O ry GTT a

1. klitika ( 30/04/2009 16:22)
Fony i Mialy tonga tany Frantsa, resak'izao resak'izao: Hitanay ny tranony eh..., voatoraky ny atody sy ny lafarinina eh...

Dia inona no tohiny?

sssssssssshhhhhhhhhhhhhhhhsssshhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:38
2. Noue ( 30/04/2009 16:24)
dia inona ny tohiny ???
3. ravalotgv ( 30/04/2009 18:41)
NOPEHAN I MIALY DAHOLO DE NANGINA HIHIHIHIH

saika lasa tao daholo ny vadin olona de nampiasa fitaovana fisitonana kintana ny sipa

sniff
tchrouff

:^) :^) :^) :^) :arrow:
4. xxx ( 30/04/2009 21:38)
de hitan'i klitika ny tranony de nifampisipa ry zareo sady nitondrin'i lery gato
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.7248