MILA DIOVINA KELY ITY FORUM ITY RA HERY FA BE VIRUS A!

1. lemenakely ( 05/05/2009 14:51)
Mila antivirus tena matanjaka ny forum nao RAHERY fa lasa be virus ity forum ity :SERZAKOMANDA , MANELATRA, NAMANABE ,...

novalian'i xxx ny 05/05/2009 18:03
2. xxx ( 05/05/2009 16:58)
Vizaka ho azy eo lesy reo ry lemena ,hanao reka adala foana ve ny rain-jaza ,tsy mino aho fa olona salama izany donk, refa olona marary dia manampaha-taperany ihany
3. xxx ( 05/05/2009 17:44)
hoavy eto koa rasala hisambotra an'ireo lisitra ireo,dia efa miomana elaisany izany
4. xxx ( 05/05/2009 18:03)
I LEMENA BE VIRUS SY MAHATSIARO VOATSINDRY LAVA FA FAKOFAK'OLONA TSY MAHARAKA NY RESAKA ETO AKORY DIA ATAOVY ANY ANATY POUBELLE
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.297