Fijo mba tairo 600 milliards d'Ariary an aklou !!!
1. essera
(
06/05/2009 05:59)
Salama daholo e,
Marary mitsy ny sain'ny mpiondana satria mandray karama ny membre ny HAT nefa iz mianakavy niditra sômazy teknika sy very poste politique ka dia rehefa nisolantsolana teny Tsimbazaza omaly dia niharan'ilay fikan'i Dada. Nadonan'ny mpitarika tam rindrina teny fa ry zalah tsy nisy nipoitra :-D :-D :-D . Tsy ratsy koa iny fika iny a !!! Mbola tsy mino ihany hoe : "Misy vasoka ampiandrasina anareo ???".
Voalohany aloha tsy 20 millions fa 23 millions. Ohatrinona no vola raisina tompona société iray ? Tsy 1 millions mihitsy fa raha izaho dia aleoko tsy manao directeur fa manao bizina. Ambara aminao mazava fa ny karaman'ny membre ny fitondrana Ra8 mbola mitovana halatra be vava eo ambonin'io.
Ny mankarary ny sofina mantsy dia ilay 8 chiffres. Ary lazaiko marina dia marina aminao, fa mody karama no ataony modeste fa any amin'ny indemnité sy avantages rehetra iny (misy mihinan'n ts fihinany mihitsy am fandoavana azy. (Ny vahoaka madinika io) Firenena ry ngah no tantanina fa tsy fokontany. Mba tsy hanaovako boloky mamerin-teny dia misy namana manazava tsara an'io ao raha mbola tsy ampy :
Tadidio tsara fa vao niakatra teo am fitondrana a8 tam fir taona lasa dia efa io no karaman'ny membre-ny. Ary nampiany hoe miasa tsara miasa miaraka miasa mafy. Dia ireny nipitsika tsirairay ireny ny namany après... Mahavariana ???
Hotakiana aminareo tokoa ilay 600 milliars d'ARIARY tao amin tiko fa aza maika. Manaova kajy tsotsotra fa raha ministera fotsiny no resahina dia budget ministera efa maromaro mihitsy io. Mba http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=3595:plus-600-milliardsariaryaletat&catid=35:economie-madagascar&Itemid=54 ny zavatra mbola miandry an'i Dada sy ny forongony fa aza misarona solomaso sy saron-tava be ohatran'io nareo. Ary dia rah ts maty ny Groupe TIKO dia MIFOIFOY VOLO. Gay leaza... Nitady tombony ka dia natombony ara-bakiteny. Any amin'ireo mpiasa niasa tamin-kitsi-po tao no hampalahelo noho ny helo-dray aman-dreniny.
Ho an'ity bandy :@ tsy te hiseho masoandro ity dia "Essera aloha bandy tsy misotro no tsy mifoka ary tsy manao gros bras". Ity bandy ity alou d sarotahotra kanefa tsy misy apoaka. Inona no dinika amin'io fa fihetse-po, manara-drenirano.
Aleo wa manomana soavaly am fifaninana oavy fa lany andro adonan'ny olona am pôtô eo fotsin. Gros bras vao tsy misy karama d ts misy hita !!! Milay koa iny ka . . .

mba fantar'i essera ve hoe hoatrinona izao no karaman'ny ao amin'ny hat???4 000 000 ariary,izany hoe 20 000 000fmg.
Voalohany aloha tsy 20 millions fa 23 millions. Ohatrinona no vola raisina tompona société iray ? Tsy 1 millions mihitsy fa raha izaho dia aleoko tsy manao directeur fa manao bizina. Ambara aminao mazava fa ny karaman'ny membre ny fitondrana Ra8 mbola mitovana halatra be vava eo ambonin'io.
Ny mankarary ny sofina mantsy dia ilay 8 chiffres. Ary lazaiko marina dia marina aminao, fa mody karama no ataony modeste fa any amin'ny indemnité sy avantages rehetra iny (misy mihinan'n ts fihinany mihitsy am fandoavana azy. (Ny vahoaka madinika io) Firenena ry ngah no tantanina fa tsy fokontany. Mba tsy hanaovako boloky mamerin-teny dia misy namana manazava tsara an'io ao raha mbola tsy ampy :
falyfenosoa:
Lohateny : Re : essera
fijo: 3 400 000 ariary ny karaman'ny mpikambana ao @ HAT, ao anatin'io ny carburant sy ny saran'ny finday(credit de communication).
Raha oharina @ karaman'ny Senateur teo aloha izany dia ny carburant nomena ireo senateur teo aloha dia 3 000 000ar, ny karama mbola tsy ao anatin'io sy ny saran'ny finday. Raha atambatra ny vola noraisin'ireo senateur teo aloha dia 8 000 000ariary na 40 000 000 fmg.
Asa na mba fantatr'i fijo izany na ahoana, fa dia faly hitsikera fotsiny.
Ifijo mantsy raha ny fahalalako ny firesak'ireo namana sasantsany dia zandrin'ny ministra anankiray tao @ fitondran'i Ravalomanana, ary anisan'ireo nikarakara ny fakana ireo hazo sarobidy tany @ faritra avaratra.
fijo:
ka fandaniampoana io sa ahoana,fa ny vahoak anandany andro nametraka azy teo izao mba ahoan any fiainany???
Tadidio tsara fa vao niakatra teo am fitondrana a8 tam fir taona lasa dia efa io no karaman'ny membre-ny. Ary nampiany hoe miasa tsara miasa miaraka miasa mafy. Dia ireny nipitsika tsirairay ireny ny namany après... Mahavariana ???
fijo:
izany le notakiana sa ahoana?
Hotakiana aminareo tokoa ilay 600 milliars d'ARIARY tao amin tiko fa aza maika. Manaova kajy tsotsotra fa raha ministera fotsiny no resahina dia budget ministera efa maromaro mihitsy io. Mba http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=3595:plus-600-milliardsariaryaletat&catid=35:economie-madagascar&Itemid=54 ny zavatra mbola miandry an'i Dada sy ny forongony fa aza misarona solomaso sy saron-tava be ohatran'io nareo. Ary dia rah ts maty ny Groupe TIKO dia MIFOIFOY VOLO. Gay leaza... Nitady tombony ka dia natombony ara-bakiteny. Any amin'ireo mpiasa niasa tamin-kitsi-po tao no hampalahelo noho ny helo-dray aman-dreniny.
xxx:
Slt elah fijo ,i essera anie lesy bandy tsy mipoitra eo raha tsy efa dozy é,kotabao lesy izy ry ravalotgv fa nedala iny mantsy tsy mahazaka fofony
Ho an'ity bandy :@ tsy te hiseho masoandro ity dia "Essera aloha bandy tsy misotro no tsy mifoka ary tsy manao gros bras". Ity bandy ity alou d sarotahotra kanefa tsy misy apoaka. Inona no dinika amin'io fa fihetse-po, manara-drenirano.
Aleo wa manomana soavaly am fifaninana oavy fa lany andro adonan'ny olona am pôtô eo fotsin. Gros bras vao tsy misy karama d ts misy hita !!! Milay koa iny ka . . .
novalian'i xxx ny 07/05/2009 06:25
2. taralila09
(
06/05/2009 06:09)
FANAPEPOANA NY TERRORISME SY VIOLENCE NO ATAO
ARY FITAKIANA NY FANKATOAVANA NY FANDAMINANA ADDIS ABEBA
ATAO HAZALAMBO HONO ATOA CONSTANT RAVELOSON
Tsy maintsy avaditsika ho herin'ny tolona io fandrahonan-kofaty nataon'i Charles tao Ankorondrano io.
Na mahazo vahana io fomba ataony io dia bibilava sinambotr'ankizy isika.
Na voapetraka HAINGANA TSY MISY HATAKA ANDRO @ media rehetra, @ fitsarana sy ny mpiaro zon'olombelona ary indrindra @ mpifandray @ diplomaty dia ASIANA FARANY IO SETRASETRANY IO. Fampiharana ny points 6 sy 8 @ Addis Abeba.
1°- Tsy misy taratasy fiantsoana azy ho eny Ambohibao. Tsy misy mandate mampisambotra fantatra hatr@ fotoana nandehanany teny Ankorondrano. Koa fihazana olona tsy misy lalànany no ataon'io Charles io
2°- Raha ny "prétexte" notabatabainy teny Ankorondrano dia tsy inona fa ny tenin'i Fidèle Razanapiera tao @ VIVA milaza fa mahatantesa i Constant R. fa namaky ady (déclaration de guerre).Nanamafy an'io ny La Verité.
Fantatrareo tsara fa tsy mba fomban'i Constant R. izany.
Angamba io ilay Absaloma (Tsy an-tany tsy an-danitra ny HAT-TGV. Ka na izy mizotra @ làlan'ny tenierana dia sortie de crise, na izy mikiry manaraka an'ireo miaramila lian'ady sy lian-drà ireo dia fantatra fa misy fanaovana azy ny mpanongam-panjakana eran'izao tontolo izao.
Kanefa tsy any no tena izy. Ny tena resaka dia ny famotehana aman-kery ny hetsiky ny ara-dalàna no efa tetiky ny VIVA t@ iny.
Ireto no vava nataony (fa misy ny rakipeo):
- Ataovy tonga eny Ambohibao I Const Rav fa raha izahay no mahita azy hataonay mahamay izy
- Je le veux dans mes mains
- Tsy maintsy azonay izy na ho ela na ho haingana
- Mbola madio ny tànako ireto fa ianareo no nandoto azy
3°- Ireto no azo ifarimbonana tsy misy hataka andro araka izay tratra hanararaotana ny hadalany:
- Fitantarana, Rakitsary ary rakipeo aely manenika ny media
- Fitarainana "plainte" ampanaovina ny avocats. Appel à témoins atao an-karihany mba tsy ho any @ mangingina
- Fampahafantarana sy fanetsehana ny "Droits de l'Homme" hatrany ivelany
- Indrindra fametrahana @ diplomaty sy @ antenne opérationnelle groupe de contact eto an-toerana ny fitakiana fampitsaharana ny ataon'i Charles (conforme @ tapaka Addis 1er mai, indrindra ny point 8 momba ny herisetra avy @ "autorités de fait" ary voateny ao mihitsy ny "forces de sécurité"
- Ny fiangonana
Dia ny media kosa mamoaka analyse sy denonciation.
Koa mila mifanampy isika ho fanavontana ny firenena latsaka ankaterena toy izao.Am-bava homana am-po mieritreritra.
Mankahery antsika rehetra mpitolona ho@ ara-dalàna daholo!
haparitaho ho@ hafa ity message ity.
Ny ara-dalàna

4. essera
(
06/05/2009 06:19)
Misaotra amin'ilay valiny :-@ :-@ :-@ . Fa rehefa ny lohany no tapaka dia efa mieritrereta.Ary raha lohany iray moa maninona (en vacances). Fa efa saika izy ehetra mihitsy :-D :-D :-D
5. xxx
(
06/05/2009 06:22)
Tena ohatran'ny voan'ny ambalavelona mihintsy ilay Taralila 09 :-D :-D :-D
6. essera
(
06/05/2009 06:24)
Tena ohatran'ny voan'ny ambalavelona mihintsy ilay Taralila 09
Mitaingina soavaly sady be tongotra no efa tsy afaka.
7. essera
(
06/05/2009 07:08)
taralila09 :
FANAPEPOANA NY TERRORISME SY VIOLENCE NO ATAO
ARY FITAKIANA NY FANKATOAVANA NY FANDAMINANA ADDIS ABEBA
Iza ry taralila09 no mpanipy cocktail molotov sy nitifititra tetsy sy teroa ? Mba valiana kely. Ary inona no dikan'ny hoe gros bras ???
ATAO HAZALAMBO HONO ATOA CONSTANT RAVELOSON
Efa nanao menace izy ka dia nitady raharaha tokoa moa izany.
Tsy maintsy avaditsika ho herin'ny tolona io fandrahonan-kofaty nataon'i Charles tao Ankorondrano io.
Ny efa resy ihany no mahay vava tahaka io. Mba maneke am zay moa e.
Na mahazo vahana io fomba ataony io dia bibilava sinambotr'ankizy isika.
Na voapetraka HAINGANA TSY MISY HATAKA ANDRO @ media rehetra, @ fitsarana sy ny mpiaro zon'olombelona ary indrindra @ mpifandray @ diplomaty dia ASIANA FARANY IO SETRASETRANY IO. Fampiharana ny points 6 sy 8 @ Addis Abeba.
Asesy manomboka tany am 7 février ry se fa aza kivy a.
1°- Tsy misy taratasy fiantsoana azy ho eny Ambohibao. Tsy misy mandat mampisambotra fantatra hatr@ fotoana nandehanany teny Ankorondrano. Koa fihazana olona tsy misy lalànany no ataon'io Charles io
Sarika am-pandriana ihany no mendrika ny mpanakorontana fa izy tsy hitolo-batana aminao izany.
2°- Raha ny "prétexte" notabatabainy teny Ankorondrano dia tsy inona fa ny tenin'i Fidèle Razanapiera tao @ VIVA milaza fa mahatantesa i Constant R. fa namaky ady (déclaration de guerre).Nanamafy an'io ny La Verité.
Fantatrareo tsara fa tsy mba fomban'i Constant R. izany.
etc bla bla bla
Ajekaky ô, Constant ianao moa constant foana am tolona manohana an'i Dada ô. Izay no problème-ny na efa nitsingidina aza ny rainy.
Ireto no vava nataony (fa misy ny rakipeo):
- Ataovy tonga eny Ambohibao I Const Rav fa raha izahay no mahita azy hataonay mahamay izy
- Je le veux dans mes mains
- Tsy maintsy azonay izy na ho ela na ho haingana
- Mbola madio ny tànako ireto fa ianareo no nandoto azy
Tsy aleo manantona mora2, efa wanted ry se efa rotaka izany fa mitandrema.
3°- Ireto no azo ifarimbonana tsy misy hataka andro araka izay tratra hanararaotana ny hadalany:
- Fitantarana, Rakitsary ary rakipeo aely manenika ny media
- Fitarainana "plainte" ampanaovina ny avocats. Appel à témoins atao an-karihany mba tsy ho any @ mangingina etc etc blabla.
Lany andro eo nareo fa ra za nareo mitady asa haingana aloha am zao fotoana mahamay be izao. Efa tamin'ny tolona tamin'ny février no nipoitra voalohany ny resaka tahaka izao...
8. halloween
(
06/05/2009 08:13)
mba asio tonga aty ko zany S be zan faza tendakaninnn nareo mtsamy ry fijo sy essera an !!
10. KALACK
(
06/05/2009 08:58)
mirana a! vao maraina de mb manala alo ry lerony e ! fa izao ve de hiady sy hifandramatra sahady e?? aleo mb ho harivariva vao mifampihinanan sy mifanapetsa eto
11. essera
(
06/05/2009 09:12)
[quote+halloween]
mba asio tonga aty ko zany S be zan faza tendakaninnn nareo mtsamy ry fijo sy essera an !![/quote]
Vola ange lti zan rahalloween. Aiza no tsy hahantra ny gasy kely. 3 mille milliard de Fmg.
Izay ilay izy ka atao ahoana. Tsy mety mino ny mpiondana hoe nisy resaka maloto be tao fa mbola midradradradra ihany hoe aiza ny porofo. Hôlala. Izay no mahatonga an'ilay hoe :
Vous avez le droit de garder le silence etc etc. Tonga d aleo tsy mikôzy fa avocat karakaraina milay.
Rehefa avoaka ve ny marina dia lasa abaribary lasa BARBARE ry Mirananirina.
Ny hatsikana indray kosa aloha dia mba ilaina fa tsy ho vinitra mandrapaarivan'ny andro eo foana e.
Fa zah ko alo tsy hijanona ela eto fa efa miha-matsatso ilay dinika fa tsy tam'lé mbola nifampitana 1 volana mahery kely lasa. Izao efa misy olona tsy manao afa-tsy ny resaka :
- hono.... d avy eo, zao hono.......
- Na raha tsy izany asaina mamaky lien d izay foana fa tsy misy hevitra misongadina be loatra. Aleoko mody bônera fa iza no mbola mahita raha tafihina'ny gros bras eo leaza.

Mirananirina:
Barbare sisa ny fiainana
Hatsikana daholo no hita eto
Rehefa avoaka ve ny marina dia lasa abaribary lasa BARBARE ry Mirananirina.
Ny hatsikana indray kosa aloha dia mba ilaina fa tsy ho vinitra mandrapaarivan'ny andro eo foana e.
kalack:
mirana a! vao maraina de mb manala alo ry lerony e ! fa izao ve de hiady sy hifandramatra sahady e?? aleo mb ho harivariva vao mifampihinanan sy mifanapetsa eto
Fa zah ko alo tsy hijanona ela eto fa efa miha-matsatso ilay dinika fa tsy tam'lé mbola nifampitana 1 volana mahery kely lasa. Izao efa misy olona tsy manao afa-tsy ny resaka :
- hono.... d avy eo, zao hono.......
- Na raha tsy izany asaina mamaky lien d izay foana fa tsy misy hevitra misongadina be loatra. Aleoko mody bônera fa iza no mbola mahita raha tafihina'ny gros bras eo leaza.
12. andrywui
(
06/05/2009 09:22)
De iza aminireto Tim reto no asaina manolo an'io SSSS be nopehan'ny dada io ry akama isany !! antsoy mits aloh ra- charles hanotany anreto tim reto !!!
13. essera
(
06/05/2009 09:32)
andrywui:
De iza aminireto Tim reto no asaina manolo an'io SSSS be nopehan'ny dada io ry akama isany !! antsoy mits aloh ra- charles hanotany anreto tim reto !!!
Mety ny orin'asa mihitsy ange no amidy no tena loza rehefa tsy ampy ny an am compte-ny e. Gaigy a.
14. Mirananirina
(
06/05/2009 11:53)
mirana a! vao maraina de mb manala alo ry lerony e ! fa izao ve de hiady sy hifandramatra sahady e?? aleo mb ho harivariva vao mifampihinanan sy mifanapetsa eto
kalack,zany ve,eny ary e
Rehefa avoaka ve ny marina dia lasa abaribary lasa BARBARE ry Mirananirina.
Ny hatsikana indray kosa aloha dia mba ilaina fa tsy ho vinitra mandrapaarivan'ny andro eo foana e.
marina ny voalazanao essera a,zay jerena de mampime daholo
15. sapele
(
06/05/2009 14:50)
Mikoragna ery izy mianakavy aty an-tanin'olona fa nareo koa zao no manofonofy ny 6oo milliards ao,,,ndry,,!! mety hitsidika ny volana koa aza angamba zao ry zareo knouuu!hi,hi,hi
16. xxx
(
06/05/2009 15:24)
hoy essera
Fa zah ko alo tsy hijanona ela eto fa efa miha-matsatso ilay dinika fa tsy tam'lé mbola nifampitana 1 volana mahery kely lasa. Izao efa misy olona tsy manao afa-tsy ny resaka :
- hono.... d avy eo, zao hono.......
- Na raha tsy izany asaina mamaky lien d izay foana fa tsy misy hevitra misongadina be loatra. Aleoko mody bônera fa iza no mbola mahita raha tafihina'ny gros bras eo leaza.
-Tena tsy mazava ny resakao ry fozaorana,mamporisika ny capsap enao,nefa refa ianao sy ny fianakavianao izany dia aoka ihany
-Ka raha reo dinika navoakanao ireo anie dia milaza mazava fa be ny resakao no mifanohitra raha vao mihoatran'ny 5 lignes !!! Avereno vakiana tsara alohan'ny hanindrianao le "Alefaso"
Misaotra mialoha

17. fijo
(
06/05/2009 21:41)
manahiran abe ny miresaka amin'ity essera ity.
ekeko mihintsy fa tena nikarama be ny mpitondra tamin'i ravalo,ary izany dia isan'ny fitakiana natao teny amin'ny 13 mai,fa hoe nahoan any mpitondra no mikarama be,nefa ny vahoak amijaly.
izao nefa averina ilay fomba,ka rah atoa ka hamerina ny zavatra tsy nekena,inona no hitakiana ny hanovana azy???izay no mila valiny

19. essera
(
07/05/2009 05:53)

Tsy manahirana raFijo no miresaka amiko fa milaza ny marina aho. Isaorana aloha ianao nanamafy fa ny ekipan-dra8 nisaosy be, fa mbola tsindrin-ny avantage izaytena mioa-papana le izy ankoatra izay.
23 millions izany raFijo raha tena mpitondra fanjakana kely dia kely. Azavaiko ao ambony io.
20. xxx
(
07/05/2009 06:25)
Zavatra mbola tsy hitanareo ry zalahy dia ty vola nangalarina ampahibemaso ty a, antoandro be nanahary ,dia ny bankyfoibe mintsy no zatain-dry capsat sy ny hat tao
Ary vola nanambitambizany ny hiditra ao @ gouvernemanta ve tsy hitanao ry essera ,tena manahirana marina ny miresaka aminao zany ,laifiny zay mahafaly anao ihany no lazainao fa tsy manameloka ny tena misy
Ny ahy leroa dia tsy mety amiko izany fomba fanao izany na ny tim io na ny tgv