mifona re cdt charles o mamela ny helokay

1. xxx ( 05/05/2009 14:08)
efa dia milela paladia mihitsy ny femme legaliste mbola tonga ihany charles androany teny tsimbazaza mitady an'i ravelson costant
aoka re ry sarle kely o aleo izahay mba hitokona eto hiandry an'i dada fa kamboty izahay
novalian'i xxx ny 05/05/2009 20:53
2. SerzaKomanda ( 05/05/2009 14:13)
je vai rezoudre sà par la forse
aiza ny basiko teo aiza ny basiko teo
3. xxx ( 05/05/2009 14:23)
Io basinao io ihany no hitifiran'olona anao
4. xxx ( 05/05/2009 14:28)
mifona re raha azo atao ho dem1
manao stringfotsy daholo ny femme legaliste mankeny ambohibao,mangataka famelana an'i sarla mba ahazo na dia mitokona etsy amboja fotsiny aza maneho ny alahelontsika .Izany ry ireto an
5. xxx ( 05/05/2009 14:30)
STRING FOTSY DIA MIBORIDANA DAHOLO TAHAKA AN'LE MIARAMILA NOSAMBORINA TEO @ CARLTON DAHOLO NY FEMME LEGALISTE DEM1 MAKENY AMBOHIBAO,HIANGAVIANA MBA TSY HANARA BODY NY LEHILAHY
6. xxx ( 05/05/2009 14:37)
Tsy nahazaka resaka i andrywui marina klé lasa resaka voretra ha ha ha , niova ndray le azafady oooooooooo TAPITRA
7. xxx ( 05/05/2009 16:55)
za mahita an'i costant fa inona no tokony ho atao
8. xxx ( 05/05/2009 18:39)
avy aty ela lemenakely mandohalika amin'ny sarla fa miteniteny foana
petsa ela anio :@ :@ :@
9. fijo ( 05/05/2009 20:12)
i charles ani eizao n omitondra an'ny madagasikara e,dia hevero amin'izay ny misy ao
10. xxx ( 05/05/2009 20:53)
Tena tsy mahita avaly ve elah ry andrywui toa resaka lemenakely foana no asesinao eto,misy loha hevitra fiaraha monina ao nde ndàna elah mankany,de misy koa dinika ao hoe fitsaboana tena dia manatoana psy

Hita ho'a lesy ry fijo efa charles no mpitondra mada zao,efa nozainy anie fa tsy mila baiko avy any @HAT raha hisambotra olona ,tena potika enao Gasikara
Efa mitady hirodana ho azy le HAT
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1821