fiainana ao an-trano monotone + RS tsy mande @ loniny
21. mmmhh
(
13/05/2009 12:04)
ni81:
tokony ho fitia mifamaly kosa fa tsy hoe izy reraka e! Na dia ao an-trano aza ange ny vehivavy dia misy asa isan-karazany atao e!
eny e, marina izany fa ny lehilahy matetika tsy hi-comprendre an'zany
sady ny vhv mikarakara tokantrano tokoa anie, no hitako fa miasa lavitra noho ny vehivavy mandeh miasan (bureau) e, dia izay ilay antony mety tsy ahavahan-tena araky ny tenenin'i hana etsy ambony,
Rah maharaka ny toe-bolanareo dia maninona rah mba maka mpanampy ry xxx1 an, de mba manana fotoana mba hialana @ routine ianao,
satria reefa kely ny ftoana hanananao dia lasa routine ny fiainanao, dia na ianao aza leo be, dia lasa leo be koa ny vadinao,
asa aloha e
22. kotobekibo
(
18/05/2009 22:26)
ni81:
Mba hezaho ny mamalifaly azy,tokony ho fitia mifamaly kosa fa tsy hoe izy reraka e! Na dia ao an-trano aza ange ny vehivavy dia misy asa isan-karazany atao e!
sady ny lehilahy reefa avy miasa, matetika, efa reraky ny asa dia zavatra kely fotsiny dia mahasorena azy,
zà aloha mahita fa ref mijanona ao antrano ianao d b asa kokoa noho ilay nandeha niasa tany ivelany e! na lahy io na vavy !
- ref miasa any ivelany ianao 8-10h/jour raha b indrindra no niasanao
- ref ao antrano h@ nifoazanao , mandrampatorinao d niasa foana ianao , izany hoe 15-16h/jour
( ny pasoka , ny sasa vilia , ny fandrahoana sakafo , ny trano mila diovina , ny zaza mila karakaraina , ny lamba mila sasaina , ny lamba mila pasohina , ny bricolage isankarazany , ny bozaka mila tapahina , mécanique auto ...)
Ref miverina v ilay avy niasa tany ivelany ( na lahy izy na vavy ) d izy v no mila karakaraina kokoa ?
23. Ratoa
(
19/05/2009 19:23)
Mino koa aho fa izay mijanona ao an-trano no be asa kokoa. Anefa izy koa no afaka miala sasatra haingana kokoa satria oh. tsy misy trajet lavabe atao vao tonga ao an-trano fa tonga dia mipetraka na midaboka.
Hitako @ ny tenako (vhv aho). Mpampianatra no asako. Raha miditra @ 8h maraina aho dia tsy mintsy miala @ 6H30. Matetika aho tsy mody atoandro fa @20h any ho any vao tonga. Rehefa misy izanydia tsy tia hahita an'iza na iza mihitsy aho fa ny hisasa sy atory ny ao an-saiko. Raha mirava @13H aho mahavita misasa sy misakafo ary miresaka @ izay olona ato an-trano ary mbola manao asa be dia be momba ny trano syny correction.
Rehefa jornée libre aho mahavita asa antrano be dia be, voninkazo, préparation ets...
Ka raha miasa maraina paha hariva ny andro ny vadinao, ataovy vonona sy madio daholo ny zava-drehetra alohan'ny ahatongavany ary ianao koa madio sy mipirina. Tsy mila hitraitra fa ny fipirimana sy ny fahadivana no tena atsaran-tarehy.
lazaiko anefa fa tsy normal izany lehilahy tsy mitady firaisana hafa tsy indray mandeha isam-bolana izany. Ny anay aloha dia izaho matetika no mandà.
Inoako fa manana olana manokana ny vadinao mety ho ara-nofo na ara-tsaina ka fotory moramora fa sao vaomaika manampy trotraka.
Ny mety ho antony koa dia efa nahita tany ho any ka efa voky dia tsy mila intsony ny ato an-trano. Fotopotory ny à io.
Hitako ho tsy normal koa hoe mangataka vola ianao vao mahazo. Tsy fomban'ny malagasy mihitsy izany fa na i ramatoa no mitantana na iaraha mitantana ny vola na i ramose, anefa @ izay fotoana izay dia mandravorary ny ilaina rehetra izy ary dia manontany hoe "sao mba misy tianao ho vidiana ho anao manokana " na koa izy tonga dia manome. Izany hoe na tsy mitantanany vola aza ianao, ampafantariny anao ny fandehan'ny vola raisiny sy ny vola laniana @ ny tokatrano.
Ankoatrizay; mitadiava asa sy fanariana dia ho anao ary olona hanampy anao @ ny zazakely. Jeune fille au pair ohatra (étudiante matetika, contre une chambre gratuite). Mba anokatra kokoa ny tontolo ihainanao araky ny voalaza etsy ambony.
Mazotoa sy mahereza.

24. vale
(
08/06/2009 15:55)
Amiko indray io fitiavana io rehefa tsy réciproque dia manova no mety, eny e azonao atao ihany alou ny miala nenina, manontany anazy ny antony tsy mampiraika anazy aminao?? fa na oul reraka be avy niasa toy ny inn kosa aza ve dia in1isam-bolana no miaraka @ vadiny?? :roll: asio resaka carte sur table alou mba tsy hanenenanao satria mety ho bedebe ny antony fa tsy oe izy tsy tia anao akory, rehefa mazava fa tsy aretina na oe fanitsakitsahana anao dia miala no mety, sincèrement, raha oul mbola jeune alou ka oe amoureuse @ vadiny, hafahafa ihany le oe miaraka 1fois/mois izany!! Mialà nenina manontany azy alou, rehefa tsy fitiavana anao intsony kosa dia mifampi-tsodrano fa nahoana no ho faty an-kazo tokana?? ny oul efa 65ans aza mbola mahazo izay sahaza azy ka enao vao mbola jeune io?? y zaza izany tsy olana fa afaka mahita ny rainy foana izy. Mahereza!!