andaho hifona sy handohalika an'i rasala ry zareo an
1. xxx
(
05/05/2009 06:33)
tena kivy e ,vao mihetsika kely dia tonga ny capsat hampitahotra,andao ry zareo isika femme legaliste higogogogog eo hanatrehan'i rasarla hangataka famelana...)
novalian'i xxx ny 05/05/2009 09:22
2. namanabe
(
05/05/2009 06:39)
mandohaliha raha izay ny tianareo , I Jesosy irery ihany no handohalihana
4. xxx
(
05/05/2009 07:35)
xxx:
avelao handohalika rehefa raharaha notadiavina ny azy e!
Ianao tsy mila mandohalika fa efa NILELAKA ka tsy mahagaga
5. tsiafoi1
(
05/05/2009 07:37)
Aza kivy fa mandohaleha, mivavaha amin'i Jesosy Kristy, fa Izy Tompo Andriamanitra irery ihany no mahay mampisaraka ny ranomasina be izay tsy maintsy hodiavina.
Manana finoana fa efa signe de défaite ireny gidragidra sy famoretana ataon'ny miaramila ireny. Todiho ny lasa de raiso am-pinoana fa tsy maintsy ho tapaka antenantenany ny tetezana.
6. xxx
(
05/05/2009 08:25)
ny femme legaliste hiangaviana mba hanao string fotsi2 jiaby atao sorona hoan'i Roi charles.
Tsy mila lehilahy kanosa legaliste fa hiangaviana trotra fotsiny i ravelson costant sy satrobory ho tonga eny ambohibao ahazo safosafo avy @ roi charles.
tsy misy fihare ta tory
Tsy mila lehilahy kanosa legaliste fa hiangaviana trotra fotsiny i ravelson costant sy satrobory ho tonga eny ambohibao ahazo safosafo avy @ roi charles.
tsy misy fihare ta tory
7. namanabe
(
05/05/2009 08:27)
i NILELEKA ZATRA MPANELY TSAHO LOATRA DIA IZAO SISA NO NIAFARANY MATY NY SOAVALINDRA8
8. xxx
(
05/05/2009 09:20)
namanabe=andrywui
fa ahoana moa no hodinao tsy resahina zao setrasetra izao
tsy fomba fitondrana tanindrazana leity zany a!!!
raha ohatra fotsiny ianao ka ampihorohoro foana ny vady aman-janakao fa satria hoe ray mpianakaviana dia mino ve ianao fa handeha tsara ny tokatranonao???