hamela ahy ve Andriamanitra
1. JOSIAH
(
05/05/2009 18:59)
Izaho zay manoratra dia kristianina ,nanao zavatra maro t@ fiainako Atra.ireny anefa de tsy ho voatery arakizay nilaiko fa ao ny tsara ao koa ny ratsy satria mitaiza ny zanany Atra,aiko foana hatramizay ny misaotra sy mankasitraka Atra ny @zay hitondrany ny fiainako ,ankehitriny anefa dia niova izany lasa nanjary mpanome tsiny Atra ho lasa tezitra aminy ary miteniteny foana mihitsy aza aho indraindray hoe ,naleoko maty naleoko tsy nisy sns...henon`Atra daholo ireny ka ny fanontaniako de ny hoe hamela ahy @reny adalako sy teniteni foanako reny ve Atra????? :?:
novalian'i ARICO ny 19/05/2009 08:18
2. soanja
(
05/05/2009 19:49)
Amiko dia miainga avy any aminao foana ny zava-drehetra. Vonona ve ianao hamela ny tenanao raha nahatsapa fa diso? Vonona ve ianao hanampy ny tenanao hioitra ho amin'ny hatsarana efa misy ary hampivoatra izany zany hoe hanome lanja ny zavatsoa novelarin'Andriamanitra eo anatrehanao ka hisaotra azy manomboka amin'ny bitika indrindra ka amin'ny goavana indrindra.
Hahatsiaro fa sambatra manana azy ary mahatsapa fa milamina miaraka aminy tsy amin-tahotra. Ny fiatrehana fiainam-baovao feno fanantenana no ezaka atrehantsika hatsapana filaminana sy fiombonana amin'Atra.
Raha manana ireo ianao dia tadidio fa efa voavela izay ny helokao ka olombaovao ianao!

3. xxx
(
05/05/2009 20:14)
Resaka sy toro-hevitra @ maha-olombelona no eto fa ny valiny izay tena marina dia any @ A/tra ihany. Ny zavatra tokony hataonao fotsiny amin'ny ho avy dia ny manao izay zavatra fantatry ny conscience fa tsara ho anao sy ny manodididina anao ,un point c'est tout. Ny reste dia an'A/tra.
4. falyfenosoa
(
06/05/2009 05:43)
Misy fampianarana nomen\\\\\\\'ny Jesoa Kristy izay hita ao amin\\\\\\\'ny Baiboly, ho singaniko ihany izy ireo dia anjaran\\\\\\\'ny tsirairay no mandini-tena, ireo dia efa tany amin\\\\\\\'ny andron\\\\\\\'ny Mosesy no nanomezana azy, nefa dia mbola nohamafisin\\\\\\\'ny Jesoa rehefa tonga teto an-tany izy.
EKSODOSY 20
1 DIA nilaza izao teny rehetra izao Andriamanitra ka nanao hoe:
2 Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin\\\\\\\'ny tany Egypta, tamin\\\\\\\'ny trano nahandevozana.
3 Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
4 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin\\\\\\\'ny lanitra ambony, na izay ety amin\\\\\\\'ny tany ambany, na izay any amin\\\\\\\'ny rano ambanin\\\\\\\'ny tany.
5 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin\\\\\\\'ny zanaka hatramin\\\\\\\'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin\\\\\\\'izay mankahala Ahy;
6 nefa kosa mamindra fo amin\\\\\\\'ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko.
7 Aza manonona foana ny anaran\\\\\\\'i Jehovah Andriamanitrao; fa tsy hataon\\\\\\\'i Jehovah ho tsy manan-tsiny izay manonona foana ny anarany.
8 Mahatsiarova ny andro Sabata hanamasiÂna azy.
9 Henemana no hiasanao sy hanaovaÂnao ny raharahanao rehetra.
10 Fa Sabatan\\\\\\\'i Jehovah Andriamanitrao ny andro fahafito; koa aza manao raharaha akory hianao amin\\\\\\\'izany, na ny zanakao-lahy, na ny zanakao-vavy, na ny ankizilahinao, na ny ankizivavinao na ny biby fiompinao, na ny vahininao izay tafiditra eo am-bavahadinao.
11 Fa henemana no nanaovan\\\\\\\'i Jehovah ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina mbamin\\\\\\\'izay rehetra ao aminy, dia nitsahatra Izy tamin\\\\\\\'ny andro fahafito; izany no nitahian\\\\\\\'i Jehovah ny andro Sabata sy nanamasinany azy.
12 Manaja ny rainao sy ny reninao mba ho maro andro hianao ao amin\\\\\\\'ny tany izay omen\\\\\\\'i Jehovah Andriamanitrao ho anao.
13 Aza mamono olona.
14 Aza mijangajanga.
15 Aza mangalatra.
16 Aza mety ho vavolombelona mandainga hanameloka ny namanao.
17 Aza mitsiriritra ny tranon\\\\\\\'ny namanao; aza mitsiriritra ny vadin\\\\\\\'ny namanao, na ny ankizilahiny, na ny ankizivaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an\\\\\\\'ny namanao akory aza.
18 Ary ny olona rehetra nandre ny kotrokoÂrana sy ny feon\\\\\\\'ny anjomara ary nahita ny helatra sy ny tendrombohitra nivoa-tsetroka, ary nony nahita izany ny olona, dia toran-kovitra izy ka nijanona teny lavitra eny.
19 Dia hoy izy tamin\\\\\\\'i Mosesy: Aoka ihany hianao no hiteny aminay, dia hihaino izahay; fa aza Andriamanitra no miteny aminay, fandrao maty izahay.
20 Dia hoy Mosesy tamin\\\\\\\'ny olona: Aza matahotra; fa tonga Andriamanitra mba hizaÂha toetra anareo, ary mba ho eo anatrehan\\\\\\\'ny tavanareo ny fahatahorana Azy, mba tsy hanota nareo.
21 Dia nijanona teny lavitra eny ny olona, fa Mosesy kosa nanakaiky ny aizim-pito, izay nitoeran\\\\\\\'Andriamanitra.
22 Ary hoy Jehovah tamin\\\\\\\'i Mosesy: Izao no lazaonao amin\\\\\\\'ny Zanak\\\\\\\'Isiraely: Hianareo efa nahita fa tany an-danitra no nitenenako taminareo.
23 Koa aza manao andriamanitra volafotsy na andriamanitra volamena ho anareo ho fanampiko.
24 Alitara tany no hataoÂnao ho Ahy, ka haterinao eo amboniny ny fanatitra doranao sy ny fanati-pihavananao, dia ny ondry aman-osinao sy ny ombinao; eo amin\\\\\\\'ny fitoerana rehetra izay ampahatsiarovako ny anarako no hanatonako anao sy hitahiako anao.
25 Ary raha alitara vato no hataonao ho Ahy, dia aza ny vato voapaika no hanaovanao azy; fa raha manainga ny fandrakao ho aminy hianao, dia handoto azy.
26 Ary aza asiana ambaratonga hiakaranao ho eo amin\\\\\\\'ny aliÂtarako, mba tsy ho hita eo ny fitanjahanao.
Matio 10:37 Izay tia ray na reny mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy mendrika ho Ahy, ary izay tia ny zanani-lahy na ny zanani-vavy mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy mendrika ho Ahy.Matio 22:37 Dia hoy Jesosy taminy: \\\\\\\"Tiava an\\\\\\\'i Jehovah Andriamanitrao amin\\\\\\\'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra\\\\\\\"
Matio 22:39 Ary ny faharoa, izay tahaka azy ihany, dia izao: \\\\\\\"Tiava ny namanao tahaka ny tenanao\\\\\\\"
JOBA 2:
1 ARY tamin\\\\\\\'ny indray andro koa dia avy ireo zanak\\\\\\\'Andriamanitra hiseho teo anatrehan\\\\\\\'i Jehovah, ka dia mba tonga teo koa Satana tafaharo taminy hiseho teo anatrehan\\\\\\\'i Jehovah.
2 Dia hoy Jehovah tamin\\\\\\\'i Satana: Avy taiza hianao? Ary Satana dia namaly an\\\\\\\'i Jehovah ka nanao hoe: Avy nizahazaha teny amin\\\\\\\'ny tany aho ka nivezivezy teny.
3 Dia hoy Jehovah tamin\\\\\\\'i Satana: Efa nandinika an\\\\\\\'i Joba mpanompoko va hianao? Fa tsy misy tahaka azy eny ambonin\\\\\\\'ny tany, fa olona marina sy mahitsy izy sady matahotra an\\\\\\\'Andriamanitra ka mifady ny ratsy? Ary mbola mitana mafy ny fahamarinany ihany izy, na dia nanesika Ahy hamongotra azy foana aza hianao.
4 Ary Satana dia namaly an\\\\\\\'i Jehovah ka nanao hoe: Hoditra fefin\\\\\\\'ny hoditra, eny, izay rehetra ananan\\\\\\\'ny olona dia homeny ho fefin\\\\\\\'ny ainy.
5 Fa ahinjiro ange ny tànanao, ka tendreo ny taolany sy ny nofony - raha tsy handa Anao eo imasonao aza [Na: hahafoy Anao mihitsy.] izy e!
6 Dia hoy Jehovah tamin\\\\\\\'i Satana: Indro, eo an-tànanao izy; ny ainy tokana ihany no aza asiana.
7 Dia nivoaka Satana avy teo anatrehan\\\\\\\'i Jehovah ka namely vay ratsy an\\\\\\\'i Joba hatramin\\\\\\\'ny faladiany ka hatramin\\\\\\\'ny tampondohany.
8 Dia naka tavim-bilany hihaorany izy, raha nipetraka teo an-davenona.
9 Ary hoy ny vadiny taminy: Mbola mitana ny fahamarinanao ihany va hianao? Mahafoiza an\\\\\\\'Andriamanitra hianao, dia aoka ho faty.
10 Fa hoy izy taminy: Tahaka ny tenin\\\\\\\'ny anankiray amin\\\\\\\'ny vehivavy adala ny teninao. Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin\\\\\\\'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa? Tamin\\\\\\\'izany rehetra izany dia tsy nanota tamin\\\\\\\'ny molony Joba.
11 Ary rehefa ren\\\\\\\'ny sakaizan\\\\\\\'i Joba telo lahy ny fahoriana rehetra izay nanjo azy, dia samy niainga avy tany amin\\\\\\\'ny fonenany avy izy - dia Elifaza Temanita sy Bildada Sohita ary Zofara Namatita - ary nifamotoana izy mba handeha hitsapa alahelo sy hampionona azy.
12 Ary nanopy ny masony teny lavidavitra eny izy telo lahy ka tsy nahafantatra azy, dia nanandratra ny feony izy ka nitomany; ary samy nandriatra ny lambany avy koa izy rehetra, dia nanopy vovoka ho amin\\\\\\\'ny lanitra hiraraka amin\\\\\\\'ny lohany.
13 Ary niara-nipetraka teo aminy tamin\\\\\\\'ny tany hafitoan\\\\\\\'andro sy hafitoan\\\\\\\'alina izy, nefa tsy nisy niteny taminy na dia indraimbava akory aza, satria hitany fa mafy loatra ny fahoriany.
MARKA 10/ 1-31
1 Ary niainga niala teo Jesosy, dia tonga tany amin\\\\\\\'ny sisin-tanin\\\\\\\'i Jodia sy tany an-dafin\\\\\\\'i Jordana; ary nisy vahoaka betsaka indray niangona teo aminy; koa araka ny fanaony dia nampianatra azy indray Izy.
2 Ary nisy Fariseo nanatona Azy, dia naka fanahy Azy ka nanontany hoe: Mahazo misao-bady va ny lehilahy?
3 Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Ahoana no nandidian\\\\\\\'i Mosesy anareo?
4 Ary hoy izy: Navelan\\\\\\\'i Mosesy hanoratra taratasy fisaoram-bady ny lehilahy ka hisao-bady (Deo.24.1).
5 Fa hoy Jesosy taminy: Ny hamafin\\\\\\\'ny fonareo no nanoratany izany didy izany ho anareo;
6 fa hatramin\\\\\\\'ny fony vao nanaovana izao tontolo izao dia lahy sy vavy no nanaovany ny olona (Gen.1.27).
7 \\\\\\\"Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin\\\\\\\'ny vadiny;
8 ary ho nofo iray izy roroa\\\\\\\"(Gen.2.24); ka dia tsy ho roa intsony izy, fa ho nofo iray ihany.
9 Koa izay nakamban\\\\\\\'Andriamanitra dia aoka tsy hampisarahin\\\\\\\'olona.
10 Ary nony mby tao an-trano, dia nanontany ny amin\\\\\\\'izany koa ny mpianatra.
11 Ary hoy izy taminy: Na zovy na zovy no misao-bady ka mampakatra vehivavy hafa, dia mijangajanga ka manala-baraka ny vadiny.
12 Ary raha ravehivavy kosa no misaotra ny lahy ka manambady olon-kafa, dia mijangajanga izy.
13 Ary nisy nitondra zazakely ho eo aminy mba hametrahany tànana; fa ny mpianany niteny mafy ireny.
14 Nefa tezitra Jesosy, raha nahita izany, ka hoy Izy taminy: Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza rarana; fa an\\\\\\\'ny toa azy ny fanjakan\\\\\\\'Andriamanitra.
15 Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no tsy handray ny fanjakan\\\\\\\'Andriamanitra tahaka ny zaza, dia tsy ho tafiditra aminy akory.
16 Ary nitrotro azy Izy, dia nametra-tànana taminy ka nitso-drano azy.
17 Ary nony vao nivoaka nankeny an-dàlana Jesosy, dia nisy olona anankiray nihazakazaka nanatona ka nandohalika teo anatrehany ary nanontany Azy hoe: Mpampianatra tsara ô, inona no hataoko handovako fiainana mandrakizay?
18 Ary hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no ataonao hoe tsara? Tsy misy tsara afa-tsy Iray ihany, dia Andriamanitra.
19 Fantatrao ny didy hoe: \\\\\\\"Aza mamono olona, Aza mijangajanga, Aza mangalatra, Aza mety ho vavolombelona mandainga,\\\\\\\"Aza manambaka, \\\\\\\"Manajà ny rainao sy ny reninao\\\\\\\" (Eks.20.12.17).
20 Ary hoy izy taminy: Mpampianatra ô, izany rehetra izany efa notandremako hatry ny fony aho mbola kely.
21 Ary Jesosy nijery azy tsara, dia tia azy ka nanao taminy hoe: Diso zavatra iray loha hianao; mandehana; amidio izay rehetra anananao ka omeo ny malahelo, dia hanana rakitra any an-danitra hianao; ary avia hanaraka Ahy.
22 Dia nanjombona tery ny tarehiny tamin\\\\\\\'izany teny izany, ka niala tamin\\\\\\\'alahelo izy, satria nanana harena be.
23 Ary Jesosy nijery manodidina ka nanao tamin\\\\\\\'ny mpianany hoe: Manao ahoana ny hasarotry ny hidiran\\\\\\\'ny manan-karena amin\\\\\\\'ny fanjakan\\\\\\\'Andriamanitra!
24 Ary ny mpianatra dia gaga tamin\\\\\\\'ny teniny. Fa Jesosy namaly indray ka nanao taminy hoe: Anaka, manao ahoana ny hasarotry ny hidiran\\\\\\\'ny matoky ny harena amin\\\\\\\'ny fanjakan\\\\\\\'Andriamanitra!
25 Moramora kokoa ny hidiran\\\\\\\'ny rameva amin\\\\\\\'ny vodi-fanjaitra noho ny hidiran\\\\\\\'ny manan-karena amin\\\\\\\'ny fanjakan\\\\\\\'Andriamanitra.
26 Dia talanjona indrindra izy ka nanao taminy hoe: Iza indray no azo hovonjena?
27 Fa Jesosy nijery azy ka nanao hoe: Raha amin\\\\\\\'ny olona dia zavatra tsy hainy izany; fa tsy mba tahaka izany amin\\\\\\\'Andriamanitra; fa ny zavatra rehetra dia hain\\\\\\\'Andriamanitra.
28 Ary hoy Petera taminy: Indro, izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao.
29 Hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy olona efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na reny, na ray, na zanaka, na tany, noho ny amiko sy ny filazantsara,
30 ka tsy handray zato heny amin\\\\\\\'izao andro ankehitriny izao- dia trano sy rahalahy sy anabavy sy reny sy zanaka sy tany mbamin\\\\\\\'ny fanenjehana-ary amin\\\\\\\'ny andro ho avy dia fiainana mandrakizay.
31 Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany.
MATIO 6
1 Tandremo mba tsy hanao ny asan\\\\\\\'ny fahamarinanareo eo imason\\\\\\\'ny olona hahitany izany; fa raha tsy izany, dia tsy manana valim-pitia amin\\\\\\\'ny Rainareo Izay any an-danitra hianareo.
2 Koa amin\\\\\\\'izany, raha manao fiantrana hianao, aza mba mitsoka trompetra eo anolohanao tahaka ny fanaon\\\\\\\'ny mpihatsaravelatsihy eo amin\\\\\\\'ny synagoga sy eny an-dàlambe mba hankalazan\\\\\\\'ny olona azy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.
3 Fa hianao kosa, raha manao fiantrana, dia aoka tsy ho fantatry ny tànanao ankavia izay ataon\\\\\\\'ny tànanao ankavanana,
4 mba hatao ao amin\\\\\\\'ny mangingina ny fiantranao; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin\\\\\\\'ny mangingina, no hamaly anao.
5 Ary raha mivavaka hianao, aza mba ho tahaka ny mpihatsaravelatsihy; fa izy tia ny mivavaka mitsangana eo amin\\\\\\\'ny synagoga sy eo an-joron-dàlana hahitan\\\\\\\'ny olona azy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.
5 Fa hianao kosa, raha mivavaka, dia midira ao amin\\\\\\\'ny efi-tranonao, ka rehefa voarindrinao ny varavaranao, dia mivavaha amin\\\\\\\'ny Rainao, Izay ao amin\\\\\\\'ny mangingina ; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin\\\\\\\'ny mangingina, no hamaly anao.
7 Ary raha mivavaka hianareo, dia aza mba manao teny maro foana tahaka ny jentilisa; fa ataony ho ny hamaroan\\\\\\\'ny teniny no hihainoana azy.
8 Koa aza manahaka azy hianareo; fa fantatry ny Rainareo izay tokony ho anareo, raha tsy mbola mangataka aminy aza hianareo.
9 Koa amin\\\\\\\'izany mivavaha toy izao hianareo: Rainay Izay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao.
10 Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.
11 Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay.
12 Ary mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay.
13 Ary aza mitondra anay ho amin\\\\\\\'ny fakam-panahy, fa manafaha anay amin\\\\\\\'ny ratsy.
14 Fa raha mamela ny fahadisoan\\\\\\\'ny olona hianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-danitra.
15 Fa raha tsy mamela ny fahadisoan\\\\\\\'ny olona hianareo, dia tsy hamela ny fahadisoanareo ny Rainareo.
16 Ary raha mifady hanina hianareo, aza mety ho tahaka ny mpihatsaravelatsihy, izay malahelo tarehy; fa mampisotisoty ny tavany izy mba ho hitan\\\\\\\'ny olona fa mifady. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.
17 Fa hianao kosa, raha mifady hanina, dia hosory ny lohanao, ary sasao ny tavanao,
18 mba tsy ho hitan\\\\\\\'ny olona fa mifady, fa ho hitan\\\\\\\'ny Rainao, Izay ao amin\\\\\\\'ny mangingina; ary ny Rainao, Izay mahita ao amin\\\\\\\'ny mangingina, no hamaly anao.
19 Aza mihary harena ho anareo ety an-tany, izay misy kalalao sy harafesina manimba, sady misy mpangalatra manamitrano sy mangalatra.
20 Fa miharia harena ho anareo any an-danitra, izay tsy misy kalalao na harafesina manimba, sady tsy misy mpangalatra manamitrano na mangalatra.
21 Fa izay itoeran\\\\\\\'ny harenao, dia ho any koa ny fonao.
22 Ny maso no jiron\\\\\\\'ny tena; koa amin\\\\\\\'izany, raha tsara ny masonao; dia hazava avokoa ny tenanao rehetra.
23 Fa raha ratsy ny masonao, dia ho maizina avokoa ny tenanao rehetra; koa raha maizina ny fahazavana ao anatinao, manao ahoana ny halehiben\\\\\\\'izany fahamaizinana izany!
24 Tsy misy olona mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary ny anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an\\\\\\\'Andriamanitra sy Mamôna hianareo.
25 Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Aza manahy ny amin\\\\\\\'ny ainareo, dia izay hohaninareo na izay hosotroinareo, na ny amin\\\\\\\'ny tenanareo, dia izay hotafianareo. Moa ny aina tsy mihoatra noho ny hanina va, ary ny tena noho ny fitafiana?
26 Tsinjovy ny voromanidina, fa tsy mba mamafy, na mijinja, na mitaona ho any an-tsompitra ireny; ary ny Rainareo Izay any an-danitra mamelona azy. Moa tsy mihoatra lavitra noho ireny va hianareo?
27 Ary iza ao aminareo, na dia manahy aza, no mahay manampy ny andro hiainany na dia kely monja aza?
28 Ary nahoana no manahy ny amin\\\\\\\'ny fitafiana hianareo? Diniho tsara ny fanirin\\\\\\\'ny vonin-kazo any an-tsaha; tsy mba miasa na mamoly ireny;
29 nefa lazaiko aminareo fa na dia Solomona tao amin\\\\\\\'ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin\\\\\\\'ireny.
30 Ary raha ny ahitra any an-tsaha, izay any ihany anio ka hatsipy ao am-patana rahampitso, no ampitafin\\\\\\\'Andriamanitra toy izany, tsy mainka va hianareo, ry kely finoana?
31 Dia aza manahy hianareo ka manao hoe: Inona no hohaninay? na: Inona no hosotroinay? na: Inona no hotafianay?
32 Fa izany rehetra izany dia katsahin\\\\\\\'ny jentilisa fatratra; fa fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra fa tokony ho anareo izany rehetra izany.
33 Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany.
34 Ary amin\\\\\\\'izany dia aza manahy ny amin\\\\\\\'ny ampitso hianareo; fa ny ampitso hanahy ny azy. Ampy ho an\\\\\\\'ny andro ny ratsy miseho ao aminy.
Ireo izany dia sitrapon\\\\\\\'Andriamanitra daholo, efa nafoiny hatramin\\\\\\\'ny zanany ho faty ho antsika.
AMEN

5. falyfenosoa
(
06/05/2009 05:47)
Ho an'ny xxx: sanatria ve raha mety @ feon'ny fieritreretana ny mamono olona dia atao ilay izy? Raha milaza Andriamanitra fa Aza mamono olona, nefa hitanao fa raha matinao ilay olona dia hahazo tombotsoa ianao dia izay ve ilay atao hoe "conscience"?
7. xxx
(
06/05/2009 05:56)
Ny zavatra tokony hataonao fotsiny amin'ny ho avy dia ny manao izay zavatra fantatry ny conscience fa tsara ho anao sy ny manodididina anao
falyfenosoa> Mba vakio tsara aloha izay voalazan'ny olona fa aza dia mandray an-tendrony be fahatany.Voalaza io fa hoe mahasoa anao sy MANODIDINA ANAO.
Ka raha mahasoa anao ny mamono olona nefa tsy mahasoa ny manodidina anao dia efa tsy izy izany.
Tsy ny fitanisana sy fahaizana ny ao anaty baiboly ry nama no atao hoe olo-kendry.
8. falyfenosoa
(
06/05/2009 05:57)
xxx: rehefa hainao ny toko sy andininy dia tsy mila manoratra ianao fa mora ny mitady azy ato amin'ny internet, dia manao dika mitovy fotsiny.
Ilaina ny mamaky Baiboly isan'andro satria ny Baiboly dia iainana fa tsy hoe rehefa misy zava-manahirana na zava-tsarotra vao hitady azy io.

9. xxx
(
06/05/2009 06:01)
Raha mety aminao ny baiboly dia mahasoava tompoko, fa amiko kosa dia tsy ampy ny famakina sy fitantarana ny ao anaty baiboly.
10. JOSIAH
(
06/05/2009 10:45)
Misaotra anareo namaly ny hevitra ,fa naizany kosa aza tena marina fa ilaina ny mamaky baiboly ka :wink:
11. kerena09
(
06/05/2009 13:58)
Manana anjara famelan-keloka eo anatrehan' Andtra ianao, satria efa latsaka ary mbola velona sy mahery ny ràn' i Jesosy hanaisotra sy handevona ireo helokao rehetra: mila miaiky @ fonao sy ny vavanao reo heloka vitanao t@ Andtra ianao, de angatao io ràn' i Jesosy io hanadio sy hanome fiainam-baovao ho anao, de angataho @ Jesosy foana ny heriny (Fanahy Masina) mba hanampy sy hiaro anao tsy hamerina ireo heloka vitanao sy ny ota hafa.
Malahelo Jesosy manoloana ny olona iray tsy mahay manararaotra ireo fahasoava-be azo avy @ alalan' ny ràny, izay nafoiNY ho an' ny olona rehetra n'iza n' iza na manaôna na manaôna.

12. coopsal
(
06/05/2009 15:07)
JOSIAH:
henon`Atra daholo ireny ka ny fanontaniako de ny hoe hamela ahy @reny adalako sy teniteni foanako reny ve Atra?
==> Sao dia mba mitovy amin'i Joba ianao?
Hoy Jesoa Kristy hoe : 'Izay manatona ahy tsy mba ho laviko mihitsy'.
Efa voavela heloka daholo izao tontolo izao.
Fa ianao sy ny toa anao izao no afaka mino ny famelan-keloka.
13. fijo
(
06/05/2009 20:40)
ianao ihany no hafaka hamela ny nataonao fa aza mitady famelana hafa izany
14. falyfenosoa
(
07/05/2009 13:49)
Eto tsy misy manery hanaraka finoana Kristiana, fa samy mamoaka ny heviny.
15. mmmhh
(
07/05/2009 14:24)
rehefa mahatsapa ianao fa tsy mety ny hataonao de inona moa no tsy hifonana amin'Atra? ary izany mintsy no andrasany aminao,
16. sapele
(
09/05/2009 09:42)
ny olona rehetra de misy fotoana maharesy ka izay no ilaina ny namana hampahery,be koa ny efa niteny toa anao manome tsiny an"Atra nefa araka ny voalaza etsy ambony de tsy ny soa iany no raisina amin'Atra fa ny ratsy koa ,kanefa Atra de tsara foana @ fotoana rehetra.(GOD is good all the time)Aza kivy fa ny fitsapana de kapopitiavan'Atra ary tiany enao hitombo fitia aminy,Atra de mamela heloka @zay rehetra mibebaka aminy marina ka vonona ny hiova .hoy ilay mpitandrina iray izay hoe;.
17. xxx
(
09/05/2009 23:22)
Raha mihaiky ny fahotanao ianao ka vonona ny hibebaka dia voavela ny helokao .
18. coopsal
(
12/05/2009 07:46)
JOSIAH >>> zavatra iainako matetika izany lazainao izany. Indraindray fotsiny no direct ilay izy, fa hila ho isanandro isanandro aho no manome tsiny an' Andriamanitra, kanefa tsy mivantana fa an-kolaka.
Ohatra vitsivitsy ireto :
1- Rehefa manao zavatra tsy mety ny vadiko ka mahasorena ahy, na dia tsy mifamaly aminy sy mangina aza aho dia manome tsiny azy manokana ao anatiko ao. Ny marina anefa, tsy izy loatra no omeko tsiny fa Andriamanitra izay nanome ahy an'io vady io, tahaka ny hoe "fa maninona no io no vady nomeNy ahy" ... nefa tery ambony alitara ohatra ny inona ny fanekena.
2- Rehefa sendra olana ny fiainako : tsy mety mahita bus, voatery mirava tara ao am-piasana. Ny vintana no lazaiko fa miangatra na tahaka izany, kizitina be aho rehefa tsy mandeha araka izay ilaiko ny raharaha. Kanefa, Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra no omeko tsiny amin'ireny, satria moa ve Izy tsy mba afaka hijery ahy mpivavaka amiNy ?
3- Rehefa manao ny tsy rariny amiko ny lehibeko, na mpiara-monina, na havana, na ny mpitondra fanjakàna, dia avy aho manohitra na mimonomonona aty anatiko rehefa tsy manan-kery hanoherana. Ny marina, tsy ireny no omeko tsiny, fa Andriamanitra tompon'ny fahefana rehetra ka nanome an'ireny fahefana sy namela azy ireo hanao ny tsy rariny tamiko.
Ohatra vitsy ireo fa raha fintiniko dia izaho no tonga amin'ilay teny ao amin'ny [Apokalypsy 16] hoe : "Ary izy ireo niteny ratsy an' Andriamanitra, fa tsy nibebaka mba hanome voninahitra Azy".
INONA NO VAHAOLANA ?
Efa nampahafantatra KRISTY fa na oviana na oviana aho no tezitra @ rahalahiko dia meloka tahaka ny mpamono olona. Noho izany, na rariny na tsy rariny ny mahazo ahy ka tezitra aho, dia heloka mitovy amin'ny famonoana olona izay, koa mila famelan-keloka aloha aho mialoha ny zava-drehetra.
Pratiquement, mitaraina amin'i Jesosy aho noho izay heveriko fa tsy rariny, fa mitady ny feoNy koa aho ary Izy no manazava amiko ny anton'ny zavatra rehetra. Rehefa fantatro mazava tsara ny antony ary hitan'ny foko fa kay ny tena marina fijeriko amin'ny maha olombelona ny ratsy sy tsy rariny, fa Andriamanitra raha namela ireny niatra tamiko dia tena manana ny hevitra niheveraNy ahy, ary natoroNy izany rehefa nangatahiko ka afaka ny hionona marina ny foko.
--> Io no vahaolana, mitady ny feon'i KRISTY, izay itenenan' Andriamanitra aminao hahafantaranao ny marina. Izay mampitodika ny fo amin' Andriamanitra izay no antsoin'ny Baiboly hoe "mibebaha".
Ohatra roa mivaingana :
1 - IZAHO :
Raha nifankatia be tamina tovovavy iray aho (fony mbola tsy nanambady io) nanomboka ny taona 2003, dia tsapako mihitsy fa voasakan-tsakana ny fiarahanay roa, na ny fianakaviana, na ny namana, na ny fiainana mihitsy aza e, dia samy nanakana avokoa! Niezaka aho ni-comprendre ny rehetra, fa tsy tantiko ihany ka na dia tsy niteny aza aho, tato anatiko nanome tsiny, na ny fiainana, na ny namana, fa indrindra ilay renin'ilay olon-tiako izay tena nanakana indrindra sady miariary. Tamiko dia tsy rariny izany rehetra izany.
Indray Alakamisy alina, tao anaty ranomaso noho ny alaheloko loatra rehefa nifanesisesy tao anatiko ny fanontaniana momba ny anton'izany olako izany, ary namoy fo aho, dia tonga tao anatiko izao vavaka fohy izao : "raha misy marina ianao Jesosy dia lazao amiko ny anton'izao", tsy niandry 1 segondra akory dia tonga ny valin-teny hoe "raha tsy nisy an'izao ianao tsy ho nitodika tamiko". Nanomboka tamin'izay aho vao nahavita tsy nanome tsiny an' Andriamanitra, rehefa avy nivavaka : nifampiresaka tamiNy.
1 - JOBA :
Tamin'ny voalohany i Joba dia niezaka ny tsy hanome tsiny an' Andriamanitra, fa avy eo nivoaka ny vavany fa manao ny tsy rariny Andriamanitra (vakio anie ny Joba 31 ohatra e!). Nanome tsiny an' Andriamanitra izy. Rehefa niteny taminy mihitsy Andriamanitra dia niondrika izy ary niaiky toy izao : "Mifona aminao aho, ... Fandrenesan'ny sofina ihany no nandrenesako Anao; Fa ankehitriny izao kosa dia ny masoko no mahita Anao;" [Joba 42:4-5].
Te hamerina ilay fanontaniana aho hoe, sao dia mba tahaka an'i Joba ianao ?

19. rasobakobako
(
14/05/2009 06:45)
Hoy ny Tompo, "na dia mena tahaka ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala".
Mifonà : mahatsapa fa diso
Mibebaha : tsy hamerina intsony
Tadidio fa zanak'Andriamanitra koa ianao, na ny ratsy fanahy aza tsy sitrany ny ahafaty azy.
Mahereza fa ny ain'i Jesoa Kristy aza foiny, tsy ho ahy irery fa ho anao koa!

20. Veloo
(
15/05/2009 13:57)
18. Mpandefa : rasobakobako [ Valio ] 14-05-2009 08:45:54
Lohateny : Re : hamela ahy ve Andriamanitra
Hoy ny Tompo, "na dia mena tahaka ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala".
Mifonà : mahatsapa fa diso
Mibebaha : tsy hamerina intsony
Tadidio fa zanak'Andriamanitra koa ianao, na ny ratsy fanahy aza tsy sitrany ny ahafaty azy.
Mahereza fa ny ain'i Jesoa Kristy aza foiny, tsy ho ahy irery fa ho anao koa!
Marina izany fa izao no tena mbola tsy fantatan-tsika tsara mamela ny fahotan-tsika Atra raha tena avy @ ny fo madio ny fangatahana famelan-keloka.