Zaraiko ity fa sao mba mahasoa anao
1. niryna
(
05/05/2009 17:09)
Ny fomba fijery ny hafa :izay matetika dia tsy mijery ny hafa isika ka mety miteraka fifandirana izany na tsy fahafantarana ny marina na koa tonga dia mitsara avy hatrany na manao teny manindrona ka mandratra ny hafa.
Azo ampiharina amin'ny fiainana io na ao an-trano na any ivelany eny fa na ao am-piangonana koa aza.
Dia inona izany fa tsy mazava loatra?
Indraindray isika dia afaka miteny hoe "tsy fantatro izany"
Mila mandefitra fa na marina aza dia tsy voatery hitroatra oops
mianatra ny manindry fo
mianatra mihaino ny hafa ary tsy mieritreritra fa ny ahy ihany no marina sy tokony arahina( io dia mitranga matetika rehefa mitondra olona indrindra indrindra)
Mila mijery ny zava-misy ary mandalina izany sy miezaka mahalala izany(tsy mijanona eo amin'ny fahalalan'ny tena eo izany na koa hoe ity no tiako dia tsy mila miova aho.Andao anie anao ohatra aho e,raha mitondra fiara na koa mandeha toerana andeha hiasa dia afaka miova lalana hafa fa tsy iny nahazatra iny foana akory.. Izany hoe misy olona tsy tia manova zavatra,tsy tia mandray ny fanampiana avy amin'ny hafa ,tsy tia mandray zava-baovao. ohatra io an
Mety ho azonao amin'izay ve ny tiako ho tenenina ?
Mety iteny koa hianao hoe inona no tanjona tianao ahatongavana ? mizara izay mba mahasoa ny hafa fa nahasoa ahy koa ilay izy
Ireto ary misy toetra sasantsasany izay mandalo amintsika indraindray
Tonga dia mitsara olona
manindrona olona sy mandratra olona rehefa miteny
mampiseho ny fahefana ka tsy manetry tena
mandray antendrony na izay mitantara dia raisina fa tsy mandanjalanja
ny fo no tonga dia mitondra ilay teny izay tenenin'ny olona fa tsy mieritreritra kely fotsiny.
Inona ary izany no tokony ataoko raha sendra ny toy izao aho ?
Fantarina aloha ilay niavian'ilay resaka na zavatra mitranga
Mitady vahaolana mety ho atao amin'izany
misokatra tsara ny varavarana mandray ny hevitry ny hafa
manaiky ihany koa ny fihovan-javatra mety hitranga izay tsy mitovy ny eritreritsika
mandray zava-baovao avy any amin'ny hafa
ity no tena zava-dehibe :mihaino ,mihaino ,mihaino tsara izay lazain'ny hafa (matetika ny olona sasany dia mihaino fotsiny no tadiaviny amintsika)manala ny alahelony sy ny hetahetany ao am-pony izy ary mitady olona hihaino fotsiny ka na inona teneninao dia mety tsy mandray izy amin'iny fotoana iny.Tsy dia be teny firy fa dia mihaino e :D
Farany raha misy zavatra fantatra fa andratra olona dia aleo tsy miteny ary eritreretina tsara aloha izay tenenina fa sao ahitan-doza. Ny teny izay avoakan'ny vavantsika dia hanampy ny olona iray ,roa folo,zato aman'arivony ary koa mety animba na ny fianakaviana ,ny mpiara-monina eny fa na dia ny fiangonana iray manontolo aza satria tsy afaka ny amerina izany teny izany aty amintsika intsony isika .
misaotra nihaino
(l) niryna

novalian'i sapele ny 08/05/2009 14:20
2. aran
(
06/05/2009 05:12)
Misaotra @ fizaràna, ilaina mihintsy reo hevitra reo ho an'ny olona rehetra indrindra @ zao fotoantsarotra zao. Ny tiako ampiana de "tokony hanana fijery mahitsy sy marina " ny tsirairay mba hampirindra ny fianana sy ny fiarahamonina!
3. sapele
(
08/05/2009 14:20)
Raha zavatra tsy mahafaty koa,de tsy maninona ny mandefitra eny fa na de mafy ihany aza izany indrindray,mba manaraka ny tenenin'ny hafa na de tsy izay aza no fijerinao azy,efa nadramako io de mihena ny disadisa ary na lay olona aza manoboka mba manaraka koa ny safidinao,fitia mifamaly hono mahatsara fihavanana e!.