Hafindra eto @tanàna ny palestiniana

1. SerzaKomanda ( 05/05/2009 12:07)
miampy rokety sy grenady ndray ny CAPSAT fa ny israely akaman'ny BANI
aiza ny basiko aiza ny basiko
novalian'i xxx ny 05/05/2009 21:21
2. xxx ( 05/05/2009 12:11)
basirano ve ty tadiavinao ty e!io angamba raha tsisy basy fa miady manao ray sy ray lay miantso vonjy reny mihintsy ny fahitako azy;lay mitsatsaka be sady mifona fa tsy hanao intsony iny basy iny no hi gestiavana eo fa raha sandry maivana kely
3. SerzaKomanda ( 05/05/2009 12:14)
Refa tonga ny arabo itan'ela fa tifiriko @basy eo elisany sady darofako rokety mitsy ambojatovo fa ela ve aona e
4. xxx ( 05/05/2009 12:21)
oka mon mon kommanda fa atolotra ho anao ireo vehivavy virijiny legaliste ho fanatitra velona ho anao
dia omena anao koa i contant f'aza matahotra atao desert
5. SerzaKomanda ( 05/05/2009 12:23)
fa everiny la fa atao in le kidoro notsehany CAPSAT e?
6. benkintana ( 05/05/2009 12:25)
Darofako ny baomba eo elah ry andrywui kely a,na hiafiana serza elah na xxx , ampiriatiko hatrany an-kaboné
7. xxx ( 05/05/2009 12:27)
ialahy ry be kitana aza be taimbava fa raha favy elahy nandana milahatra hanao iray sy iray @ sarla :@ :@ :@
8. Mirananirina ( 05/05/2009 12:27)
Darofako ny baomba eo elah ry andrywui kely a,na hiafiana serza elah na xxx , ampiriatiko hatrany an-kaboné
hi hi hi
zany hono Andrywui an
9. andrywui ( 05/05/2009 13:03)
za ve ry mirana hiady amin'adala fa aleo hitenten foan eo aloh reo !! fa izao ry zalah reto a !! io cdt charles mampatahotra be anareo io anie de bandy natao hampipetraka ny tim tsy hietsika fa be vava sy mandorotrano ary mandroba foana laisany de io cdt io no tsy ahafahanareo mihetsika mitsy zao !!! rah ts nisy an'io mba bebe loha ve tsy efa nikatso daholo ndray ny mach.admin. efa mba nisosasosa kely teo reny !! zao ary ty mba misy source avy amin arabo hiarahiasa gafiandry penguin sy hery ndray !! tena sompatra mihitsy zalah reo kà !!! azafadyoooooo TAPITRA
10. benkintana ( 05/05/2009 13:13)
Elah ihany le serza kah ary andrywui mody hendry adala eto , hatrany an-kaboné elah ampiritiko hoa !!!
Tsy resaka tim io na tgvendrana akory fa resaka strategie daholo, fa raha zany financement zany resaka mafia zany , fa tadidio hoe ny zavatra nisehao t@ andron'ny Pr Zafy ,aleon'ny gasy namerina an'i deba toy izay hivarotra tanindrazana
bombardeko eo io lapakely io
11. andrywui ( 05/05/2009 13:22)
ha ha ha ha !!! be tainkitana fotsiny toi !! fa izao : efa ny tgv no mitondra ny tany sy ny fanjakana ka aleo zahay hanao ze ampandeha ny fitondranay f'aza hidiranareo fa ny manohitra fotsiny no adinareo eto de samborina de basy !!!!! azafadyooooooo TAPITRA
12. benkintana ( 05/05/2009 13:29)
Tsy azo ajanona eo io fa mitady hanao mafia,tonga de BOUM
13. fijo ( 05/05/2009 20:30)
boum vava ve ahavita inona e?
14. xxx ( 05/05/2009 21:21)
Aiza lesy no hisy zavatra hipoaka ara-bakiteny zany eto klé,

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.26