Tsy maintsy hipoaka io

1. Noue ( 02/05/2009 16:48)
Efa fantatra hatramy zay oe la frantsa no tao ambadiky ny coup d'état fa atsy ho atsy dia tsy maintsy hipoaka ny fahamarinana

[size=70]Selon une information rapportée par Les Nouvelles, Jacques Blache, président du club d’amitié France-Madagascar, des groupes français seraient derrière le coup d’Etat d’Andry Rajoelina. « Il y a certains groupes français derrière cette opération, » a-t-il déclaré jeudi. Ajoutant qu’il va réunir « toutes les preuves, (et) rendre compte immédiatement aux autorités françaises. » Il a par ailleurs condamné les « ingérences étrangères » et déploré « l’attitude de certains organes de presse français. »[/size]

moa efa fantatra fa tao pierrot, ny ekipan'deba ee! Ny momba ny frantsay indray moa dia efa hiarahamalala fa ny tombontsoany no tsinjoviny, vatosoa ? diamondra? petrole? efa lasa iny ilay tany firy hectare nambolena sapin moa???
2. bazylou ( 02/05/2009 16:56)
ny namidin'ilay raikalahy taloha ,le8 iry aza no tsy hitanao!!! ny afrika atsimo koa izany o tao ambadikany tao!! afrikanera sy ny namany,.
Ny fanabodoana tanin'olona manginy fotsiny :-P :-P
3. Noue ( 02/05/2009 17:19)
:-D :-D :-D :-D aza manapatsinay oa eee! oatrinona moa ilay vola azon'i tgv t@ io coup d'état io??? :^) :^) :^)
4. rakaroka ( 02/05/2009 19:46)
Ny tsapako hatry ny ela kosa aloha dia betsaka ny gasy aza "diso fanantenana t@ Ra-8" , dia tsy tafa-izany ny mety ho hetahetam-pon'ireny hialan-Ra_8 raha tsy ny Frantsay : Koa isaorana ny Frantsay izany raha izany !
Sady tara ihany ny fanapoahanareo zavatra raha efa avela manjavona tsy hay fipetraka Ra-8 na ho ekena "asile" manao ahoana mbola tsy hita ny "action mazava" @ ity tsy fitiavana Frantsay!
Fa ny tsapako koa dia "tsy fanenjehina an'izatsy sy 'zary no mampandroso sy mampety ny fiainana e : Au contraire manangana rindrina mampiolonolona
izany . 'zay nahay nifandray t@ hafa no tsapako nanatombo kokoa , rahaeo ara-tsoratra masina ny hoe "raha azo atao: mihavana @ olona rehetra".
Fa dia izay fahaizanao mifampiraharaha tsy ho voambaka;
Ilaina ny mifaSERASERA" @ hafa "hivoarana koa!
5. locl ( 02/05/2009 19:50)
dia ho inona moa no vokatr'izany, amiko dia tsotra ihany, ireo Frantsy izay to amabik'iny dia tokony tsy hipetraka ao Dago fa mody daholo, fa ilaina tsara ny porofo sao manaonao foana.
6. salopard ( 02/05/2009 20:10)
ary inona ity ataon'ny toi ao suisse ry LOCL e!

sa mi-gerer ny compte numerotén-dravalo ao i toi, mba anatsipazo kely ao ny namana e!, avy taty ihany ireny numeroté ireny mantsy, sa ahoana hoy ianao...
7. ravalotgv ( 03/05/2009 07:30)
tokony hanketo mada daholo nareo fa mahay noho i tgv sy ra8 an
ary nareo koa ve aloha mifoka miafina any suise sy any frantsa any e
ary raha roahina ny frantsay eto firy ny gasy any frantsa

sniff
tcrouff
mety mihena ny isan chiffre d aferan ny maoly raha mody eo reo gasy any andafy any reo

sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
8. Mirananirina ( 03/05/2009 07:55)
aleo mihitsy hipoaka fa lany ny fananatsika malagasy e,aiza ve ka ny efa manana ihany no mbola manana
9. Noue ( 03/05/2009 09:39)
salopard:

ary inona ity ataon'ny toi ao suisse ry LOCL e!

sa mi-gerer ny compte numerotén-dravalo ao i toi, mba anatsipazo kely ao ny namana e!, avy taty ihany ireny numeroté ireny mantsy, sa ahoana hoy ianao...
kinona moa ny olanao @ zany ee??


10. ndenn ( 03/05/2009 10:20)
Dia ahoana ny momba ireo metisy be dia be rehetra ireo?
Tokony hadihadiana lalina ny @ lalàna fahazahoana ny identité malagasy araka ny eritreritro .Tsy hangalana tahaka @ ny any an-kafa fa jerena ifotony mihintsy ary hanaovana fanadihadiana au cas par cas ,ary tokony handraisan' ny masoivoho malagasy eran- tany andraikitra dia eny izao izany fanisana izany.
Amiko dia tsy tokony hanangana ady amin' ny any ivelany isika ,fa izany tokoa no andrasan' ireo mpitsetsitra ny haren' i Mada hatramin' izay ka hatramin' izao ,toa an' i Chine ,Europe, etats unies, indes, ...Mila fandaminana lalim-paka sy matotra ny momba ny raharaham- barotra @ ny aty ivelany.Ary aza hadino koa anie maro ny malagasy na dia aty ivelany mila ny fanampiana avy @ firenena malagasy ,satria dia lasa fitaovana ampiasain' ny firenen-kafa hahazoany interets sy benefices ekonomika fotsiny indraindray ,ka ny firenena malagasy ihany no ho afa-baraka @ izany. :idea:
11. Mirananirina ( 03/05/2009 10:34)
Amiko dia tsy tokony hanangana ady amin' ny any ivelany isika ,fa izany tokoa no andrasan' ireo mpitsetsitra ny haren' i Mada

Ka tsy ady no atao fa ny fanakanana azy ireo haka ny fananatsika
Dia ahoana ny momba ireo metisy be dia be rehetra ireo?
Tokony hadihadiana lalina ny @ lalàna fahazahoana ny identité malagasy araka ny eritreritro .Tsy hangalana tahaka @ ny any an-kafa fa jerena ifotony mihintsy ary hanaovana fanadihadiana au cas par cas ,ary tokony

Hay ve,fa nahoana hono ny hidirany metisse amin'izy ty
12. ndenn ( 03/05/2009 10:51)
Ka ny metisy izany anie ka olona mba manana ny zo maha olona azy koa ry mirananirina é ,fa tsy azo tsinotsinoavina izany amin' ny maha- samy olombelona .Ary tadidio fa betsaka izy ireny no te hahazo ny nationalité malagasy noho ny firaisana rà ,ary manana alàlana ny hahazo izany izy ireny araka ny lalàna raha tsy diso aho.
13. Mirananirina ( 03/05/2009 11:05)
Ka ny metisy izany anie ka olona mba manana ny zo maha olona azy koa ry mirananirina é ,fa tsy azo tsinotsinoavina izany amin' ny maha- samy olombelona .Ary tadidio fa betsaka izy ireny no te hahazo ny nationalité malagasy noho ny firaisana rà ,ary manana alàlana ny hahazo izany izy ireny araka ny lalàna raha tsy diso aho.

Denn,hay ve ,ka tsy azoko ny tianao hambara tetsy ambony manko,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0394