Praiminisitry ny Légaliste sy ny fanamborana azy

1. YASY ( 03/05/2009 08:12)
Eto ampanombohana aho de efa manontany tena sahady hoe "Inona no mba nanekeny io fanendrena azy io?" nefa olona tokony efa hitazana fotsiny no ataony @ zao?, matoa tsy nahazo io toerana io hatramin'izay de misy antony ao.Raha tena tia azy ra8, dia vao lany izy de nomeny azy io place io, fa tsy @ zao situation efa grave zao vao mody tendrena, toy ny mampiditra mahamay amin'olo efa antitra tokony hisotro ronono io fotsiny.Koa miangavy anareo zanaka ra8 mba torohy hevitra izy sao tsy ho zakany izao alahelon' antitra izao.Dia teneninareo izy mba tsy hanelingelina ny fitondrana tetezamita alohan' ny hirosoana @ fifidianana malalaka hifidianantsika zay olona tiantsika sy heverintsika fa hampandroso an' i Gasikara.Aza omenareo tsiny ny miaramila zay manao ny asany amin'izao fotoana izao, fa ry zareo ihany no niaro an'i dadanareo tamin'ny taona 2002, izay efa tongasaina ankehitriny ka tsy manaiky ny fitondrana jadona sy ny fanagonankarena sns... Zaho manokana aloha de leo ity korontana lava ataonareo ra8 izay tsy tonga lavitra akory ity e! Tsy mipetraka ao andrenivohitra aho, ka manentana anareo tanora namana mba handray andraikitra @ fomba hampandrosoana haingana ity firenena ity, fa aza mety ataon'olona fitaovana hiakarana @ seza fotsiny re! AOKA IZAY NY FIROTSAHANA AN-DALAM-BE fa tsy ahavelomana ny vady aman-janaka io.
novalian'i Mio21 ny 04/05/2009 15:28
2. xxx ( 03/05/2009 08:20)
IZAHAY TSY MAINTSY MIROTSAKA ANDALAMBE MANDRAM6PIALANY MPANAO COUP D' ETAT E, MANGINA NY VAVA REHEFA TSY MAHASAHY FA AZA MAMONO AFO
3. Noue ( 03/05/2009 08:40)
"YASY ":
fa tsy @ zao situation efa grave zao vao mody tendrena, toy ny mampiditra mahamay amin'olo efa antitra tokony hisotro ronono io fotsiny
azy ny safidy ee! tsy olana ho anao akory ny antony nanekeny an'io! tsisy nanery azy hanaiky an'io fa c'est son choix!! voatendry izy dia naniky ka tsy hitako aiza ny olanao???
"YASY":
AOKA IZAY NY FIROTSAHANA AN-DALAM-BE
choix ny tsirairay koa io ka tsy ianao velively no afaka hanakana ny olona hirotsaka an-dalambe ka aza marary fo @ tsinapany eee! aleo ry zareo hanao zay tiany dia zay!
4. ravalotgv ( 03/05/2009 08:44)
aleo asiana gera kely waa amizay mande be ny clic @ net

sniff
tcrouyff

:@ :@ :@ :@ :@
5. Noue ( 03/05/2009 09:33)
atao inona gera???
6. Mio21 ( 03/05/2009 13:05)
Noue:
...voatendry izy dia naniky ka tsy hitako aiza ny olanao???
zay mihitsy mantsy, sitrany sosy io eh, aza be fialonana @ saosy miditra any ampaosin'olona ry YASY a.

Aleo koa hitohy foana ny tolona fa manjary tapaka indray ilay fandrain'ny madinika isanandro sitrany e.
7. Noue ( 03/05/2009 13:30)
ny an'i Mio21 ko dia tsy mahita afatsy saosy ve ee?? :-D :-D :-D :-D :-D
8. xxx ( 03/05/2009 14:06)
Raha tena mila saosy marina Mio de misy fomba fahazahoana azy haingana sady mahazo fahafinaretana be Mio,
9. ravalotgv ( 03/05/2009 14:17)
Noue:

atao inona gera???



hanaana an i tgv sy ra8

sniff
trouff

kay sondrovaka za fa mahery be le izy



:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
10. Mio21 ( 03/05/2009 14:52)
Noue >> Efa betsaka loatra ny voalazako momban'ny tsy maintsy hiafaran'ny Fitondrana Ra8 efa h@ déc 2007, ary na io fitsoahiny any ivelany sy fiafaran'ny fanànany io aza efa voafaritro tao anatin'ny kajikajy politikako, mbola tsy nisy grevy akory t@ zany.
Atao ahoana ny mbola hanohana olona efa fantatra fa tsy ho tafa intsony? Raha tsy hoe ... mba tambatambazana e!
11. xxx ( 04/05/2009 12:32)
Tsy Mme soleil akory ianao ry Mio a,raha lazaiko ianao fa tsy maintsy mila eo io TGV io dia tsy maintsy ho izay ,tsy mandrakizay no ho eo ,ary raha hilaza @ nao aho hoe ratsy nohon'ny R8 no hiafaran'io dia diniho zany ao @ karatrao ao,raha hila saosy ihany ianao eo ampiandrasana le fika be é
12. xxx ( 04/05/2009 13:14)
YASY:

Eto ampanombohana aho de efa manontany tena sahady hoe "Inona no mba nanekeny io fanendrena azy io?" nefa olona tokony efa hitazana fotsiny no ataony @ zao?, matoa tsy nahazo io toerana io hatramin'izay de misy antony ao.Raha tena tia azy ra8, dia vao lany izy de nomeny azy io place io, fa tsy @ zao situation efa grave zao vao mody tendrena, toy ny mampiditra mahamay amin'olo efa antitra tokony hisotro ronono io fotsiny.Koa miangavy anareo zanaka ra8 mba torohy hevitra izy sao tsy ho zakany izao alahelon' antitra izao.Dia teneninareo izy mba tsy hanelingelina ny fitondrana tetezamita alohan' ny hirosoana @ fifidianana malalaka hifidianantsika zay olona tiantsika sy heverintsika fa hampandroso an' i Gasikara.Aza omenareo tsiny ny miaramila zay manao ny asany amin'izao fotoana izao, fa ry zareo ihany no niaro an'i dadanareo tamin'ny taona 2002, izay efa tongasaina ankehitriny ka tsy manaiky ny fitondrana jadona sy ny fanagonankarena sns... Zaho manokana aloha de leo ity korontana lava ataonareo ra8 izay tsy tonga lavitra akory ity e! Tsy mipetraka ao andrenivohitra aho, ka manentana anareo tanora namana mba handray andraikitra @ fomba hampandrosoana haingana ity firenena ity, fa aza mety ataon'olona fitaovana hiakarana @ seza fotsiny re! AOKA IZAY NY FIROTSAHANA AN-DALAM-BE fa tsy ahavelomana ny vady aman-janaka io.



Miverena aloha mamaky mémo : efa conseiller spécial n'i Ra8 i Manandafy
Ny taona tsy mametra inona @ conviction !
Raha leo korontana ianao tsy maninona, izahay leo tsy fanajàna zon'olombelona .
13. Mio21 ( 04/05/2009 14:27)
Tsy Mme soleil akory ianao ry Mio a,raha lazaiko ianao fa tsy maintsy mila eo io TGV io dia tsy maintsy ho izay ,tsy mandrakizay no ho eo ,ary raha hilaza @ nao aho hoe ratsy nohon'ny R8 no hiafaran'io dia diniho zany ao @ karatrao ao,raha hila saosy ihany ianao eo ampiandrasana le fika be é
Tsy resaka faminaniana io ry xxx a. Raiso @ tsotra indrindra raha tsy azonao : misy farany ny ratsy natao, ary ny vain'afo napetraky ny alahelon'olona teo antampon-dohany h@ izay angamba no nahatonga izao toerana misy azy @ izao fotoana izao io.
Ny momban'ingahy TGV dia iraisako hevitra aminao, ratsy noho ingahy Ra8 io ary tsy maintsy miala eo izy farahafatarany aorian'ny fifidianana, ny mialohan'izay tsy ferana.
14. xxx ( 04/05/2009 15:03)
Bravo Mio mitovy hevitra amiko ianao izany ,saingy no tena tiako voizina eto anie de le fiainan-tsika Mlagasy miha milentika any anaty honahona ty é,tsy inona ny antony fa dia izao fitondrana izao ihany ka sao de mbola misy fanambarana hitanao any ho any é, :-P
15. Mio21 ( 04/05/2009 15:28)
Bravo Mio mitovy hevitra amiko ianao izany ,saingy no tena tiako voizina eto anie de le fiainan-tsika Mlagasy miha milentika any anaty honahona ty é,tsy inona ny antony fa dia izao fitondrana izao ihany ka sao de mbola misy fanambarana hitanao any ho any é
Saingy ny tiako voizina eto dia efa ela ihany izay procédure isankarazany avy any ivelany nataon’ingahy Ra8 izay fa tsy mbola nisy vokany, ny eto @ tanàna efa misavoritaka sy io voalazanao io. Raha mahita vahaolana ao anatin’ny fotoana faran’izay fohy izy ka itsaharan’ny gidraka tanteraka dia tsy olana, raha mbola ho ela na hita fa tsy ho tafa intsony dia fahendrena ny miara-miketrika sy miara-manovokovoka fifidianana madio na dia tsy ho 100% aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4672