay mbola tsy mairatra fa reefa tratrany ve izy tsy hitovy amin-tsika iany e!mafinaritra ny ataon'i tom n jerry fa mamoaka tsikelikely ny zava-misy @fiaian'ny malagasy.raha nahitany tombotsoa kosa ve izy hiteny eo hoe tsy mety izany!
25. xxx
(
06/05/2009 15:46)
@ zao ntsika miteny izao dia ny valilahin'ny andry no nandray ilay hotely etsy nosy saba ary mbola izy ihany koa no manao trafika ny palissandre @ iny faritra maroantseatra iny,aza milaza zavatra tapany refa tsy mahalala ny tena misy é
26. sapele
(
06/05/2009 16:33)
ka zay le hoe;ifandimbiasana izy ty e!zay noana ndray izany aloha zao no mihinana sady manohana,,eisy e ry tom e!
27. rakaroka
(
06/05/2009 19:55)
Ary noheveriko fa nilatsaka PM Fijo , dia be ny "interessés" ! :wink: :-P :-D :-D :-D
28. fijo
(
06/05/2009 21:23)
hoavliako tokoa ary dia sahy milaza aho eto,fa tena misy zavara marina ireo voalzan'i falyfenosoa ireo.
ny fanontaniana aloha hoe iza,no tena tomponandraikitra voalohany tamin'ireo fanangonana hazo marobe,dia tsoriko eto ,fa isany (tsy hilaza aho hoe izy no tomponandraikitra voalohany)fa izy dia niray tamin'ireo metisy sinoa nanangona ireo hazo ireo.ny filoha ravalo izany.
ny tsy arak'i faly fotsiny,dia i zoky no tsy nety nanao sonia ny famelana ny hanondranana ireo hazo ireo.na di anotambazana vola be tokoa aza.(amina miliara) no vola nanambazana azy hanovany sonia io famelana ny hazo hivoak aio,fa tsy nety nandray izy,ary efa nomeny ny bianco ny anaran'ireo olona ireo tamin'izany.fantratr'i zoky tsara koa fa i ravalo dia tafiditra tamin'io resak aio,fa efa nifanarahana fa matoa izy manaiky hiditra ao anaty governema dia tsy mila telefonia fanelanelanana.ary tsy sahy nanao io fanelanelanana io ravalo,satria fantany fa avy dia hiala i zoky raha manao an'io izy.
tsy fantar'i faly koa,fa ny tenanay dia notambazana vola be.(trano iray no nanambazana ahy)hanao fanelanelanana tamin'i zoky fa za tsy nety satria fantatro tsara fa tsy hanaiky izany mihintsy izy.ary tsy eken'ny saiko koa rah aahondran aantsokosoko ny haren'ny mada.
ny filazana hoe very fihinana i zahay na i zoky no diso eto,satria izy na izahay dia tsy nihinana teo.ary amin'izao fitondrana HAT izao,dia mbola namana akaiky roa no mbola namana ao.ka rah afihinana no resahina na izao aza hafaka mihinana izahay rah atianay izany,fa tsy voataiza tamin'izany izahay ka hialana tsiny.
rah amisy fanontanian ahafa alefaso,fa amiko tsy raisiko fanalan abaraka ahy rah azavatramarina no lazaina.

29. falyfenosoa
(
07/05/2009 04:56)
Misaotra an'i fijo nanome fanazavana.
1-Ny zavatra tsy azoko ary tsy mazava dia naninona no tsy tonga dia navoaka mazava hoe Ravalomanana no nampanao an'io fa notakotakonana, ny resaka BIANCO dia efa niaraha-nahalala fa raha vao mikasikasika momba an'i Ravalomanana sy ny ekipany dia tsy mamoaka n'inona n'inona.
2-Efa fantatra fa izany no nataon'i Ravalomanana, moa ve dia tena lanim-bahoaka tokoa izy fa tsy nisy hala-bato?
3-Satria ve na lanim-bahoaka aza ka efa fantatra ny zavatra ataony dia mbola arovana?
4-Ny lanim-bahoaka lazain'ny fijo eto dia Ravalomanana, mazava anefa raha io voalazany io fa nitady hanondrana an-tsokosoko ny haren'ny Madagasikara i Ravalomanana dia mbola heverina eo amin'ny fitondrana.
Amiko tsy mitombina intsony ny fanohanana ny ara-dalàna izay tadiavina mba entina hamerenana an'i Ravalomanana satria efa hitam-poko hitam-pirenena, raha ny toa ahy dia tsy leo ny manongana aho rehefa manao ny tsy mety, ary tokony ho anatra ho an'izay mpitondra ho avy eo izany.
Raha ny toa ahy aloha dia avy hatrany dia mametra-pialana ary mitory mazava izay ati-doha nahatonga ireny hevitra maizina ireny. Iza izany izao no nanao afera maizimaizina ka rehefa tsy nanaiky nanao sonia hamela hivoaka ireo hazo ireo dia naninona no nafenina ilay hazo? Mazava tsara fa tsy azo atao ny manondrana hazo tsy voahodina nefa dia nisisika ihany Ravalomanana.
Amiko rehefa tsy sahy nitory dia mpiray tsikombakomba.

30. xxx
(
07/05/2009 05:24)
oay=falyfenosoa vao avy nanao oay etsy ambony etsy le karilahy ty de mdy mivadika falyfenosoa eto
Aza mihatsara velatsihy eo lesy ekah fa tsssss ,bandy kely loha,mitady hiresaka irery toa ndry andrywui eto koa ty tary ty efa lany dinika ve nareo sa tsy mahita ny setrasetra mahazo ny Malagasy no minia tsy mijery é

31. Oay
(
07/05/2009 05:57)
xxx:

Ô lety ry XXX ialao ilay paranoïa klé.
Tsy manana intérét hiresaka irery eto i Oay ary jereo ny kozin'i andrywui mialatsiny @ i Oay rehefa hi-défoule eto nedala satria efa notenenin'i Oay mafy i andrywui.
Mbola averiko @ elah fa tsy intéressant ho ahy ny manao PS bobaka be sy ny manao XXX satria tsy mitohy ilay file d'idée ary mbola averiko fa eto i Oay maka traik'efa @ fomba fiadiana hevitra!
Za izao manomboka maka plaisir miresaka @ elah satria ny bandin'Andranomanalina sy Manjakaray d daroka no entiko hampanginana an'azy, za anefa tsy afaka milako an'elah eto d tsy maintsy ny resaka no hifanaovana sy hifanazavana d efa traik'efa ihany koa izay!
32. xxx
(
07/05/2009 06:48)
Tsisy resaka parano zany leity eto a, ny fomba fijapinareo azy no tsy mba fetsifetsy ,elaha zany no parano tany @ andrywui tany
Ary elah milaza fa tsy manambany olona io moa diniho kely ty vava ,tsy ho voatery ho ny bandin'i Andranomanalina na Manjakaray ianao vao hanao loha bontolo ny porofo dia enao zao ,sy capsat reny tsy bandy avy any
Diniho tsara aloha zay lazaina sao efa nifindra nay aminao le havendranana,voatery niteny anio aho fa tsy mety ntsony

33. falyfenosoa
(
07/05/2009 09:01)
hoy xxx:
@ zao ntsika miteny izao dia ny valilahin'ny andry no nandray ilay hotely etsy nosy saba ary mbola izy ihany koa no manao trafika ny palissandre @ iny faritra maroantseatra iny,aza milaza zavatra tapany refa tsy mahalala ny tena misy é
Raha namorona moa aho inona no antony namalianao azy ry xxx? Matoa ianao manaiky fa misy io Nosy SABA io dia marina ny nolazaiko.
Mazava ny nolazaiko aleo ho hita eo ny tohiny, raha tena mahalala ianao dia tokony ho fantatrao koa ny momba ilay nolazaiko hoe 35ha ao Nosy-be -Hell-ville.
Efa nolazaiko teto ihany koa ny momba ilay tanin'ny zandary tany Fort dauphin nananganana Magro sy ilay nananganana ny FJKM Andrainarivo saingy noheverinareo fa lainga, dia iny izy iny fa nivoaka iny.
Aleo ny tantara no hitsara antsika tsirairay avy.

34. fijo
(
07/05/2009 21:00)
faly an,ilay aradalana harovanay,raha ny ahy aloha,dia tsy hoe ravalo,fa ny fifidianana.resena aminn'y fifidianana izy de tsaraina.tsimaintsy tsaraina satria misy tsy nety tokoa ny nataony teo.
i andry io koa amiko dia toa izay.tokony tsimaintsy tsaraina satria tsy mety ny ataony eo.