HAT = Gang des BARBARES

1. xxx ( 30/04/2009 11:31)
MAZAVA BE IO FA TSY AZAVAINA INTSONY
2. diamondra27 ( 30/04/2009 11:35)
le xxx tsy mazava fa azavao
3. xxx ( 30/04/2009 11:40)
dia hianaro rehefa tsy hay :evil: :evil: ary hitako koa ny blog nolazain'i halloween fa kay MAP
4. Oay ( 30/04/2009 12:10)
diamondra27:

le xxx tsy mazava fa azavao



Tena tsy azo ndrii ve sa mananihany i ndrii é! raha tsy mananihany i ndrii d jereo eto: http://www.ladepeche.fr/article/2009/04/29/599476-Gang-des-barbares-Fofana-risque-la-reclusion-criminelle-a-perpetuite.html
5. xxx ( 30/04/2009 12:23)
le Tim oa sarotra hazavaina be fa resak hazavain 2mn amin'ny olona normal , adicny 2sy sasany eo vao azoazony ratsy ny tianao tenenina
6. andrywui ( 30/04/2009 12:24)
le Tim oa sarotra hazavaina resak be fa raha resak hazavain 2mn amin'ny olona normal , adiny 2sy sasany eo vao azoazony ratsy ny tianao tenenina


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 30/04/2009 12:35)
ka olona kondran ve de ahazo resaka é, ry diamondra zany ve mba mijery vaovao sa mijery dessin animé,raha mba misaina enao dia tsy hametraka fanontaniana adala toy zao
hafatra kely fotsiny ;mijereva vaovao dia ento eto zay tianao hanontaniana raha tsy takatry ny sainao!!!
8. AndriambyII ( 30/04/2009 16:01)
HAT =?= Gang des BARBARES . Iza ny membre ny hat nifanerasera t@ ireo maty eritreritra ireo ? sa supposition tsy misy fotony fotsiny?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.232