karajia

1. ari.malala ( 06/05/2009 05:40)
Miarahaba ny mpiandraikitra sy ny namana rehetra,

Fanontaniana kely hoan'i Hery na mpiandraikitra hafa ao @ karajia azafady, Refa misy olona manirikiry, d misy ilay commande hoe /ignore xxx, d ts miresaka @ le olona tsony, (eo @ salon iany ve io no mety?) satria toa afaka miditra PV soamantsara ilay olona ignoré, ary hita soamantsara ny zavatra soratany? Sao mba tokony ho afaka atao tsy afaka miresaka intsony na any @ PV aza ireny olona ignoré ireny, satria matoa ignoré lay olona dia manirikiry zay ny firesany. Misy miditra PV tonga d ompa variraraka no mitsena ny tena ao tena ... :x :x

Fanamarihana iray, misy fotoana, tsy haiko na sairana ny OP fa hita eo iany ny pseudo an'izy ireo, nefa misy pseudo tena ... oulala! ts fampiseho masoandro, misy olona miteniteny foana fa tavela ao iany. Miezaka iany ny tena manaitra ireo OP tazana anarana eo fa tsy haiko hoy aho na présence symbolique ftsn ireny, ny anaran'i hery moa entre autres eo iany fa ts mamaly tsy miresaka :-P

Misaotra tompoko
2. tess ( 06/05/2009 05:42)
ndry aza mba efa mahay an'izany rehetra izany :-D zà-ko dia tena mbola omby mijeru flôra :wink: :-D de tsy mety tamàna ao e! :�) :-P
3. tywa68 ( 06/05/2009 06:10)
zah koa d mandalo d miala fa tsssssss :lol:
4. ari.malala ( 06/05/2009 06:33)
tess sy tywa :-D :-D :-D mis mampime misy mafinaritra ao fa misy manirikiry ko!
5. endrika01 ( 06/05/2009 14:52)
Zah njay mbola tsy tao mahitsiny,nisy namana iray zay niandry ahy tao,fa de navelako tao am karajia tao fa tsy haiko mintsy le makao,nanopa mintsy angamba lery,ny credit ny ngamba lany doly tam fanoroana ahy zay tokony atao rehetra,de tsy ni-phone ahy tsony tsony tsony ra-namana. Ptsss,raha manaraka ty dinika karajia ty toi(le namako tezitra be tsy niantso ahy tsony)De mbo antsoy ndray zah :D
6. ni81 ( 06/05/2009 15:23)
Zà mba niditra tao koa fa dia tsy hitako izay BI sy BA marina :lol: :lol: mba somary natoron'i ari aza aho fa dia tsy hitako izay mangirana dia niala tao aho.
7. fahamarinana ( 06/05/2009 16:28)
:arrow: dia tena tapaka ny tsinaiko fa kay misy nendra tahaka ahy koa an ! :-D :-D !! Za miditra ihany fa tena tsy maharaka rythme tsotra izao e! Very be rehefa manoratra sy mijery ilay resaka ! Soa misy any arimalala mba mampiresaka ahy matetika f'angamba dia maimbo vava ao sy ranadahy kely tsy foy izay !
Ilay pv moa dia aoka fontsiny fa efa sendra ny sampona koa ny tena fa dia tsiky dia ampy moa izy teo ? Ny ahy koa moa valiako tsara be amin'ilay fiteny faran'izay kanto sy mahalala fomba fa marary !!mouhahahaha !!! :wink: (l)
8. ni81 ( 06/05/2009 16:42)
:-D :-D
9. endrika01 ( 06/05/2009 17:12)
Nenah le karajia am faila kahie no haiko =))
10. Koditra ( 06/05/2009 19:59)
Za mbola hanao kouro partikilié @ Ari, sady ampiaraka kely eny amoron'Anosy zay mitsam no hanao exercice karajia en directa. Aza adino lé fotoanatsika @ sabotsy Ari a!
11. ari.malala ( 07/05/2009 06:29)
koditra, aoka marina! :^) tonga d marikoditra b za amty hanao fotoana aminao eny amoron'anosy sady amizay koa mbola kour partikilé ndray kou! brrrrrrrrrrr :-D :-D :-D :-D

Faha, nendra manin kou e hihihi ndry aza miresaka tsara ko! fa refa sendra ny connex° mikoins zay kou alou fa ny resak'oul efa 1km izay ndry vao mamaly d tsita tsony le resak'le oul teo hihihi

ni81 hay marina mou ndry efa niresaka tamko tao ndremande hihihi!
12. hery ( 07/05/2009 08:00)
Ny commande ampiasaina dia

/ignore na /silence

Indraindray anefa tsy mandeha ireo arakaraky ny fitaovana ampiasaina.

Ny farany azo atao dia tsy vakiana fotsiny
13. hery ( 07/05/2009 08:02)
Ahitsiko kely. Raha hi-ignorer olona dia asiana + eo alohan'ny pseudo

ohatra

/ignore +hery
fa tsy /ignore hery fotsiny

Dia rehefa manala azy dia

/ignore -hery

Ignorer les messages d'un utilisateur ou d'un groupe directement à partir du serveur. Pour ignorer : /silence +pseudo ou /silence +pseudo!user@host . Pour lister ceux qui sont ignorés : /silence. Pour enlever un nick : /silence -nick
14. fahamarinana ( 07/05/2009 08:24)
:arrow: ari: Kay tsaroanjy za taloha iny ? :-D :-D ,njekaiky o ! Mba souvenir manja moa ahatsiarovana ahy e !!..fa efa hitako ilay raika haingana be fa vao maika koa very aho e ! Fa azo iafina ihany anefa !
Hery : Ny ahy ilay mametraka teny miafina no efa nataoko fa tsy mety mihintsy ilay izy dia navelako fa mbola ianarana indray e !
Ny hany mampalahelo ahy fontsiny dia mety misy namako betsaka ao fa saingy tsy haiko ps dia tsy mifampiresaka e ! Za rahateo koa moa tsy hainy ! :? (l)
15. ari.malala ( 07/05/2009 09:15)
Hery, misaotra betsaka @ fanoroana e! :)

Na izany aza hiezaka ts hampiasa an'io iany afats tena ts zaka ny zavatra tenenin'ilay olona :lol:
16. mmmhh ( 08/05/2009 12:10)
Zah ndray taloha miditra ao @ karajia foana, de tafiditra soa aman-tsara,
fa maninona kay @ zao zah isaky ny miditra de io foana no msg avoakany?
*** Disconnected from IRC (type /reconnect to connect again)
De miverina mi-connect zah de zany foana...
Avy @ sevreur-nay aty ve le izy sa misy blem ny ao @ karajia serasera ?

17. Koditra ( 08/05/2009 20:16)
Ari : Zay dé mapifilafila ndray fa tsy te-ampianatra.
Efa mba nanandrana niditra tao ihany zà efa elabe fa tsy nety tamiko, tsy nisy olona fantatro na ny 1 aza, @zay resaka tsy arako mitsy satri misy resaka efa vita tany aloha tany na tany ambadika hafa tany no tohizana ao anaty karajia ao dia lasa mijery baolina fotsiny, aleoko aza mijery film refa tsy ho apenarinao ihany. :-D :-D
18. tsiambaratelo ( 09/05/2009 11:48)
Zah kounkou ,zao mba hianatra hiditra Karajia :P
19. fahamarinana ( 09/05/2009 12:41)
:arrow: miala any ndray endrika01 sy tsiamaratelo an ! :lol: (l)
20. ni81 ( 09/05/2009 13:06)
miala any ndray endrika01 sy tsiamaratelo an !

kambana moa izy ireo e? :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5796