Aiza ny tsalengeran'ny TIM e?
1. xxx
(
01/05/2009 06:08)
Noho izao faporetana tsy misy farany hataon'ireto vahiny tsy mijery afatsiny tombontsoany dia nanaiky izahay ny hanao ny éléction vonjy maika. Election izay takin'ireto TIM koa sy ireto pseudo-légaliste, mbola ao ihany koa ny mpitaingi-tamboa, sy ny sisa....
Noho izany dia aiza ny TSALENGERANAREO ry TIM a??? Izà aminareo ary no mbola sahy hilatsaka eo?? :lol: Voa kosa nareo aloha tamin'ity fikanay vaovao ity. Sa ahoana???
Ry mpaminany isany moa dia eo no raisina. Roa volana sy tapany sy telo segondra sisa e...hirodana ho azy io e....katsaka voanjobory e....
Izao no nalehany ko!

novalian'i tafondro ny 01/05/2009 10:24
4. Mirananirina
(
01/05/2009 07:05)
enjeho @ taxi na jet privé ee mety azo ihany io
sniff
tcrouff
ka tsy mahatakatra an'ireo ny tenanay e