Io izy miaraka @ vidéo

1. Noue ( 01/05/2009 06:52)
[size=70]Manandafy a pu parler avec la presse ce matin à Ambohibao. Il est apparu le sourire aux lèvres avec un visage marqué de bleu. Le Premier Ministre de la légalité a expliqué qu’il a été emmené manu militari, arrété sans mandat d’arrét ni mandat d’amené, il a été frappé au visage et son pied a été piétiné. Lui de plaisanter qu’il a la santé d’un homme de 35 ans avec ses 70 années. Il a toutefois souligné qu’il a besoin d’un scanner pour contrôler son état de santé. Des rumeurs ont couru depuis son arrestation dans la nuit de mercredi sur la mort du Premier Ministre. Il est vivant mais il a besoin d’un docteur a déclaré son avocat. [/size]


http://www.youtube.com/watch?v=OMd-NNXAjJw&eurl=http%3A%2F%2Fmalagasyaho%2Eblogspot%2Ecom%2F&feature=player_embedded
novalian'i fijo ny 01/05/2009 19:38
2. Mirananirina ( 01/05/2009 07:01)
salut Noue,gravy ndray izany :( aza hitako ka hahazo koa ireo namoaka vaovao ireo???????????
Faly be zao ianao amin'io ra salopard,Kalack, Andrywui sns...an 8O .
mbola ho avy ny tour-nareo e?Toa tsy akijanona izy ty e.
3. ravalotgv ( 01/05/2009 07:10)
hihihi tsy sahindry zalahy novonoina ra bain be
sniff
tcrouff
mahery le vovoka


:^) :^) :^) :^) :^)
4. Noue ( 01/05/2009 07:23)
slt Mirana :) :-* :-*
dia tsy hay akia fa dia io aloha no vaovao azo farany aa!! fa tsy hitako mahintsiny oe aiza ny tombontsoa azo @ zao ataon'ny sasany zao eee! azo atao tsara anie ny fisamborana azy fa tsy nilaina ny fidarohana eee!!!
5. Mirananirina ( 01/05/2009 07:33)
hihihi tsy sahindry zalahy novonoina ra bain be
sniff
tcrouff
mahery le vovoka



Hay ianao ilay nidaroka azy????????????
Vovoka-paty ve izany e
6. Noue ( 01/05/2009 07:34)
zao dia mahafaly ny sasany :^) :^) :^)
7. Mirananirina ( 01/05/2009 07:34)
slt Mirana
dia tsy hay akia fa dia io aloha no vaovao azo farany aa!! fa tsy hitako mahintsiny oe aiza ny tombontsoa azo @ zao ataon'ny sasany zao eee! azo atao tsara anie ny fisamborana azy fa tsy nilaina ny fidarohana eee!!!

Miseho ho mampitandrina ry zalahy e,amin'izay miala teo io.
Tena hita mihitsy izao fa fanjakana tsy misy ilaivana azy mihitsy ity HAT ity.
8. Mirananirina ( 01/05/2009 07:39)
zao dia mahafaly ny sasany

Hoavy indray zao ra Andrywui sy ry salopard himeme eto :(
9. Noue ( 01/05/2009 07:39)
fa io mibaikobaiko io kosa aloha mbola ho avy ny anjarany ee! zany no tena atao oe barbarisme !! nefa samy gasy zao !!
10. ravalotgv ( 01/05/2009 07:45)
aza misento ry noue fa mbola tsy novonoiny i dadabe ndafy aa

aleo aloha hianika kely

sniff
tcrouff

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
11. halloween ( 01/05/2009 07:56)
Noue a! izy ary mbol ts maty fa mbol io ko ,,sady tsy nampisotroin pipi tsaka akory !!
12. Noue ( 01/05/2009 07:59)
soahiany marina sinon lasa habibiana tafahoatra raha sanatria ka zay no nitranga
13. ravalotgv ( 01/05/2009 08:07)
sniff saika pipintsoavaly fa tsy ampy kaly ny capsat de novonoiny aloha le sovaly

sniff
tcroufff

:^) :^) :^) :^)
14. Mirananirina ( 01/05/2009 09:09)
Noue a! izy ary mbol ts maty fa mbol io ko ,,sady tsy nampisotroin pipi tsaka akory !!

iza moa no nahita raha izany no niseho,fa menatra izy ny hiteny hoe nisotro a. :x :x :x
15. sapele ( 01/05/2009 09:53)
sady mihomehy za ato no sorena fa otrany tsisy manam-pahendrena intsony le malagasy na antitra na tanora,,,,,marina e!otrany mijery Tom n Jerry.
16. Noue ( 01/05/2009 09:58)
ny ahy ny maharikoriko ahy dia ny fahitana ny sasany miseho ho be sandry sy be loha nefa basy no fitaovana hampitahorana ny olona

ny mampalahelo ahy dia tsisy intsony zany fanajana olona zany ! mampalahelo be eee
17. ravalotgv ( 01/05/2009 10:14)
be basy be ry zala ry noue fa tandremo an

sniff
tcrouff

basin ozatra io an

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
18. Noue ( 01/05/2009 11:42)
basy no mba sahy hampitahorana ny olona :evil: :evil: :evil: :^) :^) :^)
19. fijo ( 01/05/2009 19:38)
ka ry zareo aloh aizao no sahy mampiasa ny basiny fa ny (miaramila )sasany sarimbavy mitazampotsiny de izao no izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0438