L’argent de Ben Laden à Madagascar? Tena mahajamba marina
21. ravonjison
(
06/05/2009 15:11)
xxx:
Kivy be zah mahita le resak'i patrick2002 ,tena resy marina ve nareo fa toa tsy elah mihitsy io é, nampindramil'elah ny zanak'elah kosa angamba le ps sy ny mot de passe klé,
Valiko kely ihany na zaza aza le miteny dia ampitao @ baban'elah ao é;
Zany tany mandroso izany lesy mahafehy ny fihodinam-bola ao aminy ary misy fusible foana ny azy no apokany refa may ny raharaha,elah ve mana reserves volamena hoatr'azy ao @ banque centrale é,ny azy lesy voalanjany io na crises io izy ihany no manavotra ny tenany fa ny an'elah hitonatonana aiza ty no hevero!!!
Tsy ho zakan'ny lohan'ity boakely ty io HAT io fa eto aho milaza anao ny marina,
Tsy hampanao ny zanakao cours économies lesy zah rapah fa mino aho fa ampitahin'elah any @ dadan'elah any zao hafatra izao
D' accord tanteraka aminao aho . Ny pays ao @ Union Europeene izao vao haingana nanao fifanarahana mba hahafahana nanaramaso ny vola maloto miditra sy mivoaka ao aminy.
22. fijo
(
06/05/2009 21:57)
raiso ny volany e,izay ahasoa ny gasy no ilaina.ny vola russe ngaha madio daholo?????
23. razily1
(
06/05/2009 22:48)
vola beee tena aleo za hivoaka ato aloha fa tena maina loatra levary
sady lafo be ny cyber
:- :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
sady lafo be ny cyber
:- :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
